COMMUNE ANTANANARIVO

1. Soaary ( 07/09/2008 13:57)
Mbo manasa antsika rehetra mba hijery manokana io sehatra io fa misy tsy mazava ao, toa tsy rindrina be manakona ny fanjakana nefa ilaina mba ho ray aman dreny sa koasa maditra loatra ny zanaka lahy e, mba hizarao vaovao raha misy mahafantatra e, ny gazety no nahitana fa toa halana amin ny CUA indray ny gare sy ny gestion an ny ville e, ny nalana taminy teo aloha anefa efa tsy lazaina intsony, fa misy inona ao e ?
novalian'i rafitia ny 11/10/2008 04:59
2. natiora ( 07/09/2008 15:27)
Fatahorana daholo no mahatonga an-dr8 anao io,manasazy an'Antananarivo izy satria Antananarivo efa leo azy,aleo hanao eo ihany fa miongana ho azy eo io
3. Soaary ( 08/09/2008 06:22)
Eo indrindra, raha manohy izany tetik ady izany ve Ra8, tsy ahita ny tsy tokony ho hita, tsy efa mahampy ve ny lesona lehibe azo tamin ny fifidianana maire ireny, tsy aleo ve mifanampy toy izay ......gasy anie isika e,......ary Antananarivo anie ka tsy tampenamaso e, sao lahy ka zavatra kely fotsiny dia manimba ny ho avy e,......
4. notron ( 10/10/2008 14:23)
Ka tsy hitako ange izay tokony hampatahotra ny fanjakana @ Ben'ny Tanana e!!
Olona mbola tsy ampy taona akory @ fifidianana manaraka kooo!

Fa raha marina fa matahotra azy ny mpitondra fanjakana dia porofo fa tena GRAND mihitsy LE PTIT ANDRY.

Sa ahôna ouzénaouu!???? :-w
5. rafitia ( 11/10/2008 04:59)
:roll: mety tsy tahotra fa fitsapana ny lamasinana haingampandeha fotsiny e,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.272