tsy miteniteny foana ny olona fa misy dikany avokoa...

1. xxx ( 07/09/2008 09:57)

hay ve misy dikany positif ilay hoe ataoko mihinana ny amaniny fa tsy voatery hoe negatif araka ny fahazoan'ny be sy ny maro azy e.

Ny antony ilazana izany dia rehefa nijery site ity http://naturinologie.info/bienvenue.html
http://naturinologie.info/temoignages_prov_lec.htm#Fatigue_etc...
http://naturinologie.info/ressources_amazon_fr.htm#Elexir_de_vie aho dia lasa eritreritra ihany hoe: misy fahamarinany ve io?

mbola tsy resy lahatra mihinana izany amani'ny tena izany aloha fa lasa eritreritra fotsiny , ambonin'izany mba misy io Mme gasy io koa mbola manamafy sy namoaka boky ka hoy aho hoe mety mandaitra ihany ilay izy.

Somary mampiomehy ihany ilay izy amin'ny voalohany fa rehefa mamaky dia mahaliana ny vokatra azo amin'ny amanintsika.



2. xxx ( 07/09/2008 10:34)
Bienvenue
Bienvenue à ce site Internet qui peut changer votre vie. Si vous tenez à rester jeune, demeurer en bonne santé et prévenir les maladies prenez la peine de naviguer sur ce site.
On vous propose ici une avenue inédite sure et efficace vers une santé à toute épreuve soit la thérapie par l’urine. Oui vous avez bien lu, l’urine est le remède naturel le plus précieux que vous possédez. D'après les auteurs et de nombreux témoignages, boire un verre d’urine fraîche tous les matins peut vous désintoxiquer, vous régénérer. Ce remède naturel ancestral est redécouvert dans plusieurs coins de la planète. Cinq millions d’allemands entre autre sont des adeptes, trois millions de chinois, deux millions de japonais et on ne les compte plus aux Indes. C’est une thérapie sure qui a déjà fait l’objet de centaines d’études scientifiques. Je ne suis pas une scientifique, mais j’ai constaté par la pratique les immenses bienfaits de cette thérapie et par ce site je fournis une variété d’informations sur la pratique de la thérapie et l’importance d’un approche globale à une santé enrichie dont une bonne alimentation. (P.S. - Voir ce qu'est en réalité l'urine)

L'information en anglais est plus volumineuse et il y a peu d'information en langue française sur internet. Le site sera traduit plus tard en anglais. Vous pouvez toutefois vous rendre sur cette page pour y trouver des liens à des articles, des témoignages, des recettes et autre ressources en anglais.
P.S. Ce site est en construction perpétuelle. L'information est ajoutée au fur et à mesure que le temps le permet.


--------------------------------------------------------------------------------
ataoko eto ry xxx mba ho mora vakiana an!
3. xxx ( 07/09/2008 10:36)
rehefa vonona dia misotra urine vao maraina izany si c pour la santé 8)
4. xxx ( 07/09/2008 10:48)
xxx:

rehefa vonona dia misotra urine vao maraina izany si c pour la santé 8)



hanandrana mihintsy izao raha vao vonona
ny fanazavana izany dia hoe: vao mifoha maraina iny ka andeha hipipi dia ny eo ampovoany no tatazana ary sotroina ao anatin'ny folo minitra en une gorgee, tsy azo sotroina mihoatra io 10mn io fa tsy mety
5. Noue ( 07/09/2008 12:25)
dia mahereza misotro aza ! :wink: :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. Noue ( 07/09/2008 12:29)
xxx:

hay ve misy dikany positif ilay hoe ataoko mihinana ny amaniny fa tsy voatery hoe negatif araka ny fahazoan'ny be sy ny maro azy e.
ka @ gasy kosa angamba ilay fiteny azy no raisina ho zavatra hafa satria ilay pipy anié sotrohina fa tsy ho hanina e !

ohatra zao hoe mihinan-tainy eo io raha manao an'zany !

(ny tay no hanina eto fa tsy ny pipy) ilay fomba filaza azy angamba no mampihova ny heviny sa ahoana ?


