HETSIKA SOSIALY

1. naritsimba ( 16/09/2008 05:04)
Hisy hetsika sôsialy ataon'ny NSD alohan'ny krismasy, izany dia araka ny nifanarahana taorian'ny fanatanterahana ilay cabaret concert. Efa nisy ny fanampiana izay nataon'ny namana serasera dago ilay zaza nodidiana teny @ HJRA ary notohizana fanampiana sy fitsidihana izay natao tany Mahajanga.
Ny hetsika manaraka dia ny fanampiana ny Hôpitalin'ny Marary hoditra (Boka) any Manankavaly.
Ho henontsika eto ihany ny fanazavana fanampiny, fa dia aoka samy hiomana.
novalian'i lo ny 20/10/2008 08:58
2. ravatorano ( 16/09/2008 05:32)
marina izany ra naritsimba an !
zahay aloha dia efa vonona fa ny fotoana sisa alamina e
manentana ny namana maro koa mba hanatevin-daharana amin' io hetsika izay hatao atsy ho atsy io !
3. thiel ( 16/09/2008 06:22)
Ary izaho nieritreritra hoe "hetsika sôsy @ alina".Mazoto foana isika ê.Hitantsika @ izany fa mihitatra ihany ny hetsika ataon'ny NSD.Koa dia manentana antsika jiaby hiara-hifarimbona fa ho lasa lavitra ity fikambanana ity.
4. ANARIM ( 16/09/2008 12:24)
mazotoa dia mirary soa dia misaotra e!
5. naritsimba ( 16/09/2008 12:45)
ANARIM>>> isika rehetra eh!
6. thiel ( 17/09/2008 08:58)
ANARIM:

mazotoa dia mirary soa dia misaotra e!

Ohatra ny tsy azoko indray izany film-nao izany

:?:
7. angotiko ( 17/09/2008 10:14)
thiel: hihihihihi (boule moi ça mdrrrrrrrrr)
8. ravatorano ( 17/09/2008 11:14)
thiel < inn ny titre en'ilay film kle :-P :-P :-P
9. naritsimba ( 17/09/2008 13:15)
angotiko> thiel> hiezaka hifandray @ drizareo any @ Hoitalin'ny Manakavaly zà dia ho hita eo, ny fotoana no ho jerena, ny olana dia an-davanandro no tena ahatratrarana an-drizareo any ka asa na ho afaka i raprezy na ahoana?
10. thiel ( 17/09/2008 13:31)
naritsimba:

angotiko> thiel> hiezaka hifandray @ drizareo any @ Hoitalin'ny Manakavaly zà dia ho hita eo, ny fotoana no ho jerena, ny olana dia an-davanandro no tena ahatratrarana an-drizareo any ka asa na ho afaka i raprezy na ahoana?

Dia manantena anao @ fihetsiketsehina izany ny aty. Toa tsy vitan'ny hanome zavatra intsony hono fa mi-se mettre la main dans la pâte mihintsy toy ny fandokoana trano ohatra,tsy quoi fa revy daholo izany.

11. angotiko ( 17/09/2008 16:37)
thiel: hihihii ok fotsiny fa hiasa kooo

ravatorano: tsy hainao ve le titre eh "les aventures d ho ahy samy irery sy ho anao irery" d hatramin'zao ve enao d tsy mbola kôpy ihany eh, fa firy taona moa enao io no tato amin'ny serasera no titre film avy tsy hainao,

naritsimba: ok d misaotra anao amin' fandavatenanao kooo, ka teneno d ny mialoha izy d maka congé eh,
d mba lazao mialoha ihany ko zahay sao d mba afaka
12. angotiko ( 17/09/2008 16:54)
thiel: fa nga ianao tsy handeha hisava lalana any eh, ok aza raha tsy afaka fa amin'ny fotoana tena izy zany
13. sipagasy ( 17/09/2008 20:08)
:-* indrisy ny maso sisa no mipitrapitra e!!! :snif: :snif:

mazotoa sy mahereza daholo e!
14. thiel ( 18/09/2008 05:13)
angotiko:

thiel: fa nga ianao tsy handeha hisava lalana any eh, ok aza raha tsy afaka fa amin'ny fotoana tena izy zany


Sao dia boka mialoha any ny tenanay fa aleo samy miaraka dia samy tratra

8-)
15. ravatorano ( 18/09/2008 05:28)
inn ndray zao resaka boka izao kle :-P :-P :-P

thiel < tsiss tratra mialoha izany e :-D :-D :-D

fa tsara marina ny miaraka nefa ny misava lalana koa tsy maintsy misy e sa aoana ra nary sy raprrr =D> ^:^
16. thiel ( 18/09/2008 06:03)
Marina izany Ravato,fa ny làlana mankany anie toa ratsy2 ihany ê!
Tsy quoi fa raha afaka misava làlana koa ny tenanay dia handeha, savasavao re ny làlana ô... :-D .
17. glou ( 18/09/2008 14:34)
tssssss, n' importe koi tssss:
Mpandefa : thiel [ Valio ] 18-09-2008 07:13:15
Lohateny : Re : HETSIKA SOSIALY

Hoy i angotiko:

thiel: fa nga ianao tsy handeha hisava lalana any eh, ok aza raha tsy afaka fa amin'ny fotoana tena izy zany


Sao dia boka mialoha any ny tenanay fa aleo samy miaraka dia samy tratra
savasavao re ny làlana ô..
8-) :roll: ;-)
18. angotiko ( 18/09/2008 16:47)
glou: thiel ihany io an, fa hanao fangalapiery anie tsika ry glou d izy no boka eh mdrrrr

thiel: tena ataovy afaka fa za raha afaka i ravato d afaka za hihihih
zany mou ravato ô

19. thiel ( 19/09/2008 07:28)
angotiko:

glou: thiel ihany io an, fa hanao fangalapiery anie tsika ry glou d izy no boka eh mdrrrr

thiel: tena ataovy afaka fa za raha afaka i ravato d afaka za hihihih
zany mou ravato ô



Lazao fotsiny ny fotoana dia ho avy ê! Fa izao:mandalo kely eo Ambohimangakely misotro ron'akoho,tena ron'akoho â!
Sao dia tsy fangalapiery intsony no atao any ry angotiko, ala be anie ny any ka sao tsy hita eo intsony ny sasany.

20. naritsimba ( 24/09/2008 13:35)
thiel>> aleo alamina tsara izany ny prô eh! dia mba maro² no mandeha mialoha any.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4386