Ampio aho reto fa marary be zany adohako zany
1. ganakely
(
11/09/2008 10:43)
Mafy ty manambady ty re olona @ izao fotoana izao an satri refa ti-nao le olon de manankevitra hiroso @ rara enao. Nefa vao latsaka ny dinidinika de lany mbakan'ilay vola nifoforanao tanaty taona maro de miditra trosa refaveo.
Tafiditra ny trosa ts mety ndray lay zanak'olona satri ny hanambadiana hono hiadanana ka ts tantiny ny hiaina anaty fiafina mandrapahatapitry ny trosa t@ rara. Vaky mints ny saiko, efa tady hivoraka ny lohako.... De inona re ny hataoko eh? Ampio ao reto an!

novalian'i ni81 ny 23/09/2008 12:10
2. pp87
(
11/09/2008 10:54)
ganakely:
Mafy ty manambady ty re olona @ izao fotoana izao an satri refa ti-nao le olon de manankevitra hiroso @ rara enao. Nefa vao latsaka ny dinidinika de lany mbakan'ilay vola nifoforanao tanaty taona maro de miditra trosa refaveo.
Tafiditra ny trosa ts mety ndray lay zanak'olona satri ny hanambadiana hono hiadanana ka ts tantiny ny hiaina anaty fiafina mandrapahatapitry ny trosa t@ rara. Vaky mints ny saiko, efa tady hivoraka ny lohako.... De inona re ny hataoko eh? Ampio ao reto an!
mba azavao tsara ganakely ny tinao lazaina ftsy azoko mitsy a!te anoro evtranao za nefa ts tena azoko le votoatindresaka
3. fahamarinana
(
11/09/2008 11:02)
:arrow: ganakely : dia satria efa natao ihany ilay trosa dia tsy maintsy efaina zany aloha...avy akeo koa mamaha ny olana hafa mikasika anareo roa.Raha olona 2 koa no maerina azy dia poa tahaka izay ny ahavitana azy...io moa zany azo atao hoe sitrapo satria azo atao koa anie ny manao raharaha tsy ampidiram-bola be e :raha manana tsara,fa raha tsy manana dia tokony nieritreritra ihany koa alohan'ny hanaovana azy....saingy indrisy fa efa tara loatra dia assumer-na ny olana eo anoloana.Izay izao no fanampiana azoko omena ano,dia tandremo amin'ny sisa e. :) (l)
4. tsihataorana
(
11/09/2008 11:08)
Manana sipa izy, te hanao manao mariazy. Tsy ampy ny sôsiny. Miheritreritra ny hitrosa izy. Lay sipa anefa sady te hatao mariazy no te hiadana ao anaty fanambadina. Aorian'ny mariazy nefa i Ganakely mbola handoa trosan'ny mariazy. Zay no blèm'lery.
5. fahamarinana
(
11/09/2008 11:10)
ganakely ao @ dinika ambadika ao:
Ankino à Atra fona ry pp87 fa tsis ra ts tanteraka raha mivavaka fa indrindra refa tia. De tohizo fona ny fitiavanao azy ary hajao fona izy.
:arrow: io no voalazanao ao ambadika ao ka hitako fa tena mety amin'ny sutuation-nao izao koa dia mahereza e... :) (l)
6. pp87
(
11/09/2008 11:12)
ary enao ganakely a! finan tena tinao atao @le afatra nalefanao t@na iny nefa kay enao zany..........atsika sy enao iany io a! le confidentiel.
7. fahamarinana
(
11/09/2008 11:17)
:arrow: :-D :-D mifanaraha ao nareo aloha samy mamaha olana..dia mahereza daholo.!!! (l)
8. ganakely
(
11/09/2008 11:23)
Misaotra anao ry Fahamarinana eh! Ka ny mame morale ange haiko tsara fa refa aty amiko lay blème de ts hitako ny solution.
Mlay be lay confidentiel ry pp87 . Aleo ketrehantsika roa mitsam ihany ary lay blèm de hovahantsika miadana eo ary.
Mlay be lay confidentiel ry pp87 . Aleo ketrehantsika roa mitsam ihany ary lay blèm de hovahantsika miadana eo ary.
