Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i pisolahy, milahatra araka ny daty
pisolahy
(
30/08/2010 19:50)
manontany tena sady mba te anontany vahaolana
salama daoly,toy izao ny blem-ko, 5 mois zay zao aho no niaraka t@oul, ary tena nifankati ts nisy otrizany zay. t@volou za lou ts de tena sur ny fitiavany fa refa nande teny ny ftona d itako fa tena t...
tohiny
novalian'i hanjaris ny 22/05/2012 13:10
pisolahy
(
25/07/2009 12:40)
Grande vacances !!!!
k'aiza daoly e! efa presk vacanS dôly zao ny kil, ra ny otranay zao anarany no mba vacanS nefa tsiS atao mintss, ka soD mba misy ketrika any ho any na otrizany mba analana azy, ohatra oe manao fihaon...
tohiny
novalian'i handoha ny 01/08/2009 08:41
pisolahy
(
03/07/2009 18:34)
fitiavana nofinofy
salut daoly, zao ny tantarako:
taminy erintaona dia nisy sipa iray zay (gasy) nifampiresaka tamko tamny internet,zany hoe tamny chat. ka zay io mou zany bola ts nifankalala ka de natao ny presentati...
tohiny
novalian'i ni81 ny 18/07/2009 09:20
pisolahy
(
20/08/2008 00:05)
ts tafiditra karajia
faly merahab antsika rehetr e,za ranga otran mis blem kely, tena ts mety tafiditra karajia tsony,ra oatra zao za miditra de apotrany eo le soratra oe *** #serasera Cannot join channel (+b) d nefa ra i...
tohiny
novalian'i cathy2 ny 25/09/2008 11:18
pisolahy
(
01/08/2006 18:46)
rehefa te ampiresaka vehivavy
mba mila hevitra aminareo aho amin'ny fampiresahana vehivavy.manana olana be mintsy aho mantsy fa tsy talentako loatra le mampiresaka nefa ny namako toa mahay daholo.ohatra amin'izany fotsiny izao reh...
tohiny
novalian'i belahasa ny 13/08/2006 11:28
