hasarotapiaron ny vehivavy ....

21. Herimiafina ( 30/08/2008 19:13)
Mifandray amin'ny fizestiavana amin'ny havana koa ilay izy matetika, araka ny fomba matikambo izay tsy hita izay maharatsy azy aloha hatramin'izao!
Nisy bandy akamako izay mantsy tena nanana sipa ohatr'izay ileiry tamin'izay ka na mandeha miantsena miaraka amin'ny nenitoany aza ileiry ka hitan'ny havandrasipakely dia efa voatatitra dia efa ady be tsy vita indrindra moa fa ny ray amandrenin-drasipakely mihintsy no manao ankety avy teo.
Ohatry ny hoe raisina ho fahafahambaraka be izany ilay hoe mampirafy ilay bandy e. Afa-baraka satria efa nentina nanindriana havana hoe bon parti e, nahazaka milay e, sns. :-D :-D :-D :-D
22. naughtyboy ( 31/08/2008 10:56)
ozy H.M
" Ny fijeriko azy, raha misy ny fifampitokisana 100% dia nihena 0% izay ny fitiavana ara-nofo (FILA/EROS) fa ny fitiavana ara-mpanahy kosa mety nitombo. "
fijerindrazoky io na de tsisy aza ny 100%(platonique),tsy ekeny saiko na 10% aza
tsotra ny antony ra tsy afapo @ zamoro ny couple tsy ifampatoky zany aranofo,
eritrereto oe isaky ny mody razokiny godraka ny ifandamoro tsy maintsy lasa saina ny sipa oe tena mapirafy lety :arrow: tsisy fifampitokisana natoa izy zay matoky de nahazo fahafahampo aradalana @ aranofo :-D
23. naughtyboy ( 31/08/2008 11:24)
hafa koa
" zany fifampitokisana izany aloha ry zareo dia nofinofy ihany angamba no azo hilazana izany, idealy na Utopie e. "
ka in izany no erahana ra tsy mifampatoky :roll: :roll: amiko 50/50 ny itany masoko le atsasany voalohany ny tsy itany masoko ny ambiny :D
24. naughtyboy ( 31/08/2008 12:08)
fa misy marina ko ny teniny manuela eo ambony io na izany aza e.. :D
25. kelly13 ( 31/08/2008 19:04)
notty>za tsy mahazo le zvt nosoratan'i manuela na ny "i" aza, marina e
26. naughtyboy ( 31/08/2008 19:39)
ozy manuela
" ka lé izy ngé misy karazany e!oatra 1) zao wé lé joba ti b anlé bandy d norma b kou!tiny lé oul dé mialona iz ref itany wé ts dé mrev az tson lé band satri met wé mapraf 2)mis njay lé sarpiar satri lé sip mits n mapiraf d maana b! 3)ts èko tsony.......
fa ny baseny relation né confiance e!donc,ref mis fasarotapiaro dé ts dé tena vrè amour zany fa sou forme ftsn!refa ti an,d ts miertrertr zvt rats zany mits!sa ts zany e?"
kelly a,ito ary misydikanteny tsy nahazahoana alalana
misy karazany 3 tiany ho lazaina eto,
1.jamba ny fitiavana le sipa ka sarotiny @ tsisy dikany na koa tsy ampy fahatokisantena
2.ny mamo njay no miantso polisy,ny sipa mampirafy no nahina voalohany
3.tsy hainy intsony..
fifampitokisana daoly no mitondra azy,fa tsy tokony ho saropiaro @ tsy antony ra
tena mifankatia,sa tsy izany e..
de ozy notty ,misy marina io fa ny lhl tsy ho sarotiny ra tsy efa poinsa iny ko oe misy porofo
:-P :-D
27. kelly13 ( 31/08/2008 19:48)
ahhhhhh ok d'accord! le fomba fanoratany azy kou hafa² b d tsy arako mintsy! micii notty an :wink:
28. naughtyboy ( 31/08/2008 20:11)
tsisy mampanah reny fa aza adino fotsiny ny beks refa mila dikanteny @ manaraka
fa lava ihany ny nadika teo de maina ny tendako koh :-D :lol:
29. kelly13 ( 01/09/2008 09:28)
hahaha klou za hiasa ao @ star d tsy adinoko enao e :-D
30. xxx ( 01/09/2008 10:00)

satria ny lelahy be no mampirafy dia mazava hoazy fa saropiaro ny vevavy
31. ssendra ( 01/09/2008 18:45)
xxx:


satria ny lelahy be no mampirafy dia mazava hoazy fa saropiaro ny vevavy


ary tena marina kosa izany ah!


