HATSIKANA

1. endrika01 ( 23/08/2008 04:12)
Refa lay misy fahoriana iny,ka miady any le faty na razana lay fianakms.Inona no hevitra hitany namana fa mety?Nenah ny itako,sasahana mitovy de samy manana ny azy.Amizay tsisy miadiady tsotry! :-P:-D:-D:-D
novalian'i endrika01 ny 24/08/2008 10:08
2. Vitsikakely ( 24/08/2008 07:59)
:-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ miteniteny faona kalakely ty.
3. xxx ( 24/08/2008 09:47)
Miakatra indray angaha izy ao ry Endrika aa ? :-D :-D :-D :-D :-D Aleo ihany mokety :lol:
4. endrika01 ( 24/08/2008 10:07)
misy pince be de be reo mitady hiketoka anah :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. endrika01 ( 24/08/2008 10:08)
xxx:

Miakatra indray angaha izy ao ry Endrika aa ? :-D :-D :-D :-D :-D Aleo ihany mokety :lol:




Manetroka be zany kou,tsy mangidy be ve?
:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1015