fanamborana kabaro

21. booboo ( 05/09/2008 14:01)
Tywa68 > hihihihihihihihihihihihi

Simplex > kabaro mihitsy ny motika androany, efa nataoko maro² kounkou ny pq fa tongava himotika e hihihihihi
22. simplex ( 05/09/2008 14:22)

:-D:-D:-D
za ndray ra vao himotika zany tonga dia volontera avy hatrany :°)
present :lol: :lol: :lol:
23. tywa68 ( 05/09/2008 16:59)
bon app ary e (zahay vô omaly no nihinana ilay ambiny congelé tao, fa tsy nanampy pq k :-D :-D)
24. kelly13 ( 05/09/2008 17:37)
za nefa d manala ny hodiny fôna, fa le izy somary purée tsy purée iny no mba tena hitiavako azy (za tsy d tena tsaramaso voanjobory sy kabaro lôtra mantsy) le hodiny iny no sarodevonina mantsy
25. diamondra27 ( 05/09/2008 17:52)
refa mahandro kabaro dia alona rano izy aloha ny la veille efa samy mahay an'iny daholo . Raha sendra tsy vita izany fa adino na tonga tampoka le envie de mbola azo rattraper-na ihany

refa mahandro kabaro de asia sotrokely inox miaraka am le kabaro

de ny ahy zany be de be ny fahandro kabaro fa ny tena itiavako azy de poitrine de porc fraiche somary mendimendasina tsara aloha de reserver-na tsy asiana menaka be fa zara raha misy mba ho juste we menamena kely iny le hena
de aveomaka tongolo koa de endasina kely am menaka kely koa de brunir tsy atao may be
de aveo am zay alatsaka ny kabaro anatin'ilay tongolo de asiana rano, atao mihoatra kely ny kabaro ny halalin'ny rano de ilay hena koa arotsaka miaraka aminy ao de jerena na malemy na tsia, aza adino ilay sotrokely fa iny ange ka mi reduire ny temps de cuisson, de jerijervana matetika am zay rehefa akaiky ho ritra na mafimafy no itiavana azy na le puree de halavaina ny cuisson-ny
Fa refa 2/3 ny cuisson de arotsako am zay ny lait de coco sy curry de le dosen'ny lait de coco indrayi zany arakaraka ny olona hihinana azy , raha tsy dia mahatatny ilay olona dia ny antsasaky ny boite no alefako am zay de juste we gout fotsiny no re fa raha be loatra manko dia mankando sy mavesatra ary izay no tsy itiavan'ny olona ilay sakafo miaraka am lait de coco.
de zay , aza adino ny sira an
26. fahamarinana ( 05/09/2008 18:45)
:arrow: diam's : zà akia mila video ao amin'ny daily mihintsy vao ho haiko ny mahandro azy.. :wink: .dia sady tsy manana sotro inox fa alouminioma... :-P ,merci e..:-* (l)
27. tywa68 ( 05/09/2008 18:56)
diam : mampilendalenda izy zany !f'ilay sotro inox aloha d tsy fantatro e :lol:
kelly13 : ela loatra lay manala hodiny k ! :lol:
28. mangabe ( 10/09/2008 11:39)
diam: misoatra an'i Diam's nizara an'io resety io.
dia nandramako t@alahady ilay kabaro sy coco fa tena tsara tokoa. tsy aiko alohany raha hoe izaho tia sakafo miraka@coco sa hoe ahoana fa tsara be ilay izy...
29. fahamarinana ( 12/09/2008 09:10)
:arrow: ny ahy ilay coco tiako raha ampiarahana amin'ny zvtr atao dessert.Ny saina mihintsy no efa voa angambany.Homana ihany aho rehefa ravitoto sy coco fa tsy dia mahalany firy loatra.Calé mihintsy ny hatendako tratran'ny coco amin'ny sakafo salé e...zany hoe rehefa hi-inviter ahy nareo aza asiana coco-ndraha zany mihintsy :-P (l)
30. diamondra27 ( 15/09/2008 05:59)
mangabe: hummm miam miam an , ita wa tsymbola nanandrana akory kala fahamarinana dia miteny we za aloha tsy hihinana sakafo misy coco

