Fampiroboroboana ny famokarana @ fanampian'ny indianina
1. badboy
(
29/08/2008 10:17)
Tonga ny fanampiana avy @ indianina hampiroboroboana ny fambolena ao Dago!! Mahafinaritra!!
Fa rehefa dinihina dia toa fanomezana misy poizina ilay izy!! Satria nahoana? Dia saria any @ indianina efa manomboka mivoatra ny fomba fambolena!! Misy ny fikambanana miady @ fambolena mampiasa pesticide mba hiarovana ny tontolo iainana sy ny olombelona miaina manodidina ary ny sakafo hatelin'ny vava (tsy hampitomboana ny cancer, ny aretinkoditra sns...)!! Ilay fanampiana avy @ ireo indianina anefa dia mazava be ao anatin'ilay fifanarahana fa misy vola maro atokana ho an'ny pesticide!!! 8O 8O 8O
Sao dia mba politika fandotoana ny firenena malagasy no tena tanjondry zareo indianina??? :roll: :roll: :roll:

répondu par penguin le 01/09/2008 13:53
2. nathie86
(
29/08/2008 11:35)
Zany v, d lay ambadika politika oe aleo hosimbaina ny tontolo iainan'ny gasy v? Tsy aiko ka, za ary zao vao nahita an'io, misaotra @ vaovao.
3. penguin
(
29/08/2008 13:42)
Ny avy Franc tsa hay tsy ampy ry leity a sady ny poizina avy tany aza mbola mampihivingivina taona maro. Mbola mila hafa ny asa sasany.
4. badboy
(
29/08/2008 14:15)
penguin >> Rehefa avy nanadalo ve izany ny frantsay ka nametraka ilay lazaina fa pesticide (izay aneritreritra satria tsy mbola nisy fanampiana avy any @ frantsay @ fampiasana pesticide) dia mba anjaran'ny indianina indray ny mamarana izany!!
Tssss, kofon'ny vovoka simika @ izany ny penguin ka tsy tafaverina any @ pôle tsony!! Arovanay ny pinguin-nay mba tsy hihinana kaly simika na de maivakitsaka aza!! :-D :-D :-D

5. penguin
(
29/08/2008 14:26)
Fa elah na kofona na tsy mahafaty baolina dia mijanona ho zava-poana hatrany. ATODY LAMOKANY. Mba misehoa dia mijoroa ary vonoy io baolina io fa aza jijina dia avy dakana mivoaka tooosssy.
6. naughtyboy
(
29/08/2008 16:15)
ozy badboy
\" Tonga ny fanampiana avy @ indianina hampiroboroboana ny fambolena ao Dago!! Mahafinaritra!!
Fa rehefa dinihina dia toa fanomezana misy poizina ilay izy!! Satria nahoana? Dia saria any @ indianina efa manomboka mivoatra ny fomba fambolena!! Misy ny fikambanana miady @ fambolena mampiasa pesticide mba hiarovana ny tontolo iainana sy ny olombelona miaina manodidina ary ny sakafo hatelin\'ny vava (tsy hampitomboana ny cancer, ny aretinkoditra sns...)!! Ilay fanampiana avy @ ireo indianina anefa dia mazava be ao anatin\'ilay fifanarahana fa misy vola maro atokana ho an\'ny pesticide!!! \"
ra miresaka pesticide sika de miresaka biodynamique agriculture(B.A),misy lafiny tsara azo jerena ihany izany satria ao anatiny tetik\'asa fampivoarana haingana ny haitao @ fambolena @ fomba zay tena mandroso @ zao fotoana no resahina erantany ary lafo vidy indrindra noho ny vokatra hafa,raha mijery isika eny @ mpivarotra rehetra eny de mahalala fa ny vokatra organika no tena mitondra tsirony mineraly sy ny hery ilany vatantsika (hena,voankazo,anana sy legioma..) ,tsy izay ihany anefa fa efa lasa famantarana arabarotra(trademark otrany cocacola oh..)zay ny DEMETER no miahy ny fandraharahana azy erantany,ary mila ampiroboroboana sy ampitomboana haingana ny fahaizamanao ny teknisianina malagasy ao antoerana sy ny tantsaha satria anisany sehatra mampidibola ho antsika ny fambolena.Avy aiza no nipoirany zany B.A ?
t@ 1924 i Rudolph Steiner alema no namorona ity fomba fiasa famokarana vaoavao sy nanomboka nampihatra ity fomba famokarana ny fambolena araboajanahary(biodynamic agriculture) ity tao silesia(poland) ary niparitaka erantany ny fahombiazany haitao nentiny, betsaka reo dingana ilaina @ zany,
-fertilisation @ reo komposta anpiasaina,fikarakarana reo zezika mba afahany miady ao aretina mpanimba ny voly,fikarakarana @ fomba mahomby ny tany ahazahoana vokatra koko ary ny fahaiza mandrindra azy araboajanahary(celestial na astrological).. in no tombotsoa mety ho azo @ io
Sady fanatsarana ny tontolo iainana izy io satria vokatra tsara indrindra natoraly nadia tsy 100% aza ( mbola tsy ialana ny pesticide zay lafo tokoa..) azo @ fambolena na fiompina no fampiananarana haitao vaovao ho any teknisiana sy tantsaha malagasy antoky ny fahaizamanao hiatrehany ny fifaninanana erantany @ vokatra ahondrana
za manokana tsisy maharatsy izany fa kosa ahoana ny fifanarahana @ hetra sy ny fampiasambola ao io no tsara jerena..

8. naughtyboy
(
30/08/2008 11:33)
mba jerena kosa ry bazylou ny lafitsaranjavatra fa tsy miaramiasa @ indiana akory no ratsy fa ny tombotsoa ho entiny no jerena(fanalalahana fomba fijery)..
ankoatry china de izy reo no mpanondrana vary b indrindra erantany zao anefa noho ny loza voajanahary niseho tao china(birmanie sns..)de betsak no simba ny variny reo zany oe hiakatra b ny vary afarana ,anisany vahaolana maharitra io @ toekarena malagasy @ fijeriko..
iverina @ resaka pesticide aho fomba simika ampiharina @ fambolena(fertilisation,fikarakarana ny tany...),mizara 2 izy io de ny insecticide(ady @ biby kely),herbicide(ahitra sy zvmaniry mpanimba ny voly),ny rehetra de mapiasa azy io na de ratsy tokoa aza @ fahalotoany tontolo iainana(rano,rivotra,manafaingana ny hafanany tany..) nefa kosa miankina @ hakeliny sy ny fahombiazany reo fangaro simika ampiasainao no ahazahoanao vokatra tsara koko io no mila ianarany malagasy @ vary? nahoana no tsy ampy foana ny vary na ny afarana na aondrana? efa mila haitao vaovao iadina @ zany de io no anisany lalana haingana (quality product & environment protection..) ;-)