Solde vakbal

21. Njainjai ( 30/08/2008 09:27)
ni81:

angamba raha ny tena marina tsy izay
fa izay zany no fisainan’i Njainjay
mba mandray anjara kely vetivety
fa tsy mbola ilay voalaza hoe poety
manoro hevitra raha misy ny ambara
ka asanao na ratsy izany na mba tsara
raha toa tsy nahasoa dia ajanony
fa raha nisy tombotsoa dia mba angony

Nitaraina ianao hoy aho tery aloha
Raha tsy mety aza ivakiana loha
Tsy mahazaka sipa ianao hatr@ zao
Eh! Mbola ho avy lay maraina vaovao

Raha mety aho dia andao isika… hoy ianao
Tsy azo ekena io fa efa misy tompony aho
Fa iriko ianao mba ahita izay ho anjara
tsofindrano ahazo dimby sy ny fara.




misotra betsak e makatelin tokoa
tsy n fahorina akory no mafaly fo
fa ny fijoronareo manoloana anah
mampitraka ana mba ho tonga sahisah
misy tompony ozy enao
noho izany ts azo atao
nefa ny foko tsy manaiky
ny marina: za mints no taraiky e

ty mba misy fiangaviana
oantsika namana ze liana
ny bika, tareh mba lazaina
mba alaina sary antsaina

za lo le njainjai
d bandy maintimainty zay
fa ny nifiko botsika
mais @5 za d tsita


aleo nareo mba itanisa
ry ni81, naughty, zozoro sns...
tsis oe mirediredy
fa lazao fa tsis bedy



22. ni81 ( 30/08/2008 11:14)
ty mba misy fiangaviana
oantsika namana ze liana
ny bika, tareh mba lazaina
mba alaina sary antsaina

za lo le njainjai
d bandy maintimainty zay
fa ny nifiko botsika
mais @5 za d tsita

aleo nareo mba itanisa
ry ni81, naughty, zozoro sns...
tsis oe mirediredy
fa lazao fa tsis bedy

Izaho aloha raha lazaina, dia mainty fotsy mifangaro
Tsy dia lava, na koa fohy, na miala aza ny kiraro
Volon-tsôkôlà angamba no ilazana io lokoko io
Sariaka aho, tso-piaina, raha ambara am-po madio

Indraindray tsy be teny, somary toa “réservée”
Mazava io tsy hoe akory, ho olona masiaka be
Fa mandinika hatrany, ny zava misy zay miseho
Mamakafaka sy mamantatra k’aza gaga ianareo

Ny mihira sy mikalo, mahafinaritra ahy ireo
Amin’izay fotoan-drehetra mahamety azy eo
Rehefa fifaliana mantsy tena ilaina koa izany
Fahoriana koa aza, dia mampitraka hatrany².

23. ratonga ( 30/08/2008 12:03)
ary tena poéty daholo reto kty :lol: :lol: :lol:
24. ni81 ( 30/08/2008 12:07)
ary tena poéty daholo reto kty
:-D :-D :-D
25. fahamarinana ( 30/08/2008 12:25)
:arrow: mba ampianaro aho e!!! :cry: :-P (l)
26. ni81 ( 30/08/2008 12:55)
mba ampianaro aho e!!!
:lol: :lol: Raha ampitahaina @ olona tena poety dia mbola 02/20 no isa azo @ toy izao ry ratonga sy fahamarianana a!
27. naughtyboy ( 30/08/2008 13:07)
teto koa za vao nianatra
nampitombo ny efa fantatra
mifanakalo reo karazankafatra
satria tsy misy tonga lafatra..
ho setriny fiangavina
de tsy maintsy ho valina
reo atao oe fanontaniana
tsisy bedy tsisy kiana..
za kalo de zaraza
sady tsy ratsy no tsy tsara
tsy ao aloha tsy ao afara
ra filaharana no ambara
mivantambatana fiteny
tsy sanatriavina mamely
fa milaza tsy ankiery
zay ambarako tsy antery
mivanivany no ankafiziko
tsy elambola ka voiziko
kanefa misy ny limit-ko
ialana sao mampidikizo..
ankoatr'izay zay te ahalala
manokana aza misalasala
na joba na sipa na ny kala
tsisy ny olana fa samy tongava..





28. Njainjai ( 01/09/2008 12:46)
eny oa ra malagasy
malagasy ti fivoarana
tsika ndray ts lany pasy
satri ny fianana fianarana

ry fahamarinan oh mianara
mamaly teny sy adirima
mbola lera fa tsy tara
atao re fa tsis kina

o ratonga mba sahi
ataovy zay mba ainlah
olon ôtranio v ty
mijoro ho lehilah

fa mba nakaiza oa zozoro
le miseho ho b filaza
d sanatri v re nikoro
sa mbola mampinono zaza



29. ni81 ( 01/09/2008 13:20)
eny oa ra malagasy
malagasy ti fivoarana
tsika ndray ts lany pasy
satri ny fianana fianarana

ry fahamarinan oh mianara
mamaly teny sy adirima
mbola lera fa tsy tara
atao re fa tsis kina

o ratonga mba sahi
ataovy zay mba ainlah
olon ôtranio v ty
mijoro ho lehilah

fa mba nakaiza oa zozoro
le miseho ho b filaza
d sanatri v re nikoro
sa mbola mampinono zaza
:-D :-D :-D
30. fahamarinana ( 01/09/2008 16:46)
njainjay:
ry fahamarinan oh mianara
mamaly teny sy adirima
mbola lera fa tsy tara
atao re fa tsis kina


:arrow: misaotra e,na dia ilay fanononana ny ps-nay aza dia mampazoto...andraso aloha haka inspiration kely an.. :) (l)
31. Njainjai ( 04/09/2008 10:46)
in n vao2, zay manerana ny tany
eto dago sy any andafy, zay mba hita sy re
na eto akaiky zany, na ny any andafy any
zay mba fantatrao na ko voizin'ny télé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1733