HO an'ny mpiandraikitra : mila manokatra fiangonana virtoaly

1. badboy ( 24/08/2008 19:55)
Hita izao fa maro ny mpisera mahay mitoriteny ary maro ireo disciple sy mpanohana azireo!! Koa mba hahamoramora ny fiainany dia raisiko ny andraikitra @ fangatahana aminareo mpiandraikitra ny serasera mba hanasiavana biriky momba ny "FIANGONANA VIRTOALY"!!

Ny atao pasitera sy mpikolokolo io dia na rijadolly, na niryna, na koa prime, todisoa2 tsy haiko raha te hilatsaka!!

Ka dia miandry anareo mpiandraikitra izany fa efa tongotra mby andakana ny azireo, ary ny ondry mpanaraka toa efa maro ihany raha ny fahitako azy!!

Dia mirary soa ilay fiangonana vao²!!! ;-) ;-) ;-) ;-)
novalian'i fijo ny 28/08/2008 20:20
2. hery ( 24/08/2008 22:06)
Toa hafahafa ihany izany fisainana izany :-)

Rehefa misy hita hoe mahitahita dia avondrona hanangana zavatra vaovao.

Raha resaka politika ohatra dia raha vao misy mahitahita kely sy mahaihay kely dia hoe andao hanangana firenena vaovao...

Fa angaha tsy azo atao ny mijanona ho mahitahita ao amin'ny misy an'ny tena?
3. ikaretsaka ( 24/08/2008 22:31)
afaka hazavaina sy ve;abelarina kokoa ve ny tian-kolazaina @ le hoe "mahitahita"?
4. xxx ( 25/08/2008 02:55)
ikaretsaka:

afaka hazavaina sy ve;abelarina kokoa ve ny tian-kolazaina @ le hoe "mahitahita"?

toa ikaretsaka indray no miteny eto ...sao dia diso fa badboy no nosoratan'ialahy eo ambony fa tsy ikaretsaka androany a
xxx:

badboy ihany tokoa angamba no ikaretsaka
:roll: :roll:
jereo daholo tokoa anie e !

badboy:

Izay no mahatonga an'i père pedro manao asa fa tsy kabary satria fantany tsara fa ny asa vita no hifampitsarana!!



badboy = ikaretsaka ??? fody fahiny =))=))



5. ikaretsaka ( 25/08/2008 03:03)
tsara ianaran'i xxx aloha ny manavaka ny fody sy ny tsikirity ary ny sarivazo le!
6. badboy ( 25/08/2008 04:07)
hery >> Inona moa no maha-hafahafa ilay ezaka mba hampiray no tokony hiray?? Sa ilay bambaray sy savoritaka ihany no tokony ho lalaina hatrany??

Ary inona tokoa moa no tiana ho lazaina @ ilay hoe mahitahita??? Mahay mandahateny noho ny hafa ve, sa mahay maminany, sa mahita ny tsy hitan'ny rehetra, sa nisehoan'ny rôle en live teny andalambe????8O 8O 8O

Dia inona ilay mahitahita ao @ misy ny an'ny tena????

Tena sao dia mba hevitra ataingina ny anao zany rahery!!!

xxx >> Ilay fampitovizana badboy sy ikaretsaka koa aloha dia tena mampivanitika!! Olona tsy dia lavimpahitana na mahitahita lavitra loatra no milaza izany!! Maninona no tsy ampitoviana koa rijadolly sy niryna, na koa todisoa2 izay mifanohankevitra hatrany?? Ka dia efa eo ihany ianao @ ty fanao ity dia tohizo hatr@ farany badboy = ikaretsaka = fijo!!!

Soa ihany fa niafina ilay nanome ilay hevitra raha tsy zany dia :-D :-D :-D :-D :-D
7. Mandefitra ( 25/08/2008 10:32)
Ty nge fivavahana sy finoana mr badboy ..
ka ra ohatra ndray nareo no manao birika hafa hoe tsy mpino na tsy tia tori- teny, de mba tafaray ao badboy, ikaretsaka, fijo .... 8)
Azo atao koa hoe lohahevitra sokafan i todisoa na prime na nirina tsy idiran i badboy na karetsaka na fijo ... dia milamina ka ...
@ zay tsisy mifanaratsy fa samy mba mikolokolo ny fitoriany :lol:
8. ni81 ( 25/08/2008 11:58)
tsara ianaran'i xxx aloha ny manavaka ny fody sy ny tsikirity ary ny sarivazo le!
samy vorona daholo ireo kou :lol:
9. ikaretsaka ( 25/08/2008 14:06)
dia hanatody ve reo raha hampiraisina?

:-D :-D :-D
10. nofinofy ( 25/08/2008 16:14)
ikaretsaka:

dia hanatody ve reo raha hampiraisina?

:-D :-D :-D

Hampiraiso eo ihany aloha ka rehefa manotody ve tsy hoendasina ny atodiny de hohanina fa za zao ramaka be!

11. ikaretsaka ( 25/08/2008 16:22)
miraisa ao aloha nareo fa efa samy atao propesta aby mbola mafy loha hoe trano zozoro sy felem sy fejekaem sy metm sy pokalipsia sy tanin'anantsonga eo ihany

io aza ny anareo efa hanahirana
12. rijadolly ( 25/08/2008 21:14)
Io ndray badboy sy ny manavakavaka
13. ikaretsaka ( 25/08/2008 21:25)
ko efa hoe mifanaraha aloha hoa ko
lasa anarany fotsiny le propesta knooooou
14. rijadolly ( 25/08/2008 21:37)
Badby a! efa hoe aza manonina anaram-piangonana wa na ny an'olona zany na ny an'tena se ty i!Miandry kapoka ve se ry badboy vo hendry a!
15. ikaretsaka ( 25/08/2008 22:00)
dia mahaiza manavaka ny akoho sy ny vorona dia voarara ny mijoro @ vavolombelona dis nefa hi persistevana fa marina (ao anaty didy fahavalo io)
16. rijadolly ( 26/08/2008 15:43)
=)) =)) =)) =)) =)) Haingan-tsaina se fa somary taraiky kely fotsiny
17. niryna ( 26/08/2008 16:28)
hery:

Toa hafahafa ihany izany fisainana izany :-)

=D=D marina tokoa izany,maninona no tsy tonga dia miala fotsiny dia samy vita fa ny olona mitory indray no asiany miala e !


18. ikaretsaka ( 26/08/2008 22:51)
maninona tokoa aloha raha manangana jerevana fa vao alefa ve le proposition de efa tsy lasa sahady?
19. diamondra27 ( 27/08/2008 13:42)
afaka mifampahery any ambadika any nareo fa tsy voatery hoe hanangana fiangonana virtuel zany
20. ikaretsaka ( 27/08/2008 15:29)
za nge efa ela no niteny heo maninona raha bloggena ny toriteny dia asaina mankany fotsiny ny olona hijery ny toriteny sns... anao e..
sa tena tahotry ny tsy hahazo kil ankoatran'ny eto ?

ny katolika.org izao ohatra izany ny ataony anefa...maninona?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.321