ory mpanararotra a

1. imbatake ( 25/08/2008 02:27)
fa mninona kay ny olna refa mahay fa ilaina de manome teny mafy?
ny sasany refa manao zavatra hoan ny hafa de mangataka tambiny tsi mendrika.
tsy aiko lo fa za de miaina araka ny tokony ho izy. miezaka ny tsy manompa ny hafa.
dia manina mo ny sasany refa manao zavatra miafina fona, reny ve tsi le mpitsipaka ny namany, mpamadika ratsi,
lehibe zanahary fa ny demony tsi manaiky resy
novalian'i niryna ny 01/09/2008 03:51
2. ainaheri ( 25/08/2008 05:13)
Tsy mazava ny tianao lazaina,mifangaro voraka zany ....zvtr iray no tiako valiana,ka tsy hiko mahavaly ny tianao tenenina ve?
ny sasany refa manao zavatra hoan ny hafa de mangataka tambiny tsi mendrika
Tsy azoko ila tambiny angatahany;vola ve sa firaisana? Raha vola dia mazaa ho azy;izy kosa mba nisasatra nianatra ve d ho zaraina aman'oul fotsiny ny fari-pahaizany..............Raha ilay tranga faharoa kosa d asakasak'izay anome io fa tsisy antery :lol:
3. fasaly ( 25/08/2008 05:16)
ainaheri: zà kou fanina tsy haiko zé raisina alou hatramzao :-D
4. nikah ( 25/08/2008 11:24)
Tsy mazava ny lohahevitrao ry mbatake
5. kelly13 ( 25/08/2008 11:25)
ny hitako klou zao d saika nitovy t@ i rajoelina ny sarin'i ainaheri :wink:
6. ainaheri ( 25/08/2008 11:29)
kelly13:

ny hitako klou zao d saika nitovy t@ i rajoelina ny sarin'i ainaheri :wink:


keliterezy>> za kou nieitreritra an'io ,ra vô nampiditra ilay sary :-D :-D :-D :-D :-D
7. kelly13 ( 25/08/2008 11:39)
tena mpirahalahy nareo zany :-P
8. ainaheri ( 30/08/2008 05:55)
ao @ Tompo :-D :-D :-D
9. Herimiafina ( 30/08/2008 17:18)
imbatake:

ny sasany refa manao zavatra hoan ny hafa de mangataka tambiny tsi mendrika.


Matetika ilay nanao kely indrindra foana no tena be vava indrindra hoe "raha tsy nisy ahy iny dia....".
:^)
10. niryna ( 01/09/2008 03:51)
imbatake:

fa mninona kay ny olna refa mahay fa ilaina de manome teny mafy?
ny sasany refa manao zavatra hoan ny hafa de mangataka tambiny tsi mendrika.
tsy aiko lo fa za de miaina araka ny tokony ho izy. miezaka ny tsy manompa ny hafa.
dia manina mo ny sasany refa manao zavatra miafina fona, reny ve tsi le mpitsipaka ny namany, mpamadika ratsi,
lehibe zanahary fa ny demony tsi manaiky resy

Fa maninona ?
Ireny olona mitady valiny,mikonjokonjo,manafinafina ,tsy mba mizara ireny tena tsy mahita sy tsy manana fifaliana,(tia tena no ilazana azy mazava,tsy mijery afatsy ny mahasoa azy ihany),mety ny zavatra nitranga teo amin'ny fiainany,tsy fantantsika izay antony fa rehefa tena zohina akaiky izy dia mizara amin'ny tena ihany ny antony,misy olana teo amin'ny fiainany ary tsy mba faly izy dia tiany tsy ho faly toa azy koa ny olona .(manao valifaty izy izany raha zohina ny tantara e) izay no fahitako ireo olona marobe toa io lazainao io,santionany ihany ireo voalazako ireo a.

Ny tsara azo hianarana ?

Manandrama mizara izay fahaizana na fahalalana na fahasoavana na inona nomen'Atra anao eo amin'ny mpiara-belona anao ,aza mikonjokonjo raha mahalala zavatra ,ataovy amin'ny fo daholo izay zavatra ataonao na tsy misy mpijery aza ary aza miantehitra valiny amin'ny hafa.Mangina mitazona izay tenenin'ny olona ka mahatonga azy ireny himenomenona na tsy mba faly fa be fitarainana lava ,mitazona ny tsiambara-telo izay omen'ny olona ka zarainy aminao.
Manaova zavatra tsy am-pitarainana fa ataovy hoe na tsy misy mijery aza aho Atra mijery ny ataoko .Andramo anie fa vetivety dia vita ny asa ary toa tsy hita akory dia tapitra ny ora fiasana,dia fenoy hirahira ny sainao,mihainoa mozika,mitsiky lava.

(l) niryna
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1773