Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
badboy ( 22/08/2008 22:34)
Fitaka sa inona??
Misy ny zavatra tsy dia mampiherika ary misy ny tena manaitra ary iraisan'ny maro an'isa eto!! Mandinika ihany aho @ ireo mitory teny mazoto fa mampiseho fahalemena sy mamporisika fanentrehantena foan... tohiny
novalian'i fijo ny 28/08/2008 20:31
niryna ( 22/08/2008 21:12)
Ny ankohonany ihany no fahavalony,ho halan'ny 'ny olona koa
Voalaza ao amin'ny soratra masina fa ny ankohonan'ny olona ihany no fahavalony ary ho halan'ny olona koa isika noho ny anaran'i JK ..[b][u] Ary ny ankohonan'ny olona ihany no fahavalony.(Mik 7.6)[/u]... tohiny
novalian'i niryna ny 15/09/2008 17:44
niryna ( 22/08/2008 19:00)
Baraka
Toa teny maro no azo alaina amin'io teny baraka io.Manala baraka,afa-baraka .. Inona no tena hevin'izany ? Manala baraka afa-baraka misaotra antsika rehetra (l) niryna ... tohiny
novalian'i niryna ny 01/09/2008 21:09
rakaroka ( 22/08/2008 18:25)
Reportage et exploit
Ialantsiny raha izao vao afa-manokatra ity "size" ity (satria izao vao tafaverina eto @ ordi ). Dia lasa tany Roma ihany rehefa avy nifampitady t@ ireto admn Frantsay satria début mois de juin kay d... tohiny
novalian'i ssendra ny 28/08/2008 10:48
Veloo ( 22/08/2008 16:57)
Ho eritreretina tsara
Betsaka ny mpanao forum nanontany ny antony mampisy ny fahoriana sy ny zavatra mitranga ratsy rehetra. Andriamanitra dia fitiavana [b]Indro, ny tànan'i Jehovah tsy fohy, fa mahavonjy, ary ny sof... tohiny
andranakanata ( 22/08/2008 16:50)
Maninona kay no atao vazivazy daholo ny zavatra rehetra?
Mba sendra namaky lohahevitra vitsivitsy aho ary nahatsikaritra fa toy ny resin'ireo vazivazy fandanian'andro fotsiny ny resaka eto. Fa maninona kay? Manana fitaovana tsara toy itony isika, nefa dia... tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/06/2009 01:37
salopard ( 22/08/2008 16:12)
ny tena fanaon'ny satana
Milaza ho badboy, nefa rehefa domin'ny mpiandry ,sy ny mpanala demony, mitsoaka. Milaza hoe: tsy mila sady tsy azo valiana izay lazainy misaron-tava, tsy sahy miseho @ tena tavany sniff...... tohiny
simplex ( 22/08/2008 16:03)
Fitovian-jo :lol:
za rery ve no mahatsapa fa mitady hitaky lelah virjiny koa ny vevavy? :roll: rehefa nodinihana ny dinika maromaro tato ho ato dia toa mandamina terrain ry zareo fanaka malemy :-w :arrow: ao... tohiny
manuela ( 22/08/2008 15:30)
namko teo aloha,tsy nisy hita!
misy ireo oul zè nandefa hafatra tamiko,zafady tsy afaka namaly mits fa mbol nanomana bacc d aveo nanao vacs.fa là,je sui de retour dé jpe répondre njay!le problem è ke vofafa doly ny anaranareo ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 01/09/2008 12:12
08051972 ( 22/08/2008 15:26)
finona
Manaôna daôlo e! Mba misy fanontaniana kely manelingelina ny saiko ho aho inty ka mba hilako hevitra avy aminareo: Nivavaka t@ ireny fiangonana atao hoe mifoha na koa hoe"secte "ireny aho taloha. t... tohiny
novalian'i 08051972 ny 01/09/2008 13:21
Stretch ( 22/08/2008 14:55)
Taniravo
tam za bevohoka efa folo taona lasa zany dia ratsiana taniravo tsy laitra mihintsy aho , faly mihintsy ilay mpivarotra fa ny arizato tamzany isan'andro ny laniko , ka loza ny mahazo ahy zao fa te hih... tohiny
ni81 ( 22/08/2008 12:59)
Permis
Misy nilaza fa tsy ahafahana mitondra fiara any dago ny permis français fa raha tratran'ny mpitandro filaminana dia mandoa sazy? Dia tsy maintsy maka permis international ve izany sa inona no atao? M... tohiny
naughtyboy ( 22/08/2008 12:10)
Ny toetsaina malagasy sy ny fahendreny Ntaolo ..
Nisy nofy nahafinatra ahy tsy ela zay ho zaraiko eto ,sendra tafiditra tao andakilasy aho indray mandeha nanatrika famelabelarankevitra nataony mpianatra 1,somary hafahafa zay mo no anarany ilay sekol... tohiny
lemenakely ( 22/08/2008 08:27)
Anosibe toe-tsaina lomorina...
mba mahazendana ihany ny toetsainan ny olona sasantsasany raha sendra namaky ny l express androany zoma ao @ moov.mg.Misy manongotra tsikelikely ny vato eny @ arabe .Dia natao tsy mba hanana zavatra ... tohiny
xxx ( 22/08/2008 07:21)
saxophone
misy malagasy mahay mitsoka, saxophone hono eto bordeaux , mba re-hifandray @nao aho mrsaotra... tohiny
xxx ( 22/08/2008 07:17)
fianarana solfa
mahay solfege kely aho mba tiako ny fifandraiasan @ solfa, ( ny gamme @ solfa ohatra ) ... tohiny
xxx ( 22/08/2008 07:16)
mmm
Tsy dia hoe resaka be inona loatra ity fa [b]marary be ny foko[/b] :cry: ka mba mizara eto, tsy nahita tory alina. Efa miezaka ny hitia sy hijery ny sipako fotsiny ihany aho nefa dia noho ity fitiav... tohiny
novalian'i bazylou ny 23/08/2008 20:42
todisoa2 ( 22/08/2008 06:44)
toriteny
Fitoriana ny tenin’Andriamanitra !!!! IKor 1.17 :« fa Kristy tsy naniraka ahy hanao batisa, fa hitory ny filazantsara, tsy tamin’ny fahendrena, fandrao ho foana ny hazofijalian’i Kristy » ... tohiny
lilida ( 22/08/2008 06:14)
Copie chanson
Bonjour, Je voudrais avoir la copie de la chanson de lola intitulée "Mpamindra fo izy". Dans cette attente, Meilleures salutations Lilida *** ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 22/08/2008 14:47
ratstare ( 22/08/2008 04:32)
Arô malemilemy
miarahaba ny namana rehetra. Mba mangataka ny tononkiran'i Jaojoby Arô malemilemy za rrrreto a Misaotra mialoha ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6303