7. ikaretsaka ( 07/09/2008 13:24)
mazotoa misotro ao e
8. kelly13 ( 08/09/2008 06:34)
tô tsy eken'ny saiko le izy ka brrrr
9. ratonga ( 08/09/2008 07:58)
bon ap fa zah tsy izy :°)
10. Noue ( 08/09/2008 08:07)
zany hono e !

"Les esprits sont comme les parachutes, ils ne servent que lorsqu'ils sont ouverts"

L'urinothérapie n'est autre que l'usage interne et externe de notre propre urine dans un but thérapeutique :


sur la peau, sur les cheveux,
en gouttes dans les yeux ou (et) les oreilles,
en lavements intestinaux,
en douches vaginales,
en compresses humides,
en gargarismes,
en boisson médicinale
en bains de siège, de pieds..
pour se laver le corps, les cheveux. L'urine illumine la chevelure. C'est le champoing des femmes esquimaudes.

Ce que l'on considère comme déchets est une véritable réserve de substances riches en nutriments. L'urinothérapie utilise le même procédé que l'arbre, qui recycle son compost. Les arbres poussent et produisent mieux, quand ils sont nourris par la décomposition de leurs propres feuilles.

Burk, c'est sale ! C'est ce qu'on nous a toujours répété... Il ne nous viendrait même pas à l'idée de remettre en question cette croyance.

ATTENTION : Les matières fécales ne sont pas comparables à l'urine. Elles sont de vrais déchets.
L'urine est le sous-produit du filtrage du sang, et non, le résidu de ce filtrage.
11. tsiambaratelo ( 08/09/2008 14:09)
xxx:
Bienvenue Bienvenue à ce site Internet qui peut changer votre vie. Si vous tenez à rester jeune, demeurer en bonne santé et prévenir les maladies prenez la peine de naviguer sur ce site. On vous propose ici une avenue inédite sure et efficace vers une santé à toute épreuve soit la thérapie par l\'urine. Oui vous avez bien lu, l\'urine est le remède naturel le plus précieux que vous possédez. D\'après les auteurs et de nombreux témoignages, boire un verre d\'urine fraîche tous les matins peut vous désintoxiquer, vous régénérer. Ce remède naturel ancestral est redécouvert dans plusieurs coins de la planète. Cinq millions d\'allemands entre autre sont des adeptes, trois millions de chinois, deux millions de japonais et on ne les compte plus aux Indes. C\'est une thérapie sure qui a déjà fait l\'objet de centaines d\'études scientifiques. Je ne suis pas une scientifique, mais j\'ai constaté par la pratique les immenses bienfaits de cette thérapie et par ce site je fournis une variété d\'informations sur la pratique de la thérapie et l\'importance d\'un approche globale à une santé enrichie dont une bonne alimentation. (P.S. - Voir ce qu\'est en réalité l\'urine) L\'information en anglais est plus volumineuse et il y a peu d\'information en langue française sur internet. Le site sera traduit plus tard en anglais. Vous pouvez toutefois vous rendre sur cette page pour y trouver des liens à des articles, des témoignages, des recettes et autre ressources en anglais. P.S. Ce site est en construction perpétuelle. L\'information est ajoutée au fur et à mesure que le temps le permet. -------------------------------------------------------------------------------- ataoko eto ry xxx mba ho mora vakiana an!
ny pipi aza ve misy microbe de andeha sotroina ndray.Raha mahasitrana ny amany de nisotro koa ny voany Sida de sitrana.Ny fanaovana fanatanjahan-tena no mahatanora sy mahasalama!:lol::lol::lol::D
12. ssendra ( 08/09/2008 14:23)
tandremo fa misy mpanao fanatanjahantena manavy marary an! :lol:
13. tsiambaratelo ( 08/09/2008 14:23)
xxx:


hay ve misy dikany positif ilay hoe ataoko mihinana ny amaniny fa tsy voatery hoe negatif araka ny fahazoan'ny be sy ny maro azy e.

Ny antony ilazana izany dia rehefa nijery site ity http://naturinologie.info/bienvenue.html
http://naturinologie.info/temoignages_prov_lec.htm#Fatigue_etc...
http://naturinologie.info/ressources_amazon_fr.htm#Elexir_de_vie aho dia lasa eritreritra ihany hoe: misy fahamarinany ve io?

mbola tsy resy lahatra mihinana izany amani'ny tena izany aloha fa lasa eritreritra fotsiny , ambonin'izany mba misy io Mme gasy io koa mbola manamafy sy namoaka boky ka hoy aho hoe mety mandaitra ihany ilay izy.

