Fantatrao ve RABENJAMINA Volanirina?

1. Eumilianah ( 07/09/2008 06:23)
Salul daholy!

Fantatrao ve RABENJAMINA Volanirina?

Namako tena namako tsy mifankafoy taty Diego izy io. Mpiara-mianatra tao @ LTC izahay telo vavy: za, Vola ary i Tina. Tany Toamasina za teo ary efa tafaverina soa aman-tsara eto Diego. Ho any Tana za izao ka te hahita zay mafy.Nipetraka tany Anavamamba izy taloha fa toa efa nifindra hono.
Mba hampio re za eh!
2. tsiambaratelo ( 09/09/2008 05:57)
Aiza zany Anavamamba?:-P
3. ni81 ( 09/09/2008 06:48)
Aiza zany Anavamamba?
:lol: :lol:
4. tsihataorana ( 09/09/2008 10:55)
Andavamamba kosa 'zany reto an! Olona tena efa sérieuse be ve de mbola ananina fona. Hoatry ny fantam-patako izy io, nipetraka tao Anatihazo II taloha fa efa toa hoe nifindra any Isotry hono?
Tediavo any ranga!
5. rapala ( 09/09/2008 11:47)
Andavamamba re fa tsy Anavamamba fa diso soratra ngambany izy e!
6. ratonga ( 09/09/2008 11:51)
sô dé ry lemizo aza izany :-D :-D :-D
7. rapala ( 09/09/2008 11:57)
tena izy miints araka ny fahalalako azy aloha e :wink:
8. tsiambaratelo ( 09/09/2008 12:47)
rapala:

Andavamamba re fa tsy Anavamamba fa diso soratra ngambany izy e!



Hay ve e:wink::-P
9. ainaheri ( 18/09/2008 13:47)
Mody fanina eo ry tsiambarathree :roll: :lol:
10. tsiambaratelo ( 22/09/2008 10:54)
ainaheri:

Mody fanina eo ry tsiambarathree :roll: :lol:



:wink:
11. MANAKASINA ( 25/11/2008 18:42)
nga tsy mety ra manao filazana @ radio, de any mahanjanga alefa ny hafatra satria le volaniriana aty tana, fa le izy aloha vola nirina ahona e , izay zany le oe vola fitady, tandremo ary sao manendaka sady le izy eny anavamamba, he he he aza kivy mitady e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.159