mtady namana ifandraisana isanandro
1. pp87
(
08/09/2008 06:49)
Bold text :( :D :o (l) (l) (l) (l)
novalian'i cartina ny 14/07/2010 16:46
3. myaina
(
08/09/2008 12:34)
maninona indray raha tonga d mijery ao anatin ny lisltry ny namana anefa e!! bedabe ao, misy maro2 azo isafidianana, d avy hatrany d ianao no manao ny premier contact!! a+
4. tsiambaratelo
(
09/09/2008 11:04)
Tsy ratsy kosa aloha ilay iresahana isanandro e;fa raha hoatrany i tsiambaratelo otriny makaleo be le miresaka @namana tokana
5. tsihataorana
(
09/09/2008 11:31)
Marina ny hevitr'i tsiambaratelo. Ny tena tsara de ny namana hiresana isan'andro. Za koa tia an'izany.
6. tsiambaratelo
(
12/09/2008 09:25)
tsihataorana:
Marina ny hevitr'i tsiambaratelo. Ny tena tsara de ny namana hiresana isan'andro. Za koa tia an'izany.
Fa ilaina ihany koa,ny miresaka zava-baovao sy mahaliana fa raha ny omaly tsy miova de mety tsy itohy lay resaka:-P
8. Bags
(
15/09/2008 08:00)
[quote=tsiambaratelo]
Tsy ratsy kosa aloha ilay iresahana isanandro e;fa raha hoatrany i tsiambaratelo otriny makaleo be le miresaka @namana tokana
[/quote
slt tena tsra tokoa le hevtra an ka aona inona n vaovao
Tsy ratsy kosa aloha ilay iresahana isanandro e;fa raha hoatrany i tsiambaratelo otriny makaleo be le miresaka @namana tokana
[/quote
slt tena tsra tokoa le hevtra an ka aona inona n vaovao
10. stanyh
(
17/09/2008 10:59)
mafnartr be zany!za alou vevavy e!satri za ko mba mtady iresaana isanändro ts mfidy na la na vavy. :P
