hay koa ve ngahy pasy biby e????
1. fijo
(
28/08/2008 04:49)
Sambava
Pasitera nahabevohoka ny zanany
Tany amin’ny tanàna iray any amin’ny faritr’i Sambava no niseho ity zavatra mamoafady ity fotoana elaela lasa izay. Ingahy pasitera ihany no nahabevohoka ny zanany vavy 25 taona. Ary araka ny vaovao dia niaiky izany ity zanany ity. Ny vadin’io mpitondra fivavahana io mihitsy no nahazoana izao vaovao izao tamin’ny resaka nataony tamin’ny mpanao gazety. Araka ny filazan-dramatoa io, dia efa ela no nahitany fihetsika hafahafa teo amin’ity vadiny. Zavatra izay mamoafady tokoa. Amin’izao fotoana izao, dia voatery nandao ny tokantranony ramatoa.

novalian'i fijo ny 05/09/2008 20:06
3. xxx
(
28/08/2008 05:23)
toy ny olona reetr iany nge izy e, mety ho azon fakam panà. ( :twisted: )
4. ikaretsaka
(
28/08/2008 05:53)
yeah right! :evil:
mandraisa andraikitra ho azy fa tsy fantany intsony ny ataony
mandraisa andraikitra ho azy fa tsy fantany intsony ny ataony
5. ravatorano
(
28/08/2008 06:45)
olombelona mety solafaka lery kah fa ilay hoe ny zanany vay ihany kosa aloha no mety hoe tena nahagravy be anazy kle fa na izanya za za mahalala olona toa an izany mihitsy fa ny reniny sy ny zananay dia iray ihany ny vadiny dia ilay razoky izay sady manambady ny vadiny no manambady ny zanany vavy kounkou , eo ambohidratrimo eo izany ary dia mbola miray trano zareo amizao ah ! ary hain 'ny fiaraha monina mihitsy izany !
:x :x :x
:x :x :x
6. ikaretsaka
(
28/08/2008 07:25)
raha olona hafa no notaingenan'i lery de mba azo ekena ihany hoe olombelona mety ho solafaka....
fa raha zanany naterany kosa....na mpiangona aza tsy manao izany le
fa raha zanany naterany kosa....na mpiangona aza tsy manao izany le
8. ni81
(
28/08/2008 07:59)
olombelona mety solafaka lery kah fa ilay hoe ny zanany vay ihany kosa aloha no mety hoe tena nahagravy be anazy kle fa na izanya za za mahalala olona toa an izany mihitsy fa ny reniny sy ny zananay dia iray ihany ny vadiny dia ilay razoky izay sady manambady ny vadiny no manambady ny zanany vavy kounkou , eo ambohidratrimo eo izany ary dia mbola miray trano zareo amizao ah ! ary hain 'ny fiaraha monina mihitsy izany !efa henoko koa ilay hoe teny Ambohidratrimo io
9. fahamarinana
(
28/08/2008 08:26)
:arrow: tena loza marina tokoa zany araka ny voalazan'ny tslem...ny mahazendana ahy monja dia efa 25ans ilay kala ka efa par consentement mutuel va sa dia ho viol hatrany ? eny , na pasitera na mompera na olon-tsotra mpiangona na tsia dia mamoa-fady raha karaty...arô e...Zany any ambohidratrimo lazainareo zany koa no mbola grave.. :( (l)
10. badboy
(
28/08/2008 10:41)
Ka raha ilay tokony ho modely no lasa makorely, dia iza intsony no afaka ho ho halaintahaka???
8O 8O 8O
8O 8O 8O
11. tsidina
(
28/08/2008 13:25)
Fa pastera @fiangonana inona le izy? mba tina hofantatra mazava tsara, satria maro isakaranny ny fiangonana manana io pastera io?
Dia ahoana hoy izy ny mpiara miasa aminy?
Amiko manokana efa tsy ao aminy ny fanahy maha olona ka tokony ho esorina @asany izy ( @maha pasitera azy). Ny biby no manao fomba toy izany fatsy olombelona, ny olombelona tsy tokony hifototra @zannany zany.

