hin!hin!hin!, nitilina any ivelany indray ny filohantsika
1. kidoropamba
(
06/09/2008 10:58)
Mazana hoa ity filoha hajaina ity marina e.
Tadidiko raha vao nivaoka t@ kirizy isika t@ 2002 ka na dia ny sakafon'ny zana-bahoaka aza tsy nisy dia Air force OuANY be izao no novidian'i filoha hajaina.
Io indray fa mandeha rezErva ny firenena dia lasa lery mitsangatsangana any ivelany any, ary manararaotra ny hanaovana tour dE MonDi.
Ny tena nahagaga ahy dia lasa tany Zambia lery nijery ny fatin'i filoha zambiana ka vola maromaro no lany tany.
Io no tena hitiavako an'ity filoha hajaina Ravalomanana ity: Fitiavany manao Tour dE MonDi amin'ny volambahoaka satria tsy misy okaZion intsony hanaovana an'io rehefa tsy eo @ fitondrAna izy.
Maranitsaina hoa ity bandy ity.
Ravalomanana ihany fa... :x

répondu par kidoropamba le 06/10/2008 12:53
2. xxx
(
06/09/2008 12:58)
soso-kevitra, soso-kevitra: fa maninona RA8 raha atao hoe mpanjakan'ny gasikara amin'izay e! (atao ofisialy zany an). Amin'izay mba mahita asa ny gasy rehetra, miasa ho an'azy tsinona.
3. kidoropamba
(
06/09/2008 16:03)
Ahaona marina izy ity ry leretsy fa vao nahazo vaovao aho aninkeo hoe toa efa miana-kendry hitsaoka ny filoha hajaina Ravalomanana fa atao hoe fivoahana any ivelany fotsiny?
Efa vita rafitra ny emploi dE tAmps an'i nedala ka toa misy fivoahana in-mpolo @ ity septambra ity ary in-15 @ oktobra.
Ny antony moa dia hoe: Fitadiavana vola.
Zaho mantsy somary gagagaga raha nahita hoa nandeha namagy fatin'i zambiana lery kanefa ny vola lany @ solika, ny ekiazy sy ny sisa dia midangana be, kanefa handeha hanao "ray-nay any andanitra foana no anton-dia any zambia.
Mila konfirme-na aloha ilay vaovao fa mbola tsy dia mazava loatra.
Tena mety tsy ho Ravalomanana intsony raha... :twisted:

5. kidoropamba
(
08/09/2008 16:16)
Raha vao niverina avy any swaziland ny filoha hajaina dia tapa-kevitra fa hanao autorouty. legona a. Tena maranitsaina ity filohantsika ity. Tsy misy pilanina fa tonga dia resaka tip top dolidoly ny zavatra rehetra. Milay hoa ity filoha ity ka.
Vokatr'ireny nOunOu be an'ireo vadin'ingahy mpanjakan'i swaziland (miisa telopolo mahery) ny filohantsika ka nahita autorouty tampoka tsle.
Tokony mba nitondran'i filoha hajaina kely ange ny gasy mba nilalaovana nOunOu sahala amin'ilay hiran'i tompokolahy jean freddy hoe: "Ity nOunOu, ity NounOu anao koa hidôla, ity Nounou, ity nounou aboa völa!".
Nandeha nijery Nounou andry zareo swaziland izany no nandaniantsika vola be t@ fitsangatsanganana any ivelany.
Mazana ity filoha hajaina ity marina mafy.
Tena efa mampitolagaga ka asa mbola Ravalomanana ihany... :x ?

6. karavasy
(
12/09/2008 07:31)
Ny milay tsy misy afatsy i kidoropaimbo, nanas, bazylou, naughtyboy, badboy, patric2002 sns. Ireo no andrasana saingy mapalahelo fa tsy mety mampiditra baolina.
8. kidoropamba
(
22/09/2008 17:53)
Hikabary ery ambony pilopitran'i z'ONU ny filoha hajaina rahampitso. Ny votoatindresaka aloha izao dia mety hataka vola hiadina @ terorisma. Ny sikilônina mantsy mbola ho ela.
Hitombo indray ny sary ao anaty alibAOma satria hiakatra pilopitra indray ny akitera gasy.
ts'le....Mazana hoa ity filoha Ravalomanana ity 8-)

9. kidoropamba
(
06/10/2008 12:53)
Efa nolazaiko teto fa maromaro hoa ny pirogiraman'i filoha hajaina amin'ny fitsangatsanganana any ivelany satria matahotra ny adabok'ireo mpanohitra nedala ka miomankomana amin'ny fandosirana any ivelany.
Ho hitanareo fa miverina kely indray eto dago izy raha somary kalma kely ny raharaha.
hin!hin!hin!hin!
8O 8O 8O 8O