Maninona kay no atao vazivazy daholo ny zavatra rehetra?

1. andranakanata ( 22/08/2008 16:50)
Mba sendra namaky lohahevitra vitsivitsy aho ary nahatsikaritra fa toy ny resin'ireo vazivazy fandanian'andro fotsiny ny resaka eto.
Fa maninona kay?
Manana fitaovana tsara toy itony isika, nefa dia...
Tena toetra ve ilay izy, sa fanafenana ny tsy fahasahiana?
Aza raisina am-po fa fanontaniana fotsiny ihany.
novalian'i Ratoa ny 26/06/2009 01:37
2. hery ( 22/08/2008 17:43)
Ohatra hoe manao ps andrana ve? :-)
3. ni81 ( 22/08/2008 17:49)
Mba sendra namaky lohahevitra vitsivitsy aho ary nahatsikaritra fa toy ny resin'ireo vazivazy fandanian'andro fotsiny ny resaka eto.
Fa maninona kay?
Manana fitaovana tsara toy itony isika, nefa dia...
Tena toetra ve ilay izy, sa fanafenana ny tsy fahasahiana?
Aza raisina am-po fa fanontaniana fotsiny ihany.
Misy resaka matotra eto kah! Arakarak'ilay olona mametraka ilay dinika koa matetika, ary misy isan-karazany koa ny valiny avy @ tsirairay. Ary sao dia niditra tany @ vazivazy kosa ianao!
4. yonikafopl ( 22/08/2008 17:57)
ilaina ny vazivazy eny antsefatsefany eny ka, otran am fiainana andavanandro iany io,na de resaka matotra be otran inn aza dia asiana vazivazy iany fa manjary maha monamonaina :)
5. fahamarinana ( 22/08/2008 18:00)
:arrow: Marina io lazain'i ni81 io,misy resaka matotra ihany koa e...araka ilay dinika hidiranao...
andrana:
Tena toetra ve ilay izy, sa fanafenana ny tsy fahasahiana

tsy aleonao man___andrana ___mandray anjara amin'ny dinika aloha vao manao remarque :) (l)
6. ni81 ( 22/08/2008 18:04)
tsy aleonao man___andrana ___mandray anjara amin'ny dinika aloha vao manao remarque
hevitra mety mihitsy!
7. yonikafopl ( 22/08/2008 19:54)
:-D :-D
8. RATOVOARY ( 23/08/2008 05:29)
andranakanata:
Mba sendra namaky lohahevitra vitsivitsy aho ary nahatsikaritra fa toy ny resin'ireo vazivazy fandanian'andro fotsiny ny resaka eto.
Fa maninona kay?
Manana fitaovana tsara toy itony isika, nefa dia...
Tena toetra ve ilay izy, sa fanafenana ny tsy fahasahiana?
Aza raisina am-po fa fanontaniana fotsiny ihany.

[quote=ni81]Misy resaka matotra eto kah! Arakarak'ilay olona mametraka ilay dinika koa matetika, ary misy isan-karazany koa ny valiny avy @ tsirairay. Ary sao dia niditra tany @ vazivazy kosa ianao!
tsy aleonao man___andrana ___mandray anjara amin'ny dinika aloha vao manao remarque[/quote=fahamarinana] tsy aleonao man___andrana___mandray anjara amin'ny dinika aloha vao manao remarque

Ianao marina anie zany namaky fotsiny fa tsy nandray anjara e!
Io koa arakaraka hoy ni81 teo, rehefa matotra ny lohahevitrao de matotra koa ny fandraisan'ny namana rehetra azy , rehefa hitanao izy fa tsy matotra de aza idirana e! vakio fotsiny de ihomehezo. :x :x :x
9. lemenakely ( 23/08/2008 07:13)
andranakanata:

Mba sendra namaky lohahevitra vitsivitsy aho ary nahatsikaritra fa toy ny resin'ireo vazivazy fandanian'andro fotsiny ny resaka eto.
Fa maninona kay?
Manana fitaovana tsara toy itony isika, nefa dia...
Tena toetra ve ilay izy, sa fanafenana ny tsy fahasahiana?
Aza raisina am-po fa fanontaniana fotsiny ihany.

Ny mahafinaritra aloha dia tsy misy teny ratsy e


10. ni81 ( 23/08/2008 07:53)
Ny mahafinaritra aloha dia tsy misy teny ratsy e
Nisy ihany fa soa fa teo ny mpanao censure. :)
11. Herimiafina ( 23/08/2008 13:43)
Matoa izy manoratra ao dia midika izany fa au moins izy namaky ny loha-hevitra! :^)
12. xxx ( 11/12/2008 13:21)
makanesa atsy amin politik i andranakanata fa ahita oul mifanasa vangy sy matotra be ao sady mampataatr be ny resany!! fa ny eto oul adala aby reo ko tsary tinao !!haingana
13. Ratoa ( 26/06/2009 01:37)
tsy dia mavesatra loatra na mangeja loatra ny resaka matotra raha somary asiana vazivazy ka. Amiko aloha raha dia entitra loatra ny famelabelarana azy mety ahakivy. Ny loha hevitra efa entitra dia ny fifandraisana koa atao entitra dia manjary maneritery ny fifanakalozan-kevitra ary mety ho tsy ho tafavoaka na hanjary ho zavatra tena loza mihitsy aza ny fijery sy fibanjinana azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3147