tsy ratsy indray iny

1. bazylou ( 15/09/2008 20:55)
efa mamofona fifidianana 2012 sahady ny DAgo. fizarana cahier, esty , fizarana mofo ary, dai misy mirehaka sahady hoe politika sosialy hono no ataon'i ra8!!!
Asa mba hainy marina ve no dikan'ny hoe politika sosialy e?? asa aloha ee :-D :-D :-D
novalian'i penguin ny 17/09/2008 14:27
2. vale ( 16/09/2008 06:25)
...mbola lavitra izany 2012 izany ko;mba te hizara ftsn angamba izay. :roll:
3. vale ( 16/09/2008 06:40)
oups! IZY fa tsy "izay", ;-)
4. nathie86 ( 16/09/2008 10:16)
Enao zany mihevitra oe plitikan'ny fanomanana fifidianana no ataony zao, ra ny eto andrenivohitra indray d tsy ho azon'ny @zany eh, ny any ambanivohitra any iany angamba.
5. xxx ( 16/09/2008 11:05)
aza manao an'izany enao ry naty enina amby valopolo fa ny nanosika an'azy ho eo amin'ny fitondrana aza dia ny andrenivohitra indrindra.
6. kidoropamba ( 16/09/2008 12:22)
Ie! efa manomboka mihitsy ny fanomanana ny fifidianana @ 2012. Fa ity misy zavatra nampalahelo aho omaly: Raha mbola variana milaha-bary tery @ Magro dia nisy bandy tao @ TIM moa niteniteny aho hoe tsy tokony manohana an'i filoha hajaina intsony hono aho. Satria izay rehetra tohanako hono dia mitsikefona ary midaboka daolidaoly. menatra aho teo imasom-bahoaka nilazAna an'izany ka nampalahelo ahy ilay izy.

Fa raha izany no fiheverany ahy, dia tohanako mihitsy ny filoha hajaina @ 2012, dia ho hita eo na "ambasadaoro" no hiafarako na manantevindaharana anareo any ivelany any satria voa sesitany. dE touty lai FAsaon, tsy maintsy any ivelany foana no hiafarako.

Ravalomanana ihany sa tsy izy intsony...? :?:
7. nathie86 ( 17/09/2008 11:45)
nataoko iany ny tsy hiteny fa ty kidoropaka ity ôtrany sampona izany.
-> xxx: ka ra @ zao zany tsy anjofaka intsony eh, hafa ny taloha, alain'ny olona ny entana fa zay tiany iany no arotsany anaty urne
8. xxx ( 17/09/2008 13:12)
Ny tenako indray dia olona mankasitraka ity kidoropamba ity hatramin'izay ka hatramin'izao, fa rehefa tena mieritreritra marina aho mety olona sampotsapona izay tokoa izy ity :D
9. penguin ( 17/09/2008 14:27)
Aza milalao voromaty fa peho raha nofa e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1422