Petrole

1. gasyjean ( 10/09/2008 17:25)
Mba hono aho ry zareo,saika mba hanontany aho hoe; mba nanahoana ihany ny fandehan'ilay petrole ao Tsiminoro moa sa aiza izy izay? Toa tsy hita soritra eo amin'ny fiainana an-davan'andro akory na amin'ny fanaovana infrastricture sa efa tsy an'gasy intsony sahady??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1892