voanjobory

1. ni81 ( 02/09/2008 11:32)
Tsy hoe miseho ho mahay akory, fa mba ela aho no nitady ahafantatra ny anaran'ny voanjobory @ teny frantsay fa androany vao fantatro fa hay hoe pois bambara, ka zaraiko ho an'izay liana. :)
répondu par lemurbaby le 24/01/2010 17:05
2. kelly13 ( 02/09/2008 11:42)
hay v e! neveriko fa ny kabaro no pois bambara retsy :)
3. booboo ( 02/09/2008 12:14)
zà kounkou, ary inona ny fiantso ny kabaro ? ( ary ny sôsety ? )

ni81 > merci a.
4. tywa68 ( 02/09/2008 12:21)
booboo : pois du cap ny kabaro, d chouchou chayote ny sosety ! bon app e :-*
5. fahamarinana ( 02/09/2008 13:15)
:arrow: noheveriko fa hoe hizara voanjobory koa ry ni81 :-D tato..toy ilay dinika hoe mizara anana iny e
sosety sy toto-kena zao no tiako hoanina....:miam: :miam: (l)
6. xxx ( 02/09/2008 15:20)
efa fantatro io!e! fantatro koa hoe iza ianao!
7. karinah ( 02/09/2008 16:00)
tsy haiko na iza no tena marina fa any @ faritr'i Antilles 'christophines" no iantsoan-dry zareo ny sôsety! :)
8. ni81 ( 02/09/2008 18:11)
tsy haiko na iza no tena marina fa any @ faritr'i Antilles 'christophines" no iantsoan-dry zareo ny sôsety!
samy marina daholo na christophine na chayotte fa manana namana antillaise zà nilaza an'io.
noheveriko fa hoe hizara voanjobory koa ry ni81 tato..toy ilay dinika hoe mizara anana iny e
sosety sy toto-kena zao no tiako hoanina....
Izy dia mampmé an! Mividiana dia mahandro dia :miam: :miam: e
efa fantatro io!e! fantatro koa hoe iza ianao!
Iza ary aho?
9. jujul ( 03/09/2008 07:08)
inona ary le so13 raha ainareo e! fa milay io sakafo io an :-P :-P :-P :miam: :miam: :miam:
10. ni81 ( 03/09/2008 07:13)
inona ary le so13 raha ainareo e! fa milay io sakafo io an
saosisy ampiana sosety :lol:
11. fahamarinana ( 03/09/2008 11:36)
:arrow: :-D :-D zany tokoa moa.. (l)
12. tywa68 ( 04/09/2008 14:29)
ni81:

inona ary le so13 raha ainareo e! fa milay io sakafo io an
saosisy ampiana sosety :lol:


tsy ratsy indray iny :-D :-D
13. mangabe ( 04/09/2008 14:34)
ni81:

inona ary le so13 raha ainareo e! fa milay io sakafo io an
saosisy ampiana sosety :lol:


Mila explication kely satria very aho? so13? @ahoana noho lasa hoe so13 ny saosisy sy sosety
:?:
14. tywa68 ( 04/09/2008 14:47)
mangabe : f'angaha tsy ity So6+So7 = So13 ? :lol:
15. mirana5 ( 13/09/2008 11:44)
Ary zahay ange mbola miandry mafy ny dikan'ny " VOANJOBORY" @ teny vazaha é! :wink: :wink: :wink:
16. ni81 ( 13/09/2008 11:57)
Ary zahay ange mbola miandry mafy ny dikan'ny " VOANJOBORY" @ teny vazaha é!
efa ery ambony @ n°1 e! POIS BAMBARA no anarany
17. Herimiafina ( 13/09/2008 12:48)
ni81:

Tsy hoe miseho ho mahay akory, fa mba ela aho no nitady ahafantatra ny anaran'ny voanjobory @ teny frantsay fa androany vao fantatro fa hay hoe pois bambara, ka zaraiko ho an'izay liana. :)

Pois bambara sa pois de Bambaras?:lol:


18. ni81 ( 13/09/2008 13:28)
:lol:
19. Herimiafina ( 13/09/2008 18:14)
Marina retsy io fa misaotra an! :^)
Ary amin'ny teny anglisy ve misy mahafantatra ny atao hoe voanjobory. Nahita mantsy izaho taty aminay taty tamin'izay tsena Nizeriana izay ary ny anarany nataon-dry zareo hoe "Black Eyed Beans", kanefa rehefa niova tanàna hafa izaho ka nitady tsena afrikana dia hafa mihintsy indray ny black eyed beans tao amin-dry zareo. Ny anarany siantifika ihany no tena mba universel fantatro Voanjea subteranea.
20. fahamarinana ( 13/09/2008 19:03)
:arrow: hm:tsy mampite-hihinana koa ilay anarana siantifika,karaha homana n'importe nawak zany.... :) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3402