Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
asasoa
(
29/08/2008 11:51)
Saika grave ty accident ty an
[url]http://tianamix.free.fr/reportages/reportages200/index.php#0000009b09096e447[/url]...
tohiny
novalian'i asasoa ny 29/08/2008 11:55
Jhemas
(
29/08/2008 11:27)
his hamaly v?
Efa no mba naniriako hanana olotina zany mba hiaraka amiko, asa zay mety hamhitovy hevitra amiko amin zany...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 01/09/2008 11:43
nikah
(
29/08/2008 11:01)
Fitsangatsanganana Baalbek Liban
Ny Fiombonan'ny Mpiara-mivavaka Malagasy eto Liban (FIMPIMALI) ,dia manasa ny Malagasy tsy ankanavaka eto Liban mba hiara-mialavoly @ fitsangatsanganana izay hatao any Baalbek ny Alahady izao.
Ny fia...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 04/09/2008 04:29
prime
(
29/08/2008 11:00)
fahazavan'izao tontolo izao?
[i]"Ary Jesosy niteny tamin'ny olona indray ka nanao hoe: Izaho no fahazavan'izao tontolo izao; izay manaraka Ahy tsy mba handeha amin'ny maizina, fa hanana ny fahazavan'aina."[/i] [b]Jaona 8:12[/b]
...
tohiny
novalian'i prime ny 29/09/2008 09:32
badboy
(
29/08/2008 10:17)
Fampiroboroboana ny famokarana @ fanampian'ny indianina
Tonga ny fanampiana avy @ indianina hampiroboroboana ny fambolena ao Dago!! Mahafinaritra!!
Fa rehefa dinihina dia toa fanomezana misy poizina ilay izy!! Satria nahoana? Dia saria any @ indianina efa...
tohiny
novalian'i penguin ny 01/09/2008 13:53
lemenakely
(
29/08/2008 09:02)
hasarotapiaron ny vehivavy ....
Inona avy no anton ny mahatonga ny hasarotampiaron ny vehivavy @ vadiny la ny sipany?.....
tohiny
novalian'i pp87 ny 10/09/2008 12:40
badboy
(
28/08/2008 21:58)
Inona moa ity antsoina hoe natao ao anatin'ny maizina???
Inona moa ity antsoina hoe natao ao anatin'ny maizina???
Ilay natao nandritra ny fotoana tsy nisian'ny jiro ve? Ka raha izay dia mpilalao anaty maizina daholo izany na ny rehetra na ny mpivady aza...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/09/2008 17:25
fijo
(
28/08/2008 20:40)
hic la france
http://www.dailymotion.com/relevance/search/sarkozy/video/x2814u_sarkozy-alcoolise_fun...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/09/2008 21:33
fijo
(
28/08/2008 18:32)
bizour mise hic prezida
http://www.dailymotion.com/relevance/search/sarkozy/video/x2814u_sarkozy-alcoolise_fun...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 18/09/2008 07:46
penguin
(
28/08/2008 14:16)
Ry manandoha maka 19/20 tsy mahafaty baolina ihany
Polikan'ny Gasy avolenta moa izy ity ka nahazo ny salan'isa avo indrindra i naughtyboy izay narahan'ireto mpiray tetika aminy toy badboy, tezitra, bazylou sns tsy hay tanisaina mitsiky ao ihany ry nan...
tohiny
novalian'i penguin ny 01/09/2008 13:57
tsiahi
(
28/08/2008 13:53)
tononkiran'i Salomon ( tsy hay ny titre )
misyhoe:
.. zany ihany ve lay hira mamy hatrizay .........
isaorana mialoha ianareo...
tohiny
novalian'i tsiahi ny 28/08/2008 20:42
naughtyboy
(
28/08/2008 12:13)
famerenana fitsapana ivo ankapobeny eto @ politika..
nanapakevitra ny mpitsara t@ reo fanadinana sy ny akademia @ sampana fanabeazana fa amoaka ny valimpanadinana ofisialy androany ka ireto no sombitsombiny farany @ zany.Fa alohany zany,dia misy fanitsi...
tohiny
novalian'i penguin ny 08/10/2008 12:29
Lejoba
(
28/08/2008 11:28)
'Zaho tsy hahefa - Ampifitia
sao mba misy manana ny tonony azafady dia mba ampidiro ato ô
Misaotra mialoha
Raha mazoto handika moa dia http://www.dailymotion.com/video/x6dmzq_avseq07_music :D
:evil: :arrow: ...
tohiny
chriss
(
28/08/2008 09:40)
surfs scandalle
mitady tononkia...
tohiny
novalian'i ni81 ny 28/08/2008 17:38
kidoropamba
(
28/08/2008 09:34)
Tezitra aho: Hazavao tsara ny paika ry TIM a
Tim ny tenakao ary vao avy nandoa ny kaotizasiOn vao haingana.
Vao sambany izao ity TIM ity mihemotra eo anoloan'i ANDRY TGV. Averina @ CUA indray hono ilay vola noraisin'i TreZOry. tsssss! ahoana...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 29/08/2008 07:48
sonibi
(
28/08/2008 08:47)
tontolo vaovao
vaovao ny tenako ato , de aona ny ataoko bmba valio oe azafady misaotra mialoha ok :lol: ...
tohiny
novalian'i sonibi ny 01/09/2008 11:27
istraky
(
28/08/2008 06:53)
Naleoko ihany
Sao dia mba misy mahay ny tonon'ny "naleoko ihany " hirain'i Ricky sy Liva Andrianavalona ...
tohiny
novalian'i istraky ny 28/08/2008 13:51
fijo
(
28/08/2008 04:49)
hay koa ve ngahy pasy biby e????
Sambava
Pasitera nahabevohoka ny zanany
Tany amin’ny tanàna iray any amin’ny faritr’i Sambava no niseho ity zavatra mamoafady ity fotoana elaela lasa izay. Ingahy pasitera ihany no nahabevo...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/09/2008 20:06
penguin
(
27/08/2008 14:54)
Vonoy ny baolina raha tsy mahavoa ny mpifanandrana
Ma mahalala menatra ry leireto. Ny andrina no tsy naniry volo... Raha tsy mahay ny mpifanindrana dia vonoina ny baolina fa tsy laozana mimenomenona. Tsy ianareo marina no zahavin'ny vahoaka. Tsy mila ...
tohiny
novalian'i penguin ny 01/09/2008 14:00
lemenakely
(
27/08/2008 14:38)
Kidoropamba?iza marina
mba mampanontany tena ihany indrindra ny mpiandraikitra ny site no amelanareo olona mpandoto rano toy itony.Manjary mankaleo ilay site noho ny toetsainan ny olona sahala @ itony!
Dia misaotra mial...
tohiny
novalian'i orona ny 01/09/2008 12:12
