Solde vakbal

1. Njainjai ( 23/08/2008 05:02)
be lotra le sujet d tsita tsony z ovaliana sy maliana fa andao rangah asina fanalan'azy a. hevitra arahana tononkalo le izy d tsy manin ze lazaina fa refa miady rima fotsin d efa izy e oh
B lotra le sujet
ka mitady hampmeh
na atoandro n@ alina
to mitady ho vak bal
miantso anao ah nga rahery
fa za zany te hiteny
tatoato a d naita
fa b reo akama tsita

ka mba asivo fanamboarana
mba hisy fivoarana
refaveo toizako fa poritra b za zany kle
novalian'i Njainjai ny 04/09/2008 10:46
2. fasaly ( 23/08/2008 05:55)
ka zà kosa alou tsy leo
izay tiko no valiko
ny voalazanao rehetra teo
misy kely hanampiako
raha ianao no leo leo
de aza be kritik
mandehàna misinda kely mihintsy alou
fa ho afaka tanteraka ny aretin'andoha
rehefa miverina asio tsiky be
de handray anao tsara reo namana bdb

3. Njainjai ( 23/08/2008 06:02)
fasaly:

ka zà kosa alou tsy leo
izay tiko no valiko
ny voalazanao rehetra teo
misy kely hanampiako
raha ianao no leo leo
de aza be kritik
mandehàna misinda kely mihintsy alou
fa ho afaka tanteraka ny aretin'andoha
rehefa miverina asio tsiky be
de handray anao tsara reo namana bdb




zao le izy fasali
tena diso kely ty
ny tsikera nge ilaina
mba hanampy anao isaina
ts oe za mtady o leo
fa mba te anis feo
manalazy manalazy
ty nge resabazivazy e

4. fasaly ( 23/08/2008 06:10)
ny ahy koa anie resa-bazivazy
toy ny hoe manalazy
otran'ny hoe sangisangy zary tena ihany
sady serieux mody asiana hanihany


:wink:
5. Njainjai ( 23/08/2008 06:20)
betsaka ny tena lina
@resaka fitiavana
misy tena mavarina
toy ny tanety ngazana
ao ko ny resa-tsexe
position, raport sns
sa manala complex
mba hihenjana to gisa

6. malala1 ( 23/08/2008 06:50)
miala tsiny raha manapa-dresaka fa misy tsy aritro eto:tandremo sao dia voakaikitry ny liona ilay tongotra manja be anaty kiraro
:lol:
7. fasaly ( 23/08/2008 06:55)
tsy haiko alou
fa samia maka ny tandrifiny
na dinika vaovao na taloha
amiko tsy misy olana mitsiny
na mamaky fotsiny aza de ampy
tsy votery hamaly ny rehetra sao hampitapy
raha dinika tsy tiana na tsy mahazàtra
dingano fotsiny , fa aza hatao mandràtra
ny mpamaly dinika,
avelao hanoratra ankalalahana
izay tsy mahatanty mipitika
fa aza asiana fanoharana


:-P
8. fasaly ( 23/08/2008 06:59)
malala1:

miala tsiny raha manapa-dresaka fa misy tsy aritro eto:tandremo sao dia voakaikitry ny liona ilay tongotra manja be anaty kiraro
:lol:



:-D :-D :-D :-D zà malaky manday be raha vao mihetsika ny liona,
tongotra akatoka ihany
ary i malala1 izany mitazana fotsiny ihany
amilay costume manja be
sy misavoritaka be
:wink: :-D :-*
9. Njainjai ( 23/08/2008 07:38)
ny tongotry fasaly oa
ny tongotry fasaly oa
d manja eeeeeee
d manja aaaaaaaa
akanjon'ny malala oa
akanjon'ny malala oa
d favy eeeeeeeeeee
d favy aaaaaaaaaaaaa

vazon'ny mahaleo
tena ts mba makaleo
ka tztra fasali
le ntenen malala oe lanin'liona ty
10. ni81 ( 23/08/2008 07:50)
:lol: :lol:
11. Njainjai ( 23/08/2008 08:06)
ni81:

:lol: :lol:



:-D :-D
12. ni81 ( 23/08/2008 08:11)
Liona be io ve dia matahotra ireo oul tao Bira e! :-D :-D
13. Zozoro ( 23/08/2008 10:29)
Izato tongotr'i Fasaly
Mahavarina mahafaly,
Izato lohan'i Tsiaitsiai
Mahatapaka tsinay.
Ny iray toa te-handositra
Toa henjehan'omby vosotra,
Nefa liona te-hihomehy
No manenjika azy re !
Raha ny dinika eto dia tena maro izy izay
Haraka ny hitanao ry liona Tsiaitsiai
Ao ny teny mahafaly, ao koa ny oriory
Samy hekena izy ireo fa tsy rarana akory.
Mahafinaritra izy ity ka tohizo re ry namana
Izay mana-kevitra atolotra aoka tsy hamihi-tanana
Samy isika ihany no eto Sa tsy izy ry Tsiaitsiai !
Rehefa tsisy teny ratsy, dia tena hekenay. :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. Vitsikakely ( 24/08/2008 08:04)
[quote=Njainjai]
be lotra le sujet d tsita tsony z ovaliana sy maliana fa andao rangah asina fanalan'azy a. hevitra arahana tononkalo le izy d tsy manin ze lazaina fa refa miady rima fotsin d efa izy e oh
B lotra le sujet
ka mitady hampmeh
na atoandro n@ alina
to mitady ho vak bal
miantso anao ah nga rahery
fa za zany te hiteny
tatoato a d naita
fa b reo akama tsita

ka mba asivo fanamboarana
mba hisy fivoarana
refaveo toizako fa poritra b za zany kle