Somary mampiomehy ihany ilay izy amin'ny voalohany fa rehefa mamaky dia mahaliana ny vokatra azo amin'ny amanintsika.







Tena kôzy e tsy mapite hisotro beek s any @reo firenena voatonona:-P
14. Noue ( 08/09/2008 14:40)
"tsiambaratelo":
ny pipi aza ve misy microbe de andeha sotroina ndray
L'urine est le sous-produit du filtrage du sang, et non, le résidu de ce filtrage.
dia tsy misy microbe zany raha io no jerevana.

efa nahita koa aho , nisy olona may zay dia avy dia nipipizana teo @ ilay may , inona tokotrany no nitranga ? maina teo no eo ilay may !
15. niryna ( 08/09/2008 16:53)
kelly13:

tô tsy eken'ny saiko le izy ka brrrr

marina tokoa izany,ny saina no mitondra azy e,ilay fiteny fotsiny koa dia efa tsss

:D ,fa raha sanatria kosa ka misy olona may na rano mafana izany na zavatra mamay ! tonga dia asiana ilay pipian'ilay may ilay olona na pipiazana fa sitrana no tsy manolatra .Raha vao may io an ! ooops .Andramo fa tena mandaitra raha sendra ny patsa iray tsy omby vava ny tena e
16. Noue ( 08/09/2008 19:24)
izaho aloha tsy ho vitako zany e ! fa dia mazotoa daholo izay te hanandrana :-D :-D :-D :-D :-D
17. tsiambaratelo ( 09/09/2008 06:28)
niryna:
kelly13:
tô tsy eken\'ny saiko le izy ka brrrr
marina tokoa izany,ny saina no mitondra azy e,ilay fiteny fotsiny koa dia efa tsss :D ,fa raha sanatria kosa ka misy olona may na rano mafana izany na zavatra mamay ! tonga dia asiana ilay pipian\'ilay may ilay olona na pipiazana fa sitrana no tsy manolatra .Raha vao may io an ! ooops .Andramo fa tena mandaitra raha sendra ny patsa iray tsy omby vava ny tena e
Nisy olona koa ,voatomboky ny angady ny tongony,de nasiany nipipizany zanany de nijanona lay rà be nitete nikatokatona ny vava ratra,au moins voaro ny fahaverezan-drà be loatra mandrampahatonga any @hopitaly,mmmhhh raha ampiasaina ety ivelany alou mba azo leferina ihany fa le sotroina brrr tsy hanao anzany mintsy . :roll::roll::roll:
18. xxx ( 11/09/2008 13:30)
ka io ody may io ihany aloha ny fantan'ny olona fa ny vokany hafa tsy mbola nisy nanandrana na nilaza.


nisy tantara izay tena marina fa latsaka tany anaty mine tany ilay olona iray indray andro , nandritra ny andro vitsivitsy izy no tany ambanin'ny tany niandry famonjena, tsy nisy sakafo fa de notatazany tamin'ny tavoahangy ny pipi-ny dia iny no natao fisotro , izay hono no nahavonjy azy.
19. tsiambaratelo ( 12/09/2008 07:45)
xxx:
ka io ody may io ihany aloha ny fantan\'ny olona fa ny vokany hafa tsy mbola nisy nanandrana na nilaza. nisy tantara izay tena marina fa latsaka tany anaty mine tany ilay olona iray indray andro , nandritra ny andro vitsivitsy izy no tany ambanin\'ny tany niandry famonjena, tsy nisy sakafo fa de notatazany tamin\'ny tavoahangy ny pipi-ny dia iny no natao fisotro , izay hono no nahavonjy azy.
Nisy tantara tena marina koa tao Afrika tao,nianjera tany @tany tsisy olona fa akata be tany ny fiara-manidina nohetin-dranamana,le itondrana mpizahan-tany vitsy2 ireny,herinandro mahery tsy nisy sakafo na rano fa ny pipi-ny we no nosotroiny t@ Novembre 2007 teo.De velona soamatsara ,nentina tany @hopital noho ny ratra nahazo azy.Mety refa tojo ny patsa iray tsy omby vava marina,mety ... :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5577