fanamborana kabaro

1. mangabe ( 02/09/2008 10:14)
Nintondran'olona kabaro 'za, be dia be ilay izy. Mba omeo recette kely re ry zareo fa soa dia leo eo.
Ny fanaovako azy mantsy dia miaraka @voatabia sy tamotamo dia hena indraidray. SOa dia mahafantatra recette afa 'nareo dia mbe zarao re!
Misoatra mialohany.
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:33
2. fahamarinana ( 02/09/2008 13:23)
:arrow: ity no hitako tany ho any fa tsy nataoko aloha an..
LA RECETTE DES POIS DU CAP A LA CITROUILLE
- 300 g de pois du CapProduit associé : Pois du Cap
en boîte
- 1 kg de citrouille
- 2 cuillers à soupe d'huile
- 2 oignons
- 1 cuiller à café de massaléProduit associé : Massalé
Produit associé : Pâte massalé
- ½ cuiller à café de curcuma
- laurier
- thym
- 3 gousses d'ail
- sel
- poivre
- piment, selon votre goût.

Eplucher la citrouille et la couper en morceaux. Dans une cocotte, faire chauffer l' huile et faire revenir les oignons émincés, le massaléProduit associé : Massalé
Produit associé : Pâte massalé
, le curcuma, le laurier, le thym, l'ail, le sel, le poivre et le piment.
Ajouter les morceaux de citrouille et couvrir. A la moitié de la cuisson (environ après 15 minutes), ajouter les pois du CapProduit associé : Pois du Cap
. Poursuivre la cuisson à feu doux et couvert.
Recette réunionnaise hono io an...tonga dia lazaiko hoe ohatran'ny tsy ho tiako fa zà tsy tia voatavo dejà...:?(l)

3. zoara ( 02/09/2008 17:03)
kabaro @ voanio
andrahoy @ rano mandritra ny eo ho eo 30mn ny kabaro.
esorina teo @ afo de tsihina.de asiana rano mangatsiaka.esorina tsirairay ny hodiny(mora be).
manao sauce:un peu d'huile,arotsaka ny tongolo, atao menamena,arotsaka ny tomate coupé en dé,tongolo lay voakiky.poivre.arotsaka ny kabaro voapotsitra,de ampiana rano,.avela hangotraka 45mn any ho any,rehefa ho masaka iny sady somary ri-dritra asiana lait de coco type "table du monde"ou autre......aroso miaraka @ vary sy sakay.
azo andrahoina miaraka @ hena.....
4. karinah ( 02/09/2008 19:50)
Azo asiana anamalaho koa ny kabaro, andrahoina miaraka @ hena omby (voatabia & tongolo) toy ny mahazatra, dia asiana anamalaho, atao rony ilay izy izany, mmmm.., mampahazo aina ery indrindra rehefa ririnina! :)
5. fahamarinana ( 02/09/2008 19:54)
:arrow: tsara tsiro noho ny voanjobory sy anamalaho ve ilay kabaro ? mba handramako ndray zay..merci karinah (l)
6. karinah ( 02/09/2008 23:03)
fahamarinana: tena matsiro be io akia a, na dia rony aza le izy tena mmmm :miam: :miam: :miam: hihihi(andramo anie e!!) :wink:
7. fahamarinana ( 03/09/2008 11:38)
:arrow: atokisako raha njy no milaza azy kah... :-* (l)
8. hanta77 ( 04/09/2008 14:17)
tonga de nona be za miditra ato @ sakafo ty aleoko mande veloma doly! mdr
9. mangabe ( 04/09/2008 14:28)
fahamarinana:

:arrow: ity no hitako tany ho any fa tsy nataoko aloha an..
LA RECETTE DES POIS DU CAP A LA CITROUILLE
- 300 g de pois du CapProduit associé : Pois du Cap
en boîte
- 1 kg de citrouille
- 2 cuillers à soupe d'huile
- 2 oignons
- 1 cuiller à café de massaléProduit associé : Massalé
Produit associé : Pâte massalé
- ½ cuiller à café de curcuma
- laurier
- thym
- 3 gousses d'ail
- sel
- poivre
- piment, selon votre goût.