9. namana2008
(
11/09/2008 11:40)
tokony refa itanao fa ahafaty anao dia tsy niditra enao. natao tsotsotra ny mariazy zany oe ny piray tampo ami dada sy neny d zay.
ny olona no voky fa nareo no sairana. tsisy azo atao. forcéo izy itady vola hanampy anao hanefa ny trosa satria fety niaraha-nifaly le nandanina vola fa tsy revinao irery.
ra tsy te hiafy iany koa izy dia asaivo mitady vola. TANDREMO ANEFA fa raha sipa otranizany dia tsy menatra ny hanitsaka anao raha vao maita bandy be vola any amzay asany any.
sarotra be ny toerana misy anao fa zao e. ankoatran'ny asanao dia mitadiava bizina madinika eny hanapiana ny ao atrano faza mihonona amze azo isam-bolana.
mahereza e

10. Noue
(
11/09/2008 15:41)
ganakely:nga dia tsy mba niresaka aloha ianareo alohan'ny nanaovana an'io trosa io alohan'ny fanambadiana?
Tafiditra ny trosa ts mety ndray lay zanak'olona satri ny hanambadiana hono hiadanana ka ts tantiny ny hiaina anaty fiafina mandrapahatapitry ny trosa t@ rara.
12. vale
(
11/09/2008 17:18)
Tsy vonona amin'ny le hoe fiainana mizaka ny mafy na ny mora amin'ny rehetra miseho le fiançaille-nao izany ka tsy misy ny azonao atao afa-tsy ny manatanteraka io tanjonareo io raha tinao izy, raha zà alou ny tam toeranao de nadaboko tany eee, atao inn koa izany "namana" tsy te hisahirana izany? tsy hoe manakivy anao zà fa zay ny marina koh! hummm, mahatezitra be ny mamaky le izy! soloy any rangah aa! nga izy irery ny vhv, no tsy maintsy arahana, ny sitrampony, hitany fe mba tia anazy enao de manararaotra ery! hummmmm!! mahereza!! :( :-* :-* :-*
13. pp87
(
12/09/2008 05:05)
ganakely:
Misaotra anao ry Fahamarinana eh! Ka ny mame morale ange haiko tsara fa refa aty amiko lay blème de ts hitako ny solution.
Mlay be lay confidentiel ry pp87 . Aleo ketrehantsika roa mitsam ihany ary lay blèm de hovahantsika miadana eo ary.
Ataovy ze ilaminanareo alouftsika pinamana eny fona , ny lalao mbola oela.ra tena tinao izy de ataovy fona alou ze aitana solution fmatou natao nisy ny blem de natao isy ko ny solution.zay de akino @Tompo fona fizy rery iany no maay ny zavatra reetra
14. fahamarinana
(
12/09/2008 05:29)
:arrow: tsetsatsetsa tsy aritro ihany ity f'aza atao mahasorena akory :sarotra be ve ilay manoratra teny malagasy tsotra noho io manao firesaka sms fanaonareo io ? Somary manahirana ahy ihany ny mamaky azy ndraindray fa eritreritro moa iny... :) (l)
15. ni81
(
12/09/2008 05:56)
tsetsatsetsa tsy aritro ihany ity f'aza atao mahasorena akory :sarotra be ve ilay manoratra teny malagasy tsotra noho io manao firesaka sms fanaonareo io ? Somary manahirana ahy ihany ny mamaky azy ndraindray fa eritreritro moa iny...Misy vitsivitsy ihany isika no tsy maharaka io fanoratry ry zareo io. I kelly13 aza moa indray mandeha izay nitady mpandika teny mihitsy :lol: :lol:
16. Eumilianah
(
12/09/2008 06:07)
Mba lalina koa zany najo anao zay ry Ganakely an! Tena marina fa ts tena tia anao lay vadinao fa par intérêt be. Ny vevavy ko anie ndraindray sarotiavina é! Nis aza n sasany ts mipetaka @ hazo tsis didiny ka ho aiza moa eh! mivavà de mahereza fa izay no anjara.
17. fahamarinana
(
12/09/2008 08:15)
ni:
Misy vitsivitsy ihany isika no tsy maharaka io fanoratry ry zareo io. I kelly13 aza moa indray mandeha izay nitady mpandika teny mihitsy
:arrow: angamba zà koa no efa antitra :-D fa sahirana ihany amin'ny farany e,ilay sao dia mandray vilana anie no tsy mety dia tsara raha mazava indrindra raha mila fanampiana ilay olona mametraka dinika fa iny moa samy manana ny safidiny koa.. :) (l)
18. kelly13
(
12/09/2008 16:28)
fahamarinana>misy ankizy zay ato (tsy tadidiko ny ps-ny) refa manoratra oe "hevitra" izy d tsy mba oe "evitra" farafaratsiny fa ataony oe "evtra", d aveo za mamaky d inn aza no dikan'izany "evtrà"? sao d efa antitra marina aza isika tsy maharaka ny tenin-jatovo? :roll:
19. fahamarinana
(
12/09/2008 16:32)
:arrow: ndao atao hoe hoe antitra ary ka tsa maharaka intsony... :) (l)