hasarotapiaron ny vehivavy ....

1. lemenakely ( 29/08/2008 09:02)
Inona avy no anton ny mahatonga ny hasarotampiaron ny vehivavy @ vadiny la ny sipany?..
novalian'i pp87 ny 10/09/2008 12:40
2. ssendra ( 29/08/2008 10:59)
arakaraka ilay olona sy ny hasarota-piarony io, misy ny olona tsy dia saro-piaro loatra raha tsy fantany hoe efa miaraka na manana sipa mitsy ilay olona miaraka aminy (izaho otran'io mihintsy)
fa misy ny olona na zavatra tsy misy fa eritreriny foronin'ny sainy any dia entiny hahasarotam-piaro ilay olona miaraka aminy
3. rhh ( 29/08/2008 11:54)
Matetika ny ankamaroan'ny vehivavy ts miasa ivelan'ny trano no saro-piaro satria miandry ny fahatongavan'ny vadiny ao an-trano rhf hariva izy dia lasa saro-piaro ho azy. Rhf mba tara fodiana ny vadiny d tonga d ts mba manadihady fa entin'ny fony @ hasarota-piaro fotsin.
4. xxx ( 29/08/2008 12:09)
marina koa izany voalazan'i rhh izany
nisy voisine nay zay tam taloha efa ela, nipetraka tam appart de zareo tao ambany, lay sipa tsy miasa fa raha vao tara ny fidiran'ilay bandy amin'ny dimy hariva dia efa miiomàna fa hisy korontana ndray ao ambany, ny fifanenjehana ny daroka ny kikiaka heno be aty ambony daholo, ela ny ela tsy naharitra fa nisaraka ireo, ilay sipa autrichienne dia lasa nody tany amin'ny ray amandreniny tany.
5. lemenakely ( 29/08/2008 14:10)
xxx:

marina koa izany voalazan'i rhh izany
nisy voisine nay zay tam taloha efa ela, nipetraka tam appart de zareo tao ambany, lay sipa tsy miasa fa raha vao tara ny fidiran'ilay bandy amin'ny dimy hariva dia efa miiomàna fa hisy korontana ndray ao ambany, ny fifanenjehana ny daroka ny kikiaka heno be aty ambony daholo, ela ny ela tsy naharitra fa nisaraka ireo, ilay sipa autrichienne dia lasa nody tany amin'ny ray amandreniny tany.



ilay mamono kosa aloha tsy mety e
6. xxx ( 29/08/2008 15:04)
Ny hadalany no mahatonga an'io, ary na namana aza dia misy an'io.
Aretina sarotra sitranina io raha ny fijeriko azy! Tsy misy olona tena ho an'olona iray fa ny hadalana no be dia be! 8) :D :roll: :-D :-D
7. vale ( 29/08/2008 15:23)
dain kosa e!!!tsss..maha-saropiaro rehefa lava maso ny lehilahy!! ankoatr'izay efa aretina indray, raha fantatra fa manitsakitsak ailay vady na sipa izay vao tokony hahasaro-piaro koa! ny tena tsy tantiko ny mpihavana lavitra mifampirozzirozy, tena,hummmmm :lol:
8. lemenakely ( 30/08/2008 08:13)
vale:

dain kosa e!!!tsss..maha-saropiaro rehefa lava maso ny lehilahy!! ankoatr'izay efa aretina indray, raha fantatra fa manitsakitsak ailay vady na sipa izay vao tokony hahasaro-piaro koa! ny tena tsy tantiko ny mpihavana lavitra mifampirozzirozy, tena,hummmmm :lol:





:-D
9. kelly13 ( 30/08/2008 10:09)
ra ze lhl lavamaso kosa klou tsy ataoko ahasaropiaro ahy zany e, za kou tsinn mba misy lhl mijery :°) nenay d izao no "devizy" "ato antrano aho anao irery iany, any ivelany aho itambaranao @ hafa" izany oe refa any ivelany d za jerevan'ny lhl hafa izy mijery vhv hafa,izy kou mba jerevan'ny vhv, za kou afaka manao lava maso mijery lhl mba mmmhhhhhh!!!! ny tena mba mahasaropiaro ahy @ rams ngamba d izy refa manao jeux eto, efa mitady ho lasa addicted mintsy ra ny fahitako azy :-D :-D :-D
10. vale ( 30/08/2008 11:23)
kelly13 manao lava maso ôo!! :-D :-D :-D :-D :wink:
11. naughtyboy ( 30/08/2008 14:07)
...io no mba itenenako ny sipa lava zao oe " enao oa aza sarompiaro zany fa andeha hitsidika any rafivavinao fotsiny za androany fa tsy misy inoninona akory ny aminay.." :-D :-D :-D
vazivazy zany fa misy karazany io e,misy fetrany (tsy tinao atao aminao reny)le hasarotampiaro ao le tsy voamarina akory nefa misy kosa tena mahasarotiny ra tena manohitohina ny fiarahana ,satria mihoapefy fijerina notty mo zay ry zareo..
:lol:
12. kelly13 ( 30/08/2008 15:07)
vale>ka maso mijery ange retsy tsy mitondra mody e, ra mitondra mody no mety hanahirana kely :°)

