boky telo
1. imbatake
(
25/08/2008 02:20)
ra ny testamenta talo neni jiosy
ny vaovao neni kristianina
ny coran neni islam
aiza no arahina?
moa ve mohamed no mpaminany farany?
moa ve jesoa?
moa ve le mbola andrasan ny jiosy?
tompoko, ahoana yani?
ny vaovao neni kristianina
ny coran neni islam
aiza no arahina?
moa ve mohamed no mpaminany farany?
moa ve jesoa?
moa ve le mbola andrasan ny jiosy?
tompoko, ahoana yani?
novalian'i fijo ny 28/08/2008 20:10
2. rijadolly
(
25/08/2008 21:10)
Ra fantatrao i Kristy oe iza dia voavalinao ihany ny fanontanianao.
3. rakapy
(
27/08/2008 01:04)
Tsy misy izay tokony hivakinao loha hoe iza i jesosy na iza i mohamet satria rediredy daholo ireny.Tsy misy mahalala ny tena marina ny momba azy ireo eto an-tany fa samy jamba mifampitatana daholo ireo milaza fa mahafantatra sy mahalala ny marina ireo.
Ny zavatra tokony ataonao dia ny mitia sy manaja ary mikolokolo ny zava-boahary izay hitanao eto an-tany. Manomboka @ tenanao izany, ny fianakavianao,ny olona manodina anao, ny biby , zava-maniry sns...
Ny zavatra tokony ataonao dia ny mitia sy manaja ary mikolokolo ny zava-boahary izay hitanao eto an-tany. Manomboka @ tenanao izany, ny fianakavianao,ny olona manodina anao, ny biby , zava-maniry sns...
4. fijo
(
28/08/2008 20:10)
raha io voalazan'i rakapy io ambony io,dia aza mitady jesoa sy mahomet izany,io dia teny hendry sy marina.io ampiharina dia vita.
