Fitiavana olon2 mitovy

1. badboy ( 20/08/2008 09:36)
Afaka ny hitia olona 2 samy hafa @ fomba mitovy ve? Dia tena fitiavana ve no fiantso ilay fitiavana olon2?? :/ :/ :/
répondu par 08051972 le 10/09/2008 20:12
2. xxx ( 20/08/2008 09:49)
Ataoko fa afaka mitia olona roa tsara mihitsy ka! dia rehefa lehilahy no manao azy dia lazaina fa filana ara-nofo fotsiny dia rehefa vehivavy dia lazaina hoe fitiavana.
3. fasaly ( 20/08/2008 10:19)
badboy: toi kou ngah amoureux :°)
matoa mitia olona iray na roa dia fitiavana dool no iantsoana azy
ny hoe afaka litovy olona roa am fomba mitovy mety possible raha mitovy lay olona roa erahina fa raha tsy mitovy dia mifameno izany izy iroa , izay no antony hiarahany am n'izy roa
:wink:
4. badboy ( 20/08/2008 11:16)
Tsy hoe amoureux fa manitikitika ilay toejavatra!! Be ny milaza manko fa tsy afaka hitia olon2 izany satria fitiavantena io no tena marina fa tsy dia fitiavana ireo olona loatra!! ;-) ;-) ;-)
5. MimiSimply ( 20/08/2008 12:57)
Zavatra tena miseo reo an! Fa fijaliana faona reny resaka ireny, za manokana alou mivavaka mafy faona mba tsy o vo e!
Misy sipa fantatro, tara t@bandy ray izy taloha,kanefa izy t@reny fotaona ireny efa nanana sipa,de nilaozany le bandy sipany satria zany izy te iaraka @le bandy mahatara anazy. Zao kanefa no niseo: io bandy nahatara anazy io kay manao bla bla aminy fotsiny satria lery kay efa o anambady,de d'1jour à l'autre izy io tsy ita trace intsony -satria lasa nanao ny mariage izy ary lasa nipetraka t@vadiny- de tsy namaly any le sipa tara mints izy na telephon zany na message. Saika lasa adala ilay sipa satria tara tena tara -ra tsy zany v mo izy nisaraka t@le bandy niarahany depuis2ans?
2taona taoarinan'io, ilay sipa, izay lasa nahia kely sns, bon, nahita bandy tena serieu zay izy ary vonona ivady zareo apres2ans de fiancailles. Fa nisy zavanitranga nampifanena an'ilay sipa t@le bandy nahatara b anazy taloha, dia ilay bandy moa efa manambady fa mampirafy lava koa satria bogosy ...de le sipa ko mbola môla! De zao, niaraka zareo pendant un an et demi, fantatro manokana izy2zao, fa milaza anareo ah fa ilay sipa sady tia b any le sipany, no tara b an'ilay bandy!








6. tess ( 20/08/2008 15:41)
badboy:

Tsy hoe amoureux fa manitikitika ilay toejavatra!! Be ny milaza manko fa tsy afaka hitia olon2 izany satria fitiavantena io no tena marina fa tsy dia fitiavana ireo olona loatra!! ;-) ;-) ;-)


possible io ka!
tsy hoe fitiavan-tena kosa e! ny fitiavan angaha afaka ferana fa matetika raha mitia olona roa dia misy foana no titiana kokoa noho ny iraika


:-P
7. badboy ( 21/08/2008 07:44)
tess >> ilay ho mifameno no hitako mitombona kokoa!! ;-) ;-) ;-)
8. fasaly ( 21/08/2008 11:34)
ka manja io mifameno io hihihih
9. xxx ( 21/08/2008 15:38)
tsy maintsy misy iray foana no tianao noho ilay anankiray. Tsy misy izany oe fitiavana olona roa izany. Fa zao fotsiny aza milalao @ afo fa sarotra ny manasitrana ny fery.
10. fasaly ( 21/08/2008 15:49)
ka lay ratra pitiavana na iray na roa ny olona hiarahana tsy maitsy maràtra foana ndraindray ary mety ela fery....arakaraka izay fiarahana tany ihany
11. badboy ( 21/08/2008 16:09)
Io tahaka ilay ranamana 2 nitsambikina avy eny ambony rahona, ny 1 nanana elobe 2, rehefa tsy nisokatra ilay voalohany dia ilay elobe faha2 no nampiasainy ka tsy nijinja ny ainy izy!! Ilay ranamana faha2 kosa tsy nanana afatsy elobe 1 (parachute), ka rehefa avy nitsambikina dia hitany hoe nipitsoka ilay helobe ka tsy nety nisokatra, dia ny any azo natao niandry izay hidoboany, ary dia jinja avy hatrany rehefa nitotona tety antany!! Iza izany no nahay nitsinjo ny ainy, ilay nanand2 sa ilay tsy nanana afatsy 1 ??? Dia mitovy @ zay koa rehefa maratra nohon'ny fisarahana, rehefa 2 no teo dia maivana kokoa rehefa lasa ny 1 satria nisy ilay faha2 manafosafo!!! Ilay 1 tsy nanana afatsy 1, nitsambikina tsy nisy parachute avy eny @ 15ème étage rehefa niridana ilay tokana teo, de pafffffffff.... vita!! :^) :^) :^)
12. fasaly ( 21/08/2008 16:15)
:^) :^) :-D espesialista mahitsiny e!
13. xxx ( 21/08/2008 16:26)
ary raha tsy nisokatra intsony koa ilay elobe faharoa de ahoana??
14. fasaly ( 21/08/2008 20:11)
de dangy tery noho ny adalàny zany :-D
15. fijo ( 22/08/2008 20:19)
azo atao ary hafaka misy ny fitiavana olona roa,ary tena fitiavana mitovy
16. fasaly ( 22/08/2008 21:09)
:°) ka mahay kou lay mpitondra ny lalao kou! :^) de samy mikofoka ilay olona roa tiavina hanao izay mety hitiavana azy ireo lasa misy resaka fifaninana ndray ngamba :-D
17. fijo ( 26/08/2008 19:21)
ny ahy izao i tess sy fasaly samy tiako ,ar tena mitovy ny fitiavako azy roa. :-P
18. 08051972 ( 10/09/2008 20:12)
Ny ahy koa izao ny zanako mianadahy tena mitovy ny fitiavak'zay! Mety ny mitia ol2 ! :D :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0451