Ampio aho reto fa marary be zany adohako zany
22. Tokinao
(
13/09/2008 18:31)
ganakely:
Mafy ty manambady ty re olona @ izao fotoana izao an satri refa ti-nao le olon de manankevitra hiroso @ rara enao. Nefa vao latsaka ny dinidinika de lany mbakan'ilay vola nifoforanao tanaty taona maro de miditra trosa refaveo.
Tafiditra ny trosa ts mety ndray lay zanak'olona satri ny hanambadiana hono hiadanana ka ts tantiny ny hiaina anaty fiafina mandrapahatapitry ny trosa t@ rara. Vaky mints ny saiko, efa tady hivoraka ny lohako.... De inona re ny hataoko eh? Ampio ao reto an!
raha izaho aloha dia tsotra e :
resaho izy : inona no tianao ? hitrosa ve isika dia avy eo manefa, sa ... atao tsotsotra ny raharaha ?
Raha mitady fety be izy no sady tsy hahatanty hiafy avy eo. Dia ialao! tapitra.
Tsy izay tiana akory no alaina vady fa izay mifankatia amin'ny tena.
23. ni81
(
13/09/2008 18:36)
Tsy izay tiana akory no alaina vady fa izay mifankatia amin'ny tena.=D> =D> =D>
24. Herimiafina
(
13/09/2008 18:47)
Fa iza no mitady hanao mariazy be ilay bandy mitrosa be, sa ilay rasipa tsy mety hiaina amina trosa? :^)
Sao kosa dia i ganakely no te-hanao mariazy manetriketrika ka tsy maintsy mitrosa, raha tsy hoe fomban'ny tany tsy azo ialana angaha! :^)
Sao kosa dia i ganakely no te-hanao mariazy manetriketrika ka tsy maintsy mitrosa, raha tsy hoe fomban'ny tany tsy azo ialana angaha! :^)
25. Veloo
(
15/09/2008 13:40)
vale [ Valio ] 11-09-2008 19:18:56
Lohateny : Re : Ampio aho reto fa marary be zany adohako zany
Tsy vonona amin'ny le hoe fiainana mizaka ny mafy na ny mora amin'ny rehetra miseho le fiançaille-nao izany ka tsy misy ny azonao atao afa-tsy ny manatanteraka io tanjonareo io raha tinao izy, raha zà alou ny tam toeranao de nadaboko tany eee, atao inn koa izany "namana" tsy te hisahirana izany? tsy hoe manakivy anao zà fa zay ny marina koh! hummm, mahatezitra be ny mamaky le izy! soloy any rangah aa! nga izy irery ny vhv, no tsy maintsy arahana, ny sitrampony, hitany fe mba tia anazy enao de manararaotra ery! hummmmm!! mahereza!!
sy ity
Eumilianah [ Valio ] 12-09-2008 08:07:21
Lohateny : Re : Ampio aho reto fa marary be zany adohako zany
Mba lalina koa zany najo anao zay ry Ganakely an! Tena marina fa ts tena tia anao lay vadinao fa par intérêt be. Ny vevavy ko anie ndraindray sarotiavina é! Nis aza n sasany ts mipetaka @ hazo tsis didiny ka ho aiza moa eh! mivavà de mahereza fa izay no anjara.
miombo-kevitra am'izy roa ireo aho
27. playboys
(
22/09/2008 20:56)
tsotra ny lazaiko anao aza tia mitrosa fa ratsy b sady ts milamina ny saina ,ary refa ts te hiara-hitady aminao izy dia hialao fa avy eo afaka foana ny alahelo :-o
29. fahamarinana
(
23/09/2008 06:33)
:arrow: k'efa tsy marary andoha intsony zany ganakely fa mahay mamaly hoe :
" zany mintsy eh!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! "(l)
" zany mintsy eh!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! "(l)
30. tsikikely
(
23/09/2008 11:53)
Hevitra hafa, atao tsotra ny raharaha, asaina daholo ny fianakaviana sy ny namana, ny mofomamy sy ny ranom-boankazo no zaraina eo am-baravaran'ny fiangonana dia samy vita. Misy tsy tia io hevitra io satria ilay vehivavy na lehilahy tia voninahitra na sehoseho. Tsy aleo laniana amin'ny kojakojan-tokatrano ny vola ?
Raha ny lohanao indray, mihinana ASPIRINE, resaho tsara ramatoa.
Mahareta hatramin'ny farany hotahian'Andriamanitra.
Raha ny lohanao indray, mihinana ASPIRINE, resaho tsara ramatoa.
Mahareta hatramin'ny farany hotahian'Andriamanitra.
31. ni81
(
23/09/2008 12:10)
Hevitra hafa, atao tsotra ny raharaha, asaina daholo ny fianakaviana sy ny namana, ny mofomamy sy ny ranom-boankazo no zaraina eo am-baravaran'ny fiangonana dia samy vita. Misy tsy tia io hevitra io satria ilay vehivavy na lehilahy tia voninahitra na sehoseho. Tsy aleo laniana amin'ny kojakojan-tokatrano ny vola ?tena tsotra tokoa sady tsy mahabe fahasahiranana an!
Raha ny lohanao indray, mihinana ASPIRINE, resaho tsara ramatoa.
Mahareta hatramin'ny farany hotahian'Andriamanitra.
Ny cousine-ko mipetraka aty frantsa nanao toy izany mihitsy. Nandeha nanao mariazy tany dago izy ireo ( ny rainy no nanao ny fanamasinana satria izy pasitera rahateo) dia nozaraina teo am-baravaran'ny fiangonana ny mofomamy dia samy niparitaka ny rehetra avy eo.
