2 Ariary
1. Bita
(
11/09/2008 14:37)
Nisy mpanankarena iray nandeha hividy fiara vaovao. Vola be iray kitapo 3 alina ariary no vidin' ilay fiara. Tonga ilay rangahy niaraka @ kitapo feno vola be. Rehefa tonga teo anoloan#ny caisse ary izy tsy ampy 2 ariary monja ilay vola ary dia tsy nomen'ny mpivarotra ilay fiara satria izay no vidiny dia izay no aloha. Mba andraso kely hoy ilay Rangahy mpividy fa hiverina vetivety aho.
Lasa nandeha nangataka t@ ireny mpangataka ireny ilay Rangahy: Azafady mba omeo 2 Ariary monja re aho e! Dia gaga ilay mpangataka. Fa ataon'ingahy inona 2 Ariary. Izaho mangataka 100 Ariary koa 2 Ariary ahazo inona? Dia hoy ilay mpividy fiara. hividianako fiara. Dia hoy ilay Mpangataka: Omeko 20 Ariary ianao dia mba hitondray fiara iray koa ary aho.
:^) :^) :^)

novalian'i Simpona ny 30/09/2008 10:37
2. Noue
(
11/09/2008 16:16)
dia mety mahazo fiara koa anié izany ilay mpangataka2 eee! hividianana an'ireny fiara kely vita @ boaty coca ireny :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D