fanontaniana manitikitika?

1. lemenakely ( 16/09/2008 12:46)
Iza no tsara kokoa
Amour sans sexe sa sexe sans amour!
2. xxx ( 16/09/2008 16:59)
tsy dia haiko loatra hoe iza no tsara fa:
ny amour sans sexe amiko dia lazaina hoe amitié ary ny sexe sans amour indray dia mifono zvtr maro (fijangajangana, curiosité,fanalana azy, fanalana ilay mangidihidy fotsiny, sns...)
3. simplex ( 16/09/2008 17:01)

sao dia mba resa-bevavy ny an'la :)
ny lelah manko poinsa le faharoa ;-)

tsy vitan'ny hoe tsara kokoa fa tena ideal mintsy aza :°) :lol: :lol: :lol:

;-)
4. xxx ( 16/09/2008 17:03)
samy possible izy roa ireo.
5. kelly13 ( 16/09/2008 18:33)
kay zany simplex, hahahaha

6. nomenjara ( 16/09/2008 18:35)
kelly13:

kay zany simplex, hahahaha




izaho koa vao saika hanao remarque n'io voalzan'i simplex io.....lehilahy marina!

7. tywa68 ( 16/09/2008 19:31)
poy ! arakarak'ilay taonandrangahy koa :lol: :lol: tena tsy resa-behivavy zany :-D :-D
8. nomenjara ( 16/09/2008 19:52)
:-D Iny indray no tsy takatry ny saiko, hay tokoa moa rehefa manambady zokiny be dia resaka fitiavana fotsiny madio fa tsy misy sexe :-D
9. sakaizakely ( 16/09/2008 20:49)
zay njay le safidy tsy azo isafidianana
10. lemenakely ( 17/09/2008 09:05)
izaho mino fa mizara roa ny valiny ho an ny lehilahy dia ça va na sexe sans amour aza!fa ny an ny vehivavy aleony kokoa amour sans sexe ! nefa asa :?:
11. nomenjara ( 17/09/2008 09:45)
ny ahy aleoko aloha io e! kanefa asa tokoa rehefa eo amin'ny toerana na tena ho izay tokoa.
mizara roa izany ny lahy andaniny ny vavy ankilany....
ny lahy sans pitié aleony tsy misy amor amor fa ilay fafiny ihany no maha maika/.
12. vale ( 17/09/2008 11:27)
tena sarotra ny safidy ko. mila amour de mila sexe miaraka aminy, :-D
13. tsidina ( 17/09/2008 11:45)
mazava ho azy anie rehef amour dia manaraka hoazy ny sex e. Fa tsy amour zany raha tsy misy sex.
Ary ny sex sans amour amiko resaka prostitution zay, na ilay lelahy kosa ary mety possible hanapotika ilay sipa fotsiny, satri te hirehareha izy avy eo hoe " zah anie efa niaraka t@ 'iny sipa iny e".
Conclusion: samy ratsy reo safidy ireo
14. nathie86 ( 18/09/2008 06:56)
ben ny vhv ko afaka michouché sans amour ho an'lay io ny asany
D tsy ho possible mintsy za ny mifampisipa hendry be sy lay oe "zay tia mahandry eh"
15. tsiambaratelo ( 18/09/2008 19:06)
nathie86:
ben ny vhv ko afaka michouché sans amour ho an\'lay io ny asany D tsy ho possible mintsy za ny mifampisipa hendry be sy lay oe \"zay tia mahandry eh\"
Possible kah,misy namako zay any,izy sy ny sipany tsy mbola niaraka filana ara-nofo zany nefa 4taona niarahana,fa le kofa ndray hono a,raha vao mandré ny feonilay sipa wé izy de vita ny afera.De zarany lay sipa kou aza :-P nefa couple mafonja ry zareo a :-P
16. Papoose ( 18/09/2008 19:14)
8O 8O 8O 8O
17. naughtyboy ( 18/09/2008 21:03)
tsotsa ny filozofiany notty eto
amour plein de sexe et sexe plein d'amour
:roll: :-D =))
18. nomenjara ( 19/09/2008 05:25)
naughtyboy:

tsotsa ny filozofiany notty eto
amour plein de sexe et sexe plein d'amour
:roll: :-D =))


ho tanteraka anie izany amen!


:-D
19. nathie86 ( 19/09/2008 10:32)
tsiambaratelo:

le kofa ndray hono a,raha vao mandré ny feonilay sipa wé izy de vita ny afera.De zarany lay sipa kou aza :-P nefa couple mafonja ry zareo a :-P


tsy azoko
20. tywa68 ( 19/09/2008 10:59)
nathie86 : anontanio i papoose :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2081