[/quote
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =D>
15. naughtyboy ( 24/08/2008 12:21)
=)) =)) njainjai ..mlay less a,fasaly koa an =D> ary tsy adino i zozoro..
hay ve nisy izany tato
ry zareo mpanankanto
tsy ankiandry oe andraso
ka dobohy ny lamako
zay mitambatra ho vato..
zy misaraka ho fako..
bobaka ny holazaina
fa ny mahadiavolana ny saina
no aleo ho tantaraina
ifaliana sy zaraina
i Hery aloha no tolorana
ny fisaorana manokana
sy reo mpandrindra tsara hofana
ny fototra sy vovonana
nanatontosa ary nahatomombana
tranokala zay mahadiavolana
ny fo sy saina no afak'olana..

16. Njainjai ( 28/08/2008 12:45)
ni81:

Liona be io ve dia matahotra ireo oul tao Bira e! :-D :-D

fantatro ry neny fa tsy matinao lolo
le resaka vinanto to mampitsangambolo
angano reny arirarira ko
adalan'izay olona hamaly sy amakiloh
zao ko vo tena itako toko
fa i fasali mtady hararifo
to miasa saina sy miferinaina
sera2 avocat manary vovokaina
manal'azy tsika oa so d tezitezitseo
fa ra i njainjai ts mba met leo
tsy mba makalag @fiainana mandalo
fa ty mandrangindrangitra @reo mampalahelo
tanjemo oran'io ra latsakeo
foza oranaeeeeeeeeeeeo





17. ni81 ( 28/08/2008 19:23)
fantatro ry neny fa tsy matinao lolo
le resaka vinanto to mampitsangambolo
angano reny arirarira ko
adalan'izay olona hamaly sy amakiloh

Tsy maty lolo hoy ianao! azafady esory an-tsaina
Fa taminao ilay nitantara, dia nahonena nitaraina
Ankehitriny kosa angamba dia milamina izay zao
Sa novaina olon-kafa dia nosoloinao vaovao?


:-D :-D
18. fahamarinana ( 28/08/2008 19:30)
:arrow: ary mahay daholo nareo ato an... =D> (l)
19. Njainjai ( 29/08/2008 10:46)
ni81:

Tsy maty lolo hoy ianao! azafady esory an-tsaina
Fa taminao ilay nitantara, dia nahonena nitaraina
Ankehitriny kosa angamba dia milamina izay zao
Sa novaina olon-kafa dia nosoloinao vaovao?


:-D :-D



mafinartra e tafita le hafatra
d le sarisarinteny to mifono akamatatra
na enao aza lasa nakafy sy nety
ho mpanjay anjara manao fisainana pô...ety
maita aingampanah somary vetivety
ra te ahita anah ndjy d eny ampefitête
ozy ndjy oe za mitaraina
ts manin e ra izay no ao antsaina
tiko anef ni milaza aminao
fa ts mahazak sipa za h@min'zao
fa ra mety enao d ndao sika...
20. ni81 ( 30/08/2008 07:52)
mafinartra e tafita le hafatra
d le sarisarinteny to mifono akamatatra
na enao aza lasa nakafy sy nety
ho mpanjay anjara manao fisainana pô...ety
maita aingampanah somary vetivety
ra te ahita anah ndjy d eny ampefitête
ozy ndjy oe za mitaraina
ts manin e ra izay no ao antsaina
tiko anef ni milaza aminao
fa ts mahazak sipa za h@min'zao
fa ra mety enao d ndao sika...


angamba raha ny tena marina tsy izay
fa izay zany no fisainan’i Njainjay
mba mandray anjara kely vetivety
fa tsy mbola ilay voalaza hoe poety
manoro hevitra raha misy ny ambara
ka asanao na ratsy izany na mba tsara
raha toa tsy nahasoa dia ajanony
fa raha nisy tombotsoa dia mba angony

Nitaraina ianao hoy aho tery aloha
Raha tsy mety aza ivakiana loha
Tsy mahazaka sipa ianao hatr@ zao
Eh! Mbola ho avy lay maraina vaovao

Raha mety aho dia andao isika… hoy ianao
Tsy azo ekena io fa efa misy tompony aho
Fa iriko ianao mba ahita izay ho anjara
tsofindrano ahazo dimby sy ny fara.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4443