Eplucher la citrouille et la couper en morceaux. Dans une cocotte, faire chauffer l' huile et faire revenir les oignons émincés, le massaléProduit associé : Massalé
Produit associé : Pâte massalé
, le curcuma, le laurier, le thym, l'ail, le sel, le poivre et le piment.
Ajouter les morceaux de citrouille et couvrir. A la moitié de la cuisson (environ après 15 minutes), ajouter les pois du CapProduit associé : Pois du Cap
. Poursuivre la cuisson à feu doux et couvert.
Recette réunionnaise hono io an...tonga dia lazaiko hoe ohatran'ny tsy ho tiako fa zà tsy tia voatavo dejà...:?(l)

misoatra nefa tahak'izay lazanao tsy dia tia voatavo loatra iay.
10. mangabe ( 04/09/2008 14:30)
zoara:

kabaro @ voanio
andrahoy @ rano mandritra ny eo ho eo 30mn ny kabaro.
esorina teo @ afo de tsihina.de asiana rano mangatsiaka.esorina tsirairay ny hodiny(mora be).
manao sauce:un peu d'huile,arotsaka ny tongolo, atao menamena,arotsaka ny tomate coupé en dé,tongolo lay voakiky.poivre.arotsaka ny kabaro voapotsitra,de ampiana rano,.avela hangotraka 45mn any ho any,rehefa ho masaka iny sady somary ri-dritra asiana lait de coco type "table du monde"ou autre......aroso miaraka @ vary sy sakay.
azo andrahoina miaraka @ hena.....

voanio ah la la. Tonga dia andramako ity recety ity rahampisto. Rariva manko hena kisoa sy haricot vert ...
:-D :-D
11. tywa68 ( 04/09/2008 14:33)
zoara:

kabaro @ voanio
andrahoy @ rano mandritra ny eo ho eo 30mn ny kabaro.
esorina teo @ afo de tsihina.de asiana rano mangatsiaka.esorina tsirairay ny hodiny(mora be).
manao sauce:un peu d'huile,arotsaka ny tongolo, atao menamena,arotsaka ny tomate coupé en dé,tongolo lay voakiky.poivre.arotsaka ny kabaro voapotsitra,de ampiana rano,.avela hangotraka 45mn any ho any,rehefa ho masaka iny sady somary ri-dritra asiana lait de coco type "table du monde"ou autre......aroso miaraka @ vary sy sakay.
azo andrahoina miaraka @ hena.....

Aleoko tonga d andrahoina miaraka @ hen'omby fa tsy ho raisina ts1-1 asorina hodiny zany k ela loatra :-D :-D
12. mangabe ( 04/09/2008 14:37)
tywa68:

Raha matsiro tsy mampaninona ahy indray noho manaisotra an'ilay odiny
:D
13. tywa68 ( 04/09/2008 14:49)
Ela loatra k ! azo hanina tsra anie ny hodiny e (ny ahy aza zarako hita mivaingana tsara ny kabaro toy izay purée !) :lol:
14. booboo ( 04/09/2008 18:57)
fotoana tokony efa hahamasaka ny laoka sy hankafizana ilay kabaro dia lasa lany fotsiny @ fanesorana ny hodiny tsi-1²... aleo tondé hanina mbaka ny hodiny kah ! :^) :^)
15. simplex ( 04/09/2008 20:08)

za ndray ra vao tsy lany in-1 mihinana ny kabaro dia somary marary ny kiboko @ le mihinana fanin-2 iny. Zany hoe saro-devonina ilay izy...
... dia misy miteny hoe esory hono ny odiny ka asa :roll:

Mbola tsy nataoko fa mahakamo/mandany andro be le manala odiny kle :lol::lol:
16. tywa68 ( 05/09/2008 08:03)
betsaka anie zany tsy mahandry zany e :-D :-D
17. fahamarinana ( 05/09/2008 08:09)
:arrow: efa nanala hodiny koa za fa lasa ohatrany purée tokoa...aleo misy hodiny amin'izay mateza an-kibo...purée ve tsy tonga dia direction sortie klé :-P (l)
18. tywa68 ( 05/09/2008 08:25)
mahabe-t.. zany :-D :-D
19. fahamarinana ( 05/09/2008 11:04)
:arrow: :-D :-D manginy fontsiny zany... (l)
20. tywa68 ( 05/09/2008 13:06)
tonga d atao maro² ny pq sa tsy zany ry simplex ? :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1911