Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jhons
(
25/08/2008 11:29)
tiako ianao
mba mangataka ny tononkiran'i nanie tiko ianao azafady merci!...
tohiny
Lion01
(
25/08/2008 09:49)
Fitiavana sy ny fanalan-jaza...
Azo heverina hoe ao anaty ny fitiavana iany ve ny fanalan-jaza raha sendra ny tsy azo anoarana ?....
tohiny
novalian'i fijo ny 05/09/2008 20:15
istraky
(
25/08/2008 07:01)
Mba miverena !
Sao dé mba misy manana na mahafantatra lé hira misy hoe :
"Efa loatra re, 'zay nandehananao e !
manina ka mahatsiaro, izay niharahana....'
Fiv: Mba miverena aty ......."
Style Kaiamba 'zay ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 27/08/2008 07:21
imbatake
(
25/08/2008 02:27)
ory mpanararotra a
fa mninona kay ny olna refa mahay fa ilaina de manome teny mafy?
ny sasany refa manao zavatra hoan ny hafa de mangataka tambiny tsi mendrika.
tsy aiko lo fa za de miaina araka ny tokony ho izy. miez...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/09/2008 03:51
imbatake
(
25/08/2008 02:20)
boky telo
ra ny testamenta talo neni jiosy
ny vaovao neni kristianina
ny coran neni islam
aiza no arahina?
moa ve mohamed no mpaminany farany?
moa ve jesoa?
moa ve le mbola andrasan ny jiosy?
tompoko, ah...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/08/2008 20:10
badboy
(
24/08/2008 19:55)
HO an'ny mpiandraikitra : mila manokatra fiangonana virtoaly
Hita izao fa maro ny mpisera mahay mitoriteny ary maro ireo disciple sy mpanohana azireo!! Koa mba hahamoramora ny fiainany dia raisiko ny andraikitra @ fangatahana aminareo mpiandraikitra ny serasera...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/08/2008 20:20
tsiambaratelo
(
24/08/2008 19:22)
FIARABANA HOANY NAMANA kiki33
Arabaina ankia nomen Andriamanitra ny fara .Tongava taiza ny zaza,de ny reny koa ho salama tsara!Tena faly dia faly tokou ny fo nandre vaovao mahafaly.De marary ve le miteraka?Hi hi hi,ity alou no sol...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 03/09/2008 15:35
xxx
(
24/08/2008 13:02)
bac malagasy
efa nivaly ve ny bac any dago ?...
tohiny
adidy
(
24/08/2008 11:53)
SOS lucy
Faly miarahaba anareo namana rehetra! Ao @ forum wanadoo madagascar rubrique fitiavana, sujet: SOS, dia misy mangataka fanampiana ho @ vadiny any M/kara 40 taona voan'ny tumeur cérébrale!
Inona no ...
tohiny
novalian'i adidy ny 29/08/2008 14:57
tsidina
(
23/08/2008 22:35)
ho an'reny rehetra eto @serasere.
Vao 7mois zay ny nanambadiako aty ampita, ka zao efa mahita ny tsy fahita zao. Zah anefa bevoka. Tsy fantako na le zah bevoka no mampisy ilay olana na ahona fa zao: nanomboka nampitoetra ny kiboko de ...
tohiny
novalian'i totty ny 04/11/2008 20:07
bazylou
(
23/08/2008 20:39)
inona no tsy hainareo kay ??
HOno ho aho, inona kay no tianareo, tsy nahay nampirina sa tsy nahay namalona e??? :wink: ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 30/08/2008 11:09
xxx
(
23/08/2008 19:50)
azo sitranina ve ny mst na ist
azo sitranina tsy mivrenina tsony ve kay ny mst na ny ist raha tsy mahadiso...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/08/2008 08:45
karinah
(
23/08/2008 15:16)
fanaovana mofo menakely..
Miarahaba!
saika mba hanontany zà hoe misy mahay ny fanaovana mofo menakely ve ato? mba mangataka ny re7 aho raha misy mahay azafady ô!!!
Misaotra betsaka....
tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 16:55
ni81
(
23/08/2008 11:52)
Fitantanam-bola
Misy toetran'olona vitsivitsy ireto eo @ fomba fitantanam-bola:
- mirobaroba
- kahihitra
- mitsitsy
Mbola mety misy karazany hafa fa ireo aloha. Ahoana no fahitanareo ireo?...
tohiny
novalian'i 08051972 ny 02/09/2008 20:12
bazylou
(
23/08/2008 09:51)
mpisolelaka and co
""Un carré de jeunes fidèles
jeudi 21 août 2008, par Eugène R.
Hery Ramambason, Hélian Ralison, Toky Rabeson, Lala Rahamefy, Tahina Razafinjoelina, Ndretsa Ralison… pour ne cit...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 26/08/2008 08:06
peta83
(
23/08/2008 08:59)
Sarokenatra lotra aho
Izaho dia tovovavy iray 22 taona, mba mangataka fanapiana fa za ry reto tena saro-kenatra be mihitsy a, na miresaka @ ol na maneho hevitra na retraretre!
Dia misaotra antsika zay manome conseil sahad...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/09/2009 12:41
lemenakely
(
23/08/2008 08:45)
Ny sipa gasy teraka aty andafy...
ny sipa gasy teraka aty andafy matetika dia tsy mahazoazo ny bandy gasy indrindra moa fa ny avy any Dago...tsy mahay n inona na in ,fetsifetsy...Ahoana izany ry zalahy isany ?...
tohiny
novalian'i lohataona ny 03/09/2008 16:49
todisoa2
(
23/08/2008 08:28)
Ny fiangonana
Ny tsi-fahaizana ny tantaran’ny fiangonana matetika dia tena mampivaona ny resaka ataontsika, ary toa mampihomehy ny mamaky ny dinika rehefa mivoaky ny tenin’Andriamanitra, ny context nisy taminâ€...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 30/08/2008 11:35
Njainjai
(
23/08/2008 05:02)
Solde vakbal
be lotra le sujet d tsita tsony z ovaliana sy maliana fa andao rangah asina fanalan'azy a. hevitra arahana tononkalo le izy d tsy manin ze lazaina fa refa miady rima fotsin d efa izy e oh
B lotra le...
tohiny
novalian'i Njainjai ny 04/09/2008 10:46
endrika01
(
23/08/2008 04:12)
HATSIKANA
Refa lay misy fahoriana iny,ka miady any le faty na razana lay fianakms.Inona no hevitra hitany namana fa mety?Nenah ny itako,sasahana mitovy de samy manana ny azy.Amizay tsisy miadiady tsotry! :-P:-D...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 24/08/2008 10:08
