Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andriamirado ( 20/08/2008 19:31)
oroka mamy
mba mangataka ity tononkira iray ity reto zah a! OROKA MAMY Hiran'i Groupe Rebika ,de misotra melou e!... tohiny
ratakktikk ( 20/08/2008 18:15)
izao no vokany rehefa....[jereo ato]
Mba lanjalanjao ihany ny teny avoaka rehefa mahazo fahalalahana. Raha ianao malagasy vahoakany no tsy manaja ny filohanao, dia aza malahelo raha ny vahiny no tsy manome hasina azy. Eritrereto ho... tohiny
tokynat ( 20/08/2008 11:59)
ty fiainana ty
mba lasa oa ny eritreritro e!tô maniry ôtran'ny anana ny organisme sy fikambanana miady @ fahantrana, manao zao retraretra zao nefa tsy misy fiovana mitsy ny fiainanantsika.Tô mihamahantra fôna sa... tohiny
badboy ( 20/08/2008 09:36)
Fitiavana olon2 mitovy
Afaka ny hitia olona 2 samy hafa @ fomba mitovy ve? Dia tena fitiavana ve no fiantso ilay fitiavana olon2?? :/ :/ :/ ... tohiny
novalian'i 08051972 ny 10/09/2008 20:12
malalany ( 20/08/2008 08:20)
nationalité
possible v oe manana visa long séjour nefa mety ahita pb eny ivato ra makany dago,lazao oe ny experience-nareo. Firy taona marina après mariage vo azo nationalité,misy miteny oe4ans ,5ans ary d g... tohiny
naritsimba ( 20/08/2008 07:13)
MAHAJANGA 2008
Miarahaba antsika namana rehetra! Dia raikitra izany fa dia ny Zoma 22 Aout 2008 no fiaingana ho any Mahjanga ho an'ireo izay vonona ny andeha. Nisy ny fiovan'ny fandaharam-potoana noho ny fisondrot... tohiny
malalatinasoa ( 20/08/2008 06:59)
Malagasy tsara alain-tahaka
Ianareo ve efa efa nahita na mahafantatra Malagasy nahavita zavatra misongadina teo @ sehatra iraisam-pirenena? Toa hoe olympiana, nandeha tany @ volana, manana prix nobel na manana record mondiale s... tohiny
lemenakely ( 20/08/2008 06:58)
athleta gasy tany @ jo
1er tour dia vita !...Mahonena... tohiny
novalian'i nathie86 ny 29/08/2008 08:37
niryna ( 20/08/2008 05:35)
Roa karazany ny olona ..hmm!!
Voasoratra ao anaty baiboly fa roa karazany ny olona dia ny olona izay araka ny nofo ary ny olona izay araka ny Fanahy........ [b] 14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany [/b][u][b]dia tsy mba ma... tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2008 16:52
RATOVOARY ( 20/08/2008 05:31)
Kaontim-bary
Sendra nitsidika blaogy-n'ny iray aho de lasa ny eritreritro hoe ndao hoe andramana atao endrika lalao le izy. Toy izao zany no fandehany : Kajikajio arakaraky ny taona niainanao sy ny fatra laninao ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 23/08/2008 03:56
badboy ( 20/08/2008 00:41)
Inona izany no fiantso izao : devoly koa ve??
[b]Festival Aro Fototse [u]Au pays des devins Antandroy[/u] La sixième édition du festival « Aro Fototse » est l'occasion de partir à la découverte des arts divinatoires du Sud. C'est cet aprÃ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/09/2008 16:23
pisolahy ( 20/08/2008 00:05)
ts tafiditra karajia
faly merahab antsika rehetr e,za ranga otran mis blem kely, tena ts mety tafiditra karajia tsony,ra oatra zao za miditra de apotrany eo le soratra oe *** #serasera Cannot join channel (+b) d nefa ra i... tohiny
novalian'i cathy2 ny 25/09/2008 11:18
lemenakely ( 19/08/2008 20:28)
kidaona!
Efa zatra mihaino sy manao kidaona angamba ity ranamana tratra saika hiondrana antsokosoko ho any Paris t@ asabotsy alina raha avy nandeha taxi be avy teny Ambohipo.Soa fa hitan ny gendarme fa dia me... tohiny
kelly13 ( 19/08/2008 18:47)
ny zaza ambohoka
tsy haiko na ato na any @ fahasalamana na any @ resa-behivavy na any @ reny sera² no tokony handefasako ity fa na izany aza d "lasa ny eritreritro" oe ny zaza ao anaty vohoka (vohoka eo @ 5-6-7 mois ... tohiny
novalian'i dodhiya ny 20/07/2018 04:53
fony ( 19/08/2008 18:23)
Tonokiran'i Shyn
Salut daholo ehh! raha mba misy manana ny tonokiran'i Shyn hoe mahatsara zaho ry zareo dia mba omeo fa misy namana mitady any ho any! isaorana mialoha ireo izay mamaly ny antso sahady oh. bye dahol... tohiny
novalian'i chaase ny 25/08/2008 15:19
hao ( 19/08/2008 17:21)
Fitsapana Fatra(test de niveau) , valiny
@ ankapobeny dia ambany be le fatra, ireto ny tsoaka (extrait): [quote=badboy]Ny tanjona iraisan'ny fivavahana sy ny psychologue dia ny fanasitranana ny aretitsaina na aretimpanahy, izay aretina mif... tohiny
novalian'i nanas ny 25/08/2008 16:44
xxx ( 19/08/2008 15:01)
zaza vavy kely 6 taona nisy nanolana dia nisy namono
Tena ahonany hevitrareo @ ilay vaovao maly zazakely nisy nanolana? mampalahelo be tena tsy ampoizina hoe ny fahendreny gasy dia mahavita zavatra mamparikoditra hotrizao mampalahelo ny nahazo ilay zaz... tohiny
novalian'i vale ny 27/09/2008 21:31
sangeo ( 19/08/2008 14:48)
ny atao mba hampatavy
izahay anisan'ny olona tsy mety matavy ireny, inona kay no tao mba ho ngeza... tohiny
novalian'i cr carter ny 15/02/2018 07:33
sangeo ( 19/08/2008 14:44)
Amin'ny fanambadiana
mirary tokatrano sambatra, dia aza ela fery hono :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 20/08/2008 08:48
Lejoba ( 19/08/2008 14:38)
Mahaleo à l'Olympia mandeha @ France ô
Slt daholo ny namana rehetra Mandeha @ france ô ny alarobia 20 aogositra izao ilay Mahaleo en live tao @ Olympia. A 20h50 Dia mijere finaritra daholo eh :wink: ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 22/08/2008 14:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.6235