hasarotapiaron ny vehivavy ....

41. fasaly ( 03/09/2008 05:47)
herimiafina: ampio fanazavàna kely! ka mitovy ihany na ny any ambadika privé na ny publik samy asa mivarotena ihany efa nivonona amzany izy kou! :-P :wink:
42. jujul ( 03/09/2008 06:54)
matoa reto ny olona 1 (na vavy na lahy)mampirafy de misy antony maro ao.ohatra hoe fitia te hanadrana ny hafa fotsiny :* ka mahatonga le hasarotapiaro ny 1 satria izy taloha e! fa ra izao aloha dia tena saropiaro @vadiko e! eritrereto anie hoe : raha ny vary eo ambilianareo no misy maka na mikitika ny laokanareo ve de tsy sarotinareo e! aoka marina e! ^:^
43. lemenakely ( 03/09/2008 07:06)
nisy fandaharana izay tao @ radio korail rehefa harivariva izay i Al na Alain Rajohn no mpanolotra ,ny vehivavy hono ka hoe..Dia maro ny vehivavy nanao temoignages tao fa isan ny mahasaropiaro ny vehivavy @ lehilahy koa ny resaka ara bola?..
44. fasaly ( 03/09/2008 10:05)
ka sao de zaraina am vevhiavy any ivelany any kosa ny vola....betsaka ny mizara any ivelany an! izany hoe otran'ny vidiana vola atao tambiny lay hisotomana an'ilay vevhivavy any ivelany.....
nefa ny ao antrano ny sasany tsy homankanina....

ohatra raha sendra nanao vacs tany madà zà
sendra nadalo teo am lay namana taloha, nivarotra irony karetsaka sy lakilé am sisindalana irony ry zareo mande tsara ny tsena, nandalo teo zà mbola teo daholo izy mianakavy ny mpirahavavy sy ny vadin'ny mpirahavavy niresaka tamiko teo... ny aprèsm andeha hody eny mahamasina zà! nisy spect be tao amin'ny palais de sport mahamasina... hitako lay bandy roalahy vadin'ny mpirahavavy menatra nitsoatsoaka ahy ery samy mitantana sipakely andeha ho payer-na hijery sepctacle :-D
hoy aho hoe aza mikorapaka fa izaho tsy hande hiatantara am vadinareo avy avy e! izy roavavy tompom-bady mitanàka main'ny andro mivarotra tsy mahalala nin nin, de jereo amzany kosa
45. naughtyboy ( 03/09/2008 19:24)
ozy fasaly
" aiza indray ianao no mahita vehivavy mampirafy??? "
ka za zao no napirafy vhv nieritreritra ho napirafy ahy ko ...de aiza ahona =)) =)) =)) nena no tonga aloha fa tsy oe valifaty akory an =)) =)) efa nahita maintsiny ka ;-)
46. fasaly ( 03/09/2008 19:44)
:-D
47. Herimiafina ( 04/09/2008 00:04)
fasaly:

herimiafina: ampio fanazavàna kely! ka mitovy ihany na ny any ambadika privé na ny publik samy asa mivarotena ihany efa nivonona amzany izy kou! :-P :wink:

Mivonona amin'izany izy ary heken'izay vadiny any ny ataony.
Fa ilay tsy ao Tsaralalèana kosa mivonona amin'izany izy saingy tsy nifanarahany tamin'ny vadiny ny ataony.

:-D
48. fasaly ( 04/09/2008 05:58)
dia aiza izy izany miafina izany raha tsy nifanarahana tam vadiny???? hazavao ary zany :-P mbetika koa anie ireny tsy manalmbady e! :-P
49. pp87 ( 10/09/2008 12:40)
sakaizakely:

zany fifampitokisana izany aloha ry zareo dia nofinofy ihany angamba no azo hilazana izany, idealy na Utopie e.


HM ve efa en couple sa tsia miteny an zany, raha zay manko no mba fahatsapanao ny fianana de otran'ny mampalahelo ihany :-o

satria ny lelahy be no mampirafy dia mazava hoazy fa saropiaro ny vevavy


tsy misy an zany oe ny lhl no be mampirafy zany fa rehefa samy hanondrana to samy mahay aby na lahy na vavy kou

mbola tsy azony tanteraka ny fonao matoa sarompiaro aminao izy, mety tsapany ianao fa mbola manafinafinjavatra aminy, na mbola tsy tia azy tanteraka. Aleo hazava tsara ny toedraharaha fa manjary tsy alehany

rehefa samy clean de tsy misy aretina fahasarotampiaro sy fiahiahiana ratsy fa mifampatoky tsara, de tsy mila misavasava paosy sy esemesy am portable n'le raika zany fa misosa oazy ny fiainana

raha tena fomban'ilay oul tokoa ny hampirafy rava de misy fahavoazana arantsaina izany, rehefa hita fa sampona de aza idirana fotsiny fa harary fo am hasarotampiaro am ze oul tsy salama saina ve :{ :{ :{


io telephone io kosa alou de tena mapiady nefa matou ny ol ray iark@ko a! de ze ana anazy de ze anazy ana ,zay nena .de ra maita zavatra afa2 kosa alou za de tsy iteny azy ve za na ko oe saropiaro, iza mou no tsy saropiaro nenazy,satri tina de tsy maints arovana .nena alou refa ana de ana rery ftsy itambaran iza niza zany fts tafoangy consigné zany nena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2042