hay koa ve ngahy pasy biby e????
21. fijo
(
29/08/2008 21:14)
hoy niryna:"fijo a,mahafinaritra anao ny manenjika ny olon'Atra e ,"olon'andriamanitra???????izany hoe adala izany lebeno nihaiky sy naka fepetra hanalavitana ireny olona ireny amin'ny fiangonana???????
olon'nadriamanitra manimba zanaka nateraka??hafa koa iny an.
hoy ryjadolly:"Ts nazo kil njay zoky ra-Fi.Mitady anao outsksss,outskssss"
tsia tsy mitady kil aho,fa rehefa mamoaka ny toa io mikasika ny mopera aho,dia miriotra sy miromoromo mihintsy ny sasany manampy toarabato.
dia io fa naseho kosa ny azy,toa lasa "mamela ny helony sisa no hita"izay no tsy voako.rehefa samy nanao dia tokony samy torahana fa tsy hoe ny zanak'i lebeno torahana ny zaka'i raprosy avela heloka,nefa rehefa dinihan aratsy lavitra noho ny vitan'i mopera ny ataony.

22. niryna
(
30/08/2008 00:08)
fijo:

afaka bongainao ny tafotranony raha tsy nanota hianao ,tsy antsika ny famaliana hoy Jesosy Kristy fa Azy . :oops:
23. fahamarinana
(
30/08/2008 09:24)
bor2lais:
dia tokony samy haka lesona @ izao tranga izao ny tsi11 (tsy ilay pasitera ihany fa izaho sy ianao koa). Mazava ho azy fa mety tsy mitovy ny mahalavo ny tsi11. Ka tafiditra tsara (araka ny fahazoako azy an !) ao @ ilay fandinihan-tena ny resany !
ika:
fa i pasitera ange no tokony handinintena voalohany ry bor2lais e
:arrow: iombonako hevitra daholo ny voalazanareo mirahalahy,ilay pasitera tokoa no tompon'andraikitra 1er fa natao ho fangalana lesona ho an'ny rehetra Xna ihany koa... :(
fijo:
nefa rehefa dinihan aratsy lavitra noho ny vitan'i mopera ny ataony.
:arrow: eny e,raha hidirana hoe zanany vavy fa ny fanolanana zazakely koa anie grave fijo e.Ny tiako ambara dia tena ratsy daholo izay mpanao azy na mompera ity na pasitera,na mpiandry na amin'ny maha-Xna ny tena fontsiny aza.Zà manokana koa tsy dia mahavoa io :Mamela ny helony io foana no atao ambetin-dresaka...mamela heloka oui fa kosa mba jerena akaiky sy ekena fa tsa mety ny nataony...(l)
24. rijadolly
(
31/08/2008 03:22)
fijo:Misaotra zoky fijo a! Mila heritreretinay tokoa zao fanamarihana ataon'se zao.Zay no ilazako eto foana hoe tsy tokony tononina ny anaram-Piangonana fa tokony Andriamanitra sy Jesoa ZanaNy. "Ny Ray aman-dReny tahaka ny vody fahitra,hitoeran'soa sy ny ratsy" hoy isika gasy izay,dia isika Mpino avy eo no miheritreritra hoe inona no atobitsika ao amin'ilay fahitra. :-* :-*
hoy ryjadolly:"Ts nazo kil njay zoky ra-Fi.Mitady anao outsksss,outskssss"
tsia tsy mitady kil aho,fa rehefa mamoaka ny toa io mikasika ny mopera aho,dia miriotra sy miromoromo mihintsy ny sasany manampy toarabato.
dia io fa naseho kosa ny azy,toa lasa "mamela ny helony sisa no hita"izay no tsy voako.rehefa samy nanao dia tokony samy torahana fa tsy hoe ny zanak'i lebeno torahana ny zaka'i raprosy avela heloka,nefa rehefa dinihan aratsy lavitra noho ny vitan'i mopera ny ataony.
25. sitraka1
(
02/09/2008 16:40)
Za ndray raha hiditra @ ty resaka ity dia tsy hijery be loatra ny mahapastera sy mopera ny mpanao ratsy fa hoy za hoe: toy ny mpampianatra izy ireny ka tokony ho fakantahaka satria mampianatra ny soa ho an\'ny Xana. Fa matetika ny zava-misy de zao, rehefa pastera no nanao ratsy de otomatika hoe manenjika ny katolika, ary raha mompera no manao ratsy de pinga daholo ny ankilany hitorabato, satria efa ny fiaraha-monina mihitsy no nizarazara hatry ny ela raha resaka fivavahana no lazaina, duel rangoela io fa taloha manko nahay nihatsaravelatsihy ny olona ka tsy de tsikaritra ny fifanaratsiana. Maninona raha esorin\'ny Xana @ asany ilay olona, ataoko hoe misy fanafaizana anie @ katolika rehefa manao ratsy ny mopera e \" année sabbatique\" de any izy no mieritreritra tsara na hiova toetra na hiala @ asany.
Miombokevitra @ fijo za @ ty resaka ity.

26. 08051972
(
02/09/2008 20:37)
badboy:
Ka raha ilay tokony ho modely no lasa makorely, dia iza intsony no afaka ho ho halaintahaka???
8O 8O 8O
Ka Jesôsy mintsy anie no efa nilaza hoe" mipetrak'eo @ fitoeran'ny mpaminany ireo, k'aza ny atony noa ato fa izy torina sy ambarany satria manambara an'Atra izy"
27. valikely
(
03/09/2008 18:33)
nareo kalma fotsiny daholo,
zay mifanaratsy fivavahana izay mintsy no mbola dia lavitra ezaka ataon'ny samy kristiana. aleo izy sy Andriamanitra no hifanazava any, tsy hay koa annie zao na efa voavelan'Andriamanitra ny fahotany ee!!
na fijerin'iza aloha ny fijerin'iza dia diso ilay pasitera, fa tsy io no entina hiandrirotana etsy sy eroa, misy faly ery ange mahita ny samy krisitana miady sy mifanaratsy eto e,
tsy misy ny ahiahy fa raha fiangonana tena mitory an'i Jesosy marina ilay fiangonana dia maka saina elaela io pasitera io na voaroaka tanteraka mihitsy; araka ny hoe izy no mitondra ny fampianarana ka izy indray ve no hamoa-tsampona.

28. fijo
(
04/09/2008 20:45)
ka le aleo izy sy andriamanitra hifanarak aio manimba fiarahamonina.fa sazio izy dia milamina ny pokona.
29. fahamarinana
(
05/09/2008 07:59)
:arrow: zay koa ekeko,sazian'ny fiaraha-monina dia esorin'ny mpitondra fivavahana ihany koa amin'ny asany...zà tsy dia d'accord hoe aza izy no jerena fa ny teny toriany...satria raha olona marefo no eo marina raha hijanona hiheno azy akory,tonga dia anaran'Andriamanitra no voasotasota avy hatrany !!! (l)
30. fijo
(
05/09/2008 20:06)
izay mihintsy.asiako fampahatsiahivana kely,fa ny tena naharomotra ny mpino katolika taty frantsa tamin'ireny resaka pedofila ireny dia ny fanakonan'ny lehibeny ilay zavatra nataon'ny pretra.toa somary maivana aza le zavatra vita,fa le lehibe nanakona ny resak ano tena nankaleo ny vahoaka.