fanontaniana manitikitika?
21. sakaizakely
(
19/09/2008 13:43)
ôtrôry le fanontaniana raha manitikitika e :-D :-D :-D :-D :-D :-D
tsiambaratelo ity kosa mahitra resaka be foana an ? :roll: :roll: :roll:
taiza kou no nisy oul 4 taona tsy...
tsiambaratelo ity kosa mahitra resaka be foana an ? :roll: :roll: :roll:
taiza kou no nisy oul 4 taona tsy...
24. vale
(
23/09/2008 12:46)
tsidina:k'efa we amour sans sexe ve ony koh?!
mazava ho azy anie rehef amour dia manaraka hoazy ny sex e. Fa tsy amour zany raha tsy misy sex.
Ary ny sex sans amour amiko resaka prostitution zay, na ilay lelahy kosa ary mety possible hanapotika ilay sipa fotsiny, satri te hirehareha izy avy eo hoe " zah anie efa niaraka t@ 'iny sipa iny e".
Conclusion: samy ratsy reo safidy ireo
:-D :-D
25. rastafarai
(
25/09/2008 00:15)
:roll: Ny amour sans sexe zany angamba alou sarotra b ra misy ny manome sexe sans amour...Ao anatin'ny fitiavana ny sexe ka tsy ampy izany ny fitiavana ra tsy misy an'io,d ra vo tsy ampy d mitady any an-kafa d manimba ilay amour avy eo, fa maninona moa no sans sexe ra misy ihany le amour?
Ny tsy misy amour aza manome :-D
Ny tsy misy amour aza manome :-D
27. kmikse
(
02/10/2008 15:04)
k'aiza dholo e io toy ny sakamalao sy havozo samy manan ny hanitra ho az d dikan'zan tsy hita oe ty tsara na ty ratsy fa ze mety @ dRangah atao. andramo daholo d ze mlay tazonin e sa aona? SAFIDY MANADALA! :twisted:
28. fijo
(
06/11/2008 23:00)
aleoko sexe tsy mandamour kle.kozy e,hifandany faladia kiraro fotsiny eny ve???aoka lahy
29. pisopiso
(
10/11/2008 10:19)
refa sex de miady ny ambany fa ra amour fotsiny de ny ambony foana alou d ataovy 69 r'ingahy naotra a!!
31. kotobekibo
(
21/11/2008 18:18)
F'angaha moa tena olana raha sexe tsy misy amour ?
Arakarakin'ny tsirairay io , ref mitovy ny tadin-dokanga hoe izao no hatao d izay .
Tsy anky forcer koa anie satria samy ahazo fafiny avy eo e!
Olondehibe mifanaiky d lasa izao . Fa kosa mba mila discretion fa tsy aseho eran'ny tanàna . :P
Arakarakin'ny tsirairay io , ref mitovy ny tadin-dokanga hoe izao no hatao d izay .
Tsy anky forcer koa anie satria samy ahazo fafiny avy eo e!
Olondehibe mifanaiky d lasa izao . Fa kosa mba mila discretion fa tsy aseho eran'ny tanàna . :P