32. sakaizakely ( 01/09/2008 19:43)
zany fifampitokisana izany aloha ry zareo dia nofinofy ihany angamba no azo hilazana izany, idealy na Utopie e.


HM ve efa en couple sa tsia miteny an zany, raha zay manko no mba fahatsapanao ny fianana de otran'ny mampalahelo ihany :-o

satria ny lelahy be no mampirafy dia mazava hoazy fa saropiaro ny vevavy


tsy misy an zany oe ny lhl no be mampirafy zany fa rehefa samy hanondrana to samy mahay aby na lahy na vavy kou

mbola tsy azony tanteraka ny fonao matoa sarompiaro aminao izy, mety tsapany ianao fa mbola manafinafinjavatra aminy, na mbola tsy tia azy tanteraka. Aleo hazava tsara ny toedraharaha fa manjary tsy alehany

rehefa samy clean de tsy misy aretina fahasarotampiaro sy fiahiahiana ratsy fa mifampatoky tsara, de tsy mila misavasava paosy sy esemesy am portable n'le raika zany fa misosa oazy ny fiainana

raha tena fomban'ilay oul tokoa ny hampirafy rava de misy fahavoazana arantsaina izany, rehefa hita fa sampona de aza idirana fotsiny fa harary fo am hasarotampiaro am ze oul tsy salama saina ve :{ :{ :{
33. naughtyboy ( 01/09/2008 19:44)
:-D :-D zany v tsy fialany jiosy ry ssendra sy xxx a, betsaka ny lhl mampirafy satria betsaka ny vhv azo ampirafesina de ieee...ra ny statistika @ demografia aza milaza fa ny vhv no be isa eto amboniny tany :°) :-P
kelly > sovaly 3 anak1 fotsiny de ampy fa tsy amantaoniny nge ,tsy mila miasa any @ star zany akory enao :D
34. Herimiafina ( 02/09/2008 02:46)
sakaizakely:

zany fifampitokisana izany aloha ry zareo dia nofinofy ihany angamba no azo hilazana izany, idealy na Utopie e.

HM ve efa en couple sa tsia miteny an zany, raha zay manko no mba fahatsapanao ny fianana de otran'ny mampalahelo ihany :-o

Indrisy fa ny hitako amin'izay mba olona maromaro hitako tamin'ity fiainana fohy ity ka milaza azy ho mifampatoky tanteraka toa comédie be fotsiny fa rehefa mba tafaraka amiko any ambadimbadika any vao tena mipoitra ny tena izy, ilay reserve be ao ampo tsy avoaka raha tsy mahazo labiera roa vera. Ilay fifampitokisana kay ambava fotsiny fa rehefa mamomamo vao mivoaka daholo ny reserve rehetra tsy fahatokisana nafenina lava tao ampo tao.
En somme, mody hoe matoky izany fa ny ao ampo be reserve be daholo mahatsiravina.
:^)
35. ssendra ( 02/09/2008 05:43)
32. Mpandefa : naughtyboy [ Valio ] 01-09-2008 21:44:44
Lohateny : Re : hasarotapiaron ny vehivavy ....
zany v tsy fialany jiosy ry ssendra
:^) :-D koa hitako hoe marina ko!
36. naughtyboy ( 02/09/2008 16:06)
:-D :-D zao zany e,ra zay no izy oe saropiaro ny vhv fa b ny lhl mampirafy
de tsy tokony ho saropiaro zareo reo satria b nho ny lhl ny vhv azo ampiarafesina :lol: sa tsy zay v no marina koko ry ssendra :-D
laingako zany fa samy manao dolidoly na lahy na vavy afatsy tsy ze manao :-P
37. fasaly ( 02/09/2008 16:38)
:-D aiza indray ianao no mahita vehivavy mampirafy??? :lol:
38. ikaretsaka ( 02/09/2008 17:06)
fasaly:

:-D aiza indray ianao no mahita vehivavy mampirafy??? :lol:


eo Tsaralalana feno... misy mampiurafy @ bandy amin'arivony maro mihitsy ny sipa 1
39. fasaly ( 02/09/2008 17:35)
he izany izy hoe ao tsaralalàna, ny an'ny mpivaro-tena indray efa asany iny! tsy misy ny kil tsy miditra ny drala , be ny kil , be ny drala :°) :-D
40. Herimiafina ( 03/09/2008 01:35)
Ny Tsaralalàna anie mety efa ifanarahana e, fa ny tsy ao Tsaralalàa marobe any ambadika any tsy nifanarahana mihintsy! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4037