notty>inn oatra zao no mahasaropiaro anao @ ankizinao? nenà io efa nolazaiko io mantsy :wink:
13. manuela ( 30/08/2008 15:16)
ka lé izy ngé misy karazany e!oatra 1) zao wé lé joba ti b anlé bandy d norma b kou!tiny lé oul dé mialona iz ref itany wé ts dé mrev az tson lé band satri met wé mapraf 2)mis njay lé sarpiar satri lé sip mits n mapiraf d maana b! 3)ts èko tsony....... :P
fa ny baseny relation né confiance e!donc,ref mis fasarotapiaro dé ts dé tena vrè amour zany fa sou forme ftsn!refa ti an,d ts miertrertr zvt rats zany mits!sa ts zany e?
14. naughtyboy ( 30/08/2008 17:37)
..zao zany le izy kelly a,ny mifanohitra @ fahasarotampiaro de ny fifampitokisana :lol: .ra mifampatoky zay mitsam oh.tsisy tokony ho saropiaro,aradalana zany ..refa tonga ny fialonana sy ny fahasarotampiaro zay
manala io fifampitokisana io de de zay le fefy nihoarana de tsy maintsy hisy vokany iny na ho ela na haingana ra tsy voatsabo eo no eo.. ny fanontaniana ts1/1 avy eo de oe iza no nianika le fefy :°) ka ra manotany ahy ny sipa any @ ampikandrana oh.na de fantany zao aza ny misy ahy in-5 isan'andro oe" fa aiza indray enao nde ho aiza sns.."
de ozy za oe
" ..enao oa aza sarompiaro zany fa andeha hitsidika any rafivavinao fotsiny za androany fa tsy misy inoninona fa za sy enao ihany no amarana ny takarivantsika any @ resto " za aza mba mitsotra de fantany zay saropiaro izy teo,tsy haiko oe ahona fa za ko mbo gaga :roll: ..
fa ra oh. ndray oe miantso ahy alohany firavana,aza mijanona ela na manao reraka fa nirava aloloha za androany fa eo ampanamboarana kaly mintsy za zao no mieritreritra oe mba omeko otra b enao androany fa godraka " de matoky ahy le sipa zay fa ho tonga aloha arapotoana aho ivimbina raozy sy dovay :D =)) m'lay nge le mifapatoky ndraindray e ;-)
15. naughtyboy ( 30/08/2008 17:41)
ny sokola ko tsy azo adino fa reviny sipa reny.. :-D :wink:
16. Herimiafina ( 30/08/2008 17:45)
Izany fifampitokisana izany aloha ry zareo dia nofinofy ihany angamba no azo hilazana izany, idealy na Utopie e.
Mianara mahatoky fa aza mahatoky 100% izany satria ny olombelona dia olombelona foana.
Ny fahasarotampiaro indray dia fomba fijery ny fiainana no mahatonga azy (vision du monde) raha fiainana feno fampirafesana no niainan'ilay olona nandritry ny fiainany na eo amin'ireo RAD-ny na eo amin'ireo namany na eo amin'ny fiaraha-monina misy azy, dia lasa traumatisme ao antsainy izay zavatra izay ka mahatonga azy hatahotra sy hieritreri-dratsy isak'izay misy zavatra ahiany hitondra izay tiany ho amin'ny fampirafesana. Eo koa ilay estime de soi somary ambany ka mampitaha-tena amin'ny hafa foana.
Aza manantena hoe ho sitrana amin'izay ilay olona na hiantso psychiatre zato amberivo aza fa nofinofy ihany koa izany. Ny mampihena azy angamba no azo hatao fa tsy ny manasitrana azy tanteraka. :^)
17. naughtyboy ( 30/08/2008 17:51)
ozy herimiafina
" Mianara mahatoky fa aza mahatoky 100% izany satria ny olombelona dia olombelona foana."
io kalo de marina nefa ny fotoana no ilaza ny ts1/1 na misy na tsia le fifampitokisana ,tsy tonga tonga oazy eo fa enarana..
18. diamondra27 ( 30/08/2008 17:54)
ny vhv lesy misy miscene be amty we fasarotapiaro ity a.
Ny fihetsikareo lhl ihany nomahatonga azy ho saro-piaro anefa satria ra vao mahita sipa miakanjo tsara na metimety d'efa taitaitra dia mahatsiaro vexe le sipa sady matahotra sao dia avelanareo eo izy.

Misy indray le vhv tonde saropiaro aminapa fotsiny tsy mangataka fanazavana akory.
Misy koa le sipa misaavasava paosy sy tel sy mail ka raha misy mot mahatohina ao dia mahasaropiaro.

Dia ny lhl koa misy manana namana vhv be dia be sady misy amin'izy ireny tena complice dia tsy mahatanty ilay vhv tompon'ilay lhl amin'ilay fiarahana amin'ny maha-mpinamana tsotra izao.

19. Herimiafina ( 30/08/2008 18:00)
naughtyboy:

ozy herimiafina
" Mianara mahatoky fa aza mahatoky 100% izany satria ny olombelona dia olombelona foana."
io kalo de marina nefa ny fotoana no ilaza ny ts1/1 na misy na tsia le fifampitokisana ,tsy tonga tonga oazy eo fa enarana..

Ny fijeriko azy, raha misy ny fifampitokisana 100% dia nihena 0% izay ny fitiavana ara-nofo (FILA/EROS) fa ny fitiavana ara-mpanahy kosa mety nitombo.
:^)
20. naughtyboy ( 30/08/2008 18:14)
ozy diamondra
" Misy koa le sipa misaavasava paosy sy tel sy mail ka raha misy mot mahatohina ao dia mahasaropiaro "
tena tsy lasa zany tsy fomba zany ..ny aza tratrako ihany fa tonga de mamay :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8145