12. Koditra
(
28/08/2008 13:42)
Sao dia mba diso kosa letsy ry fijo no nandraisany an'ilay hoe "lova tsy mifindra"? :-D
13. fijo
(
28/08/2008 19:58)
hi hi i elahy rakoditra tena tssssss,
aiza daholo indray ny mpanenjika mopera,fa io ngahy pasy fa nanao ny ratsy indrindra e.sa rehefa damopa de ,izao sy izao,fa rehefa rapasy de olombelona mety solafaka de vita??????zanany anie fa tsy hoe avy ao tsaralala e?

14. niryna
(
28/08/2008 21:05)
fijo:
hi hi i elahy rakoditra tena tssssss,
aiza daholo indray ny mpanenjika mopera,fa io ngahy pasy fa nanao ny ratsy indrindra e.sa rehefa damopa de ,izao sy izao,fa rehefa rapasy de olombelona mety solafaka de vita??????zanany anie fa tsy hoe avy ao tsaralala e?
fijo a,mahafinaritra anao ny manenjika ny olon'Atra e ,mihazakaza toa hila potraka mihitsy hianao raha iresaka an'i pasitera,mompera
Manaova fanontaniana foana hoe ary izaho ity mba ahoana ? dia mety hiverindalana hianao !
---------------------------------------------------------
Zava nitranga io ary mbola maro noho io ary no mitranga hatramin'izao fa dia ny zavatra rehetra atao anatin'ny maizina dia tsy maintsy mipoitra ao anaty mazava,ho ahy,ho anao,ho antsika rehetra.Diniho foana ny mitranga amin'ny olona mba hianarantsika ny fiainana.
Zava -misy ilay izy ka ny fahalalana izany dia mety ampihova antsika mba tsy anao ny nataony ary mba mivavaka ilay olona fa tsy hoe akory izay na dia mitohy eo daholo ny fanenjehina na fanaratsiana,avadio foana ny resaka ka ataovy eo amin'ny toerantsika foana ilay izy,inona no nataoko raha izaho no nanao an'izany ? ahoana no ahazo ny vady aman-janako ? ny fianakaviako ? ny manodidina ahy ? Dia avadiho foana koa hoe ity izaho (diniho koa ny fahotana mety ataontsika izay miafina ao anaty toa tsy misy mahafalala kanefa fantatra'Atra ) raha io no mipoitra ahoana no fahafambarakako raha misy izany (jereo foana ny tenantsika fa aza faly mijery ny fahotan'ny hafa )fianarana lesona avokoa izany ary dia isarana i fijo nizara izany vaovao ratsy sy mampalahelo izany.
Izay tsy nanota tamintsika rehetra no aoka hitora-bato azy,diniho foana ny fahotana nataontsika dia ho menatra tokoa isika,mety hoe tsy nanimba zanaka ohatra ,fa mety maro no io koa aza saingy mora foana ny mijery ny andry eny amin'ny andrin'ny olona fa mora ny manafina ny kilemantsika.
Soa ihany fa na inona na inona fahotantsika ka ataontsika amin'ny fibebahana sy miaiky izany isika ary mangataka fifonana amin'Atra dia mhihaino antsika tokoa ilay Atra mahery ary mamela ny fahotantsika tokoa raha tena mino an'izany isika sady tsy vitan'izany ihany fa adinony tanteraka sy voafafany avokoa izany
Anjarantsika no mivavaka ilay olon'Atra fa toy ny toerana avo no misy azy
ireny ka raha potraka izy dia mora ho an'ny olona no faly mijery ny olona lavo ka anaovana farateny sy eso ary latsa fa tsy misy mpanarina na mpanitsy .
Manaraka izany koa dia mafy lavitra noho ny hafa ny fitsarana mahazo azy raha tsy mibebaka sy miaiky ny fahotana nataony izy dieny izao mbola velona izao satria nomen'Atra fahefana izy mba hizara ny tenin'Atra kanefa dia tsy nahatohatra izy ary dia nivoana sy tsy nandeha tany amin'ilay asa nampanaovina azy izy .
Izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy tenin'Atra io ka dia aoka ary isika samy andinintena vao miteny woe ary izaho ity mba manao ahoana e? ankasitrahan'ATra koa ve izao fiainana hiainako izao raha toa ka misy tsy mety ataontsika fa nampianatra antsika lesona izany androany? Ataovy any am-po io dia hianao ihany no mahafantatra na mety na tsia ary anjaranao no miezaka mampifandray anao amin'ilay ATra fa tsy mbola tara akory .
mahereza daholo e ,azafady fa somary lava be e sao dia bedin'i fijo eto aho
(l) niryna
15. ikaretsaka
(
28/08/2008 22:13)
tsy ohatran'ny diso pilipitra indray ve i niryna eto?
tokony any @ ke pasitera nanondrana io resakao farany io no niantefa raha ny fahitako azy
tokony any @ ke pasitera nanondrana io resakao farany io no niantefa raha ny fahitako azy
16. bor2lais
(
29/08/2008 07:47)
ikaretsaka:
tsy ohatran\'ny diso pilipitra indray ve i niryna eto?
tokony any @ ke pasitera nanondrana io resakao farany io no niantefa raha ny fahitako azy
-> Araka ny resakao atsy ambadika atsy ange ry Ika mba handinihan-tena no antony hitantarana ny trangan-javatra toy itony e.
Araka ny fahazoako ny resaky Nyrina (izay azoko raisina no teneniko eto) dia tokony samy haka lesona @ izao tranga izao ny tsi11 (tsy ilay pasitera ihany fa izaho sy ianao koa). Mazava ho azy fa mety tsy mitovy ny mahalavo ny tsi11. Ka tafiditra tsara (araka ny fahazoako azy an !) ao @ ilay fandinihan-tena ny resany !
17. rijadolly
(
29/08/2008 15:20)
fijo:Ts nazo kil njay zoky ra-Fi.Mitady anao outsksss,outskssss,ny karazana Mpino de avy eo milaza hoe bibi ny Mpino =)) =)) =)) =)) =))
hi hi i elahy rakoditra tena tssssss,
aiza daholo indray ny mpanenjika mopera,fa io ngahy pasy fa nanao ny ratsy indrindra e.sa rehefa damopa de ,izao sy izao,fa rehefa rapasy de olombelona mety solafaka de vita??????zanany anie fa tsy hoe avy ao tsaralala e?
18. ikaretsaka
(
29/08/2008 15:47)
fa i pasitera ange no tokony handinintena voalohany ry bor2lais e
io tokony i pasi no mijery akaiky an'io fatratra
ankasitrahan'ATra koa ve izao fiainana hiainako izao raha toa ka misy tsy mety ataontsika fa nampianatra antsika lesona izany androany? Ataovy any am-po io dia hianao ihany no mahafantatra na mety na tsia ary anjaranao no miezaka mampifandray anao amin'ilay ATra fa tsy mbola tara akory .
io tokony i pasi no mijery akaiky an'io fatratra
19. niryna
(
29/08/2008 18:58)
ikaretsaka:tsy diso pilipitra araky ny fijerinao aho ranadahy kely tsy foiko fa mila mandinitena foana vao miteny isika na izaho na hianao ,isika rehetra e,mampianatra antsika mba andinintena io ary fijo no nampiasain'Atra ahatonga saina ho antsika tsi11 avy
tsy ohatran'ny diso pilipitra indray ve i niryna eto?
tokony any @ ke pasitera nanondrana io resakao farany io no niantefa raha ny fahitako azy
toray vato ary izy raha tsy nanota teo anatrehan'Atra hianao e ? dia avereno foana ny fanontaniana hoe ary ity izaho mba ahoana ?
;-) 8-) :wink: :cry: :-*
20. ikaretsaka
(
29/08/2008 19:46)
ka nandinintena ve ianao vao niteny hoe tsy diso pilipitra ?
pasitera adalanao no nanao ny nataony ko i fijo no toriana teny?
izany ve de lojika hoy enao?
pasitera adalanao no nanao ny nataony ko i fijo no toriana teny?
izany ve de lojika hoy enao?