HO an'ny mpiandraikitra : mila manokatra fiangonana virtoaly
21. badboy
(
28/08/2008 10:24)
Ohatry ny hoe tsy azo andehanan'ny tsy manaraka ambokny ilay fivavaha izany ilay seraserampiangonana!! Fa dia nahoana loatra no tery saina tahak'izany?? :evil: :evil:
22. booboo
(
28/08/2008 10:49)
jereo aloha ny ataon'i Badboy vao miteny ny hafa ! fa maninona raha ianao no manangana raha vaovao dia reo zay hitanao fa mitovy firehan-kevitra aminao no antsoinao hanatevin-daharana ny " fg " -nao ? ny hafa indray no asainao " misintaka " nefa zareo tsy nangataka n'inona² taminao hoe soloy vava zahay hoe hanangana " fg " vaovao ?
23. badboy
(
28/08/2008 15:24)
booboo >> :-D :-D :-D :-D Ilay hevitra atingina be!! F'izaho tsy manana tanjona ny hanangona ireo mitovy hevitra amiko ndray ve ny tokony hangana fiangonana?? :-D :-D :-D Izaho angaha no tsy manaiky toherina hevitra ato @ ty adihevitra izay mitondra ny lohateny hoe "fivavahana, finoana" fa tsy fiangonana!!! Ary ADIHEVITRA no eto raha tsy izany tsy serasera, fa rehefa misy ny tsy mahatanty ny fanoherana ny heviny, dia mahazo mangana ny fiangonana virtoaliny izy!! Io koa booboo f'efa hanateindahara ilay izy raha mitsangana!!! Izany hoe marina ihany izany ilay lazaiko hoe tena ilainareo ilay fiangonana virtoaly!! :-D :-D :-D :-D
25. fijo
(
28/08/2008 20:20)
le xx ery ambony aloh ano asiako resaka.
mampitovy an'i badboy sy ika ary i fody.
i badboy efa nanisy sary tato,ka mba ita mazava kosa ngamba fa tsy mitevy ika sy badboy.
ika sy fody koa,raha tena mpanaraka tato le XX dia efa nahita fa na samy kanto aza ika sy fody dia misy fifandomana ihany amin'ny hevitra sy fomba.ka aza manao "vinavinam pitoviana "fa very;
le fananganana fiangonana virta,ngama efa "miangona" ry zareo eto ko.miangona de mifanipaka.