tsss ndry ty an :wink:
31. zoara ( 15/09/2008 18:42)
raha zah manokana aloha dia mankafy ahandro @ coco,io no specialité any aminay, crabe,poulpe,crevette,poisson au coco,voatavo au coco,banane verte au coco,poulet au coco,godrogodro,mofo gasy au coco, na vary aza andrahoana @ coco.fa le izy kosa aloha tsy ho hanina isan'andro zao fa mora mankaleo.mba hialana @ ireny "remonté" ireny,dia @ fin de cuisson no arotsaka ny coco ary tsy avela ela fa raha vao mangotraka indray mandeha iny de esorina.
32. diamondra27 ( 15/09/2008 19:11)
zoara:

raha zah manokana aloha dia mankafy ahandro @ coco,io no specialité any aminay, crabe,poulpe,crevette,poisson au coco,voatavo au coco,banane verte au coco,poulet au coco,godrogodro,mofo gasy au coco, na vary aza andrahoana @ coco.fa le izy kosa aloha tsy ho hanina isan'andro zao fa mora mankaleo.mba hialana @ ireny "remonté" ireny,dia @ fin de cuisson no arotsaka ny coco ary tsy avela ela fa raha vao mangotraka indray mandeha iny de esorina.


--------------
misaotra akia nanome astuce a , ka miankina amin'io fandrahoana azy io mihintsy no mahamonamonaina sy tsy ahazakan'ny olona azy ange e

tena mampi-te-hihinana mihintsy izany sakafo atolotrao izany an
33. fahamarinana ( 16/09/2008 11:53)
:arrow: ié,zà koa angamba sendra ny tsy mahay mahandro...ny tena nankaleo ahy dia nisy nahandro ravitoto amin'ny coco izay dia ilay coco no-raper-na mihintsy no nafangaro tao fa tsy mba ranony...nampahatsiahy ahy ilay diloilo coco donaisan'ny hain'andro mitsonika taloha ireny.Zà manko mpirandrana dia nasiana an'ireny fony tany amintsika ry diam's a...hitandry ve ilay mitsonika mitate eo amin'ny tenda,:-D :-D ,alaivo sary an-tsaina anie...
fa par contre nisy nanao riz au coco kosa tamin'ny fetim-piangonana fa poa tahak'izay dia lany fa tena ilay mpanao azy mihintsy fa tsy hoe nanaraka re7 e...
Ho andramana indray ilay facon zoara fa ohatran'ny toa hety tokoa...misaotra e (l)
34. diamondra27 ( 17/09/2008 17:37)
a aa a mazava be raha tsy tia indry akia ry faha a
na za koa aza nety tsy hahinana izany , ilay ranony fotsy iny ihany no atao am sakafo , dia jereo tsara fa misy we efa natokana ho an'ny dessert de misy we ho an'ny laoka ka raha afangaro koa ireo dia tsy mety akia a

Dia ny ahy ny hanaovako azy ilay atsasaky ny boite ihany wa satria be loatra raha iray dia ny ambiny ataoko am boite de ataoanaty congemateur fa tsy ariana akory



fahamarinana / ka tsika anie nisy fotoana lecrise na menaka de menakacoco no andrahoina ny sakafo, tena saikanyihaoka za kle, tadidindry ve ireny e
tadidikotsara mihintsy ireny menaka atao am volo ireny e, hay tena ny saindry mihintsy kay no tsy mety amin'ilay we nahandroamin'ny cococ satria noho ireo lasa tantaraindry ireo, fa andramo ange akia e
tsy mila kabaro avyany dago fa na any am tavaratra aza defa mahita kabaro akia a
rehefa tena tsy tiandry akia de aleo alaina rony ilay kabary a
35. vale ( 24/09/2008 15:44)
Esorina hodiny ohatry ny voalazan'i kelly13 io koa, de potserina, fa ankoatr'izay aloha manendy oignons voatetika kely atao dorés tsara, dia asiana, curry, ary voatabia, niala hodiny ihany koa.Endasina ihany koa ny toto-kena araka izay tiana, Vita io sauce io dia arotsaka anaty cocotte miaraka @daholo ny kabaro efa masaka niala hodiny sy voapotsitra, sy ny oignons ary ny toto-kena voahendy tsara, asina rano mba harihatra tsara, avela hangotraka 15mn eo ho eo, vita! bon'app!! :miam: :)
36. vale ( 24/09/2008 15:45)
oups, ny curry sy voatabia endasina miaraka @ oignons ah! :wink:
37. diamondra27 ( 25/09/2008 11:41)
vale hiiii "vita kabaro" zany , noana sahady za
38. vale ( 25/09/2008 16:21)
:-D :-D :-D :-D :-D diam!! mapiome koa njy!! hihihihi :P
39. rose4u ( 19/10/2008 10:33)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000@yahoo.co.in)forum.serasera.org
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5943