fitiavana nofinofy
1. pisolahy
(
03/07/2009 18:34)
salut daoly, zao ny tantarako:
taminy erintaona dia nisy sipa iray zay (gasy) nifampiresaka tamko tamny internet,zany hoe tamny chat. ka zay io mou zany bola ts nifankalala ka de natao ny presentation, ary nolazainy fa iz ts mipetraka aty dago fa any france,any izy no mianatra, de za mou aty mada iany saingy aty amny faritany fa ts ao tana, mianatra kou! de nande ny fotoana ka lasa pinamana zay satria presk isanandro mresaka amny msn fona indray andro zay ary za sendra itany napiasa camera dia nasainy nalefa, de hitany amzay ny endriko ary ny azy dia bola ts itako mintss, de nitohy teny iany ny andro sy ny volana ka nandefa sary izy, tamny voalohany lou ts nino za oe izy io satria tovovavy tena tsara tarehy be lay izy, ka izy kou mantsy ts manana camera de nasaiko nande cyber iz, de nalefany amzay lay iz de zay aho vao nino oe tena iz marina ,nanomboka teo amzay de lasa otrany reny tena oe pisipa reny zay, fa saingy oe misy distance, de tao amny tanàna kou mou misy illimité tamzany de miasa mangalatra miantso any ivelany fona isak\'all. Nilaza tamko ary iz oe tsy maints ahita moyen izy andehanany aty mada amny grande vacance fa te ahita ahy .ka tonga amzay ary ny grande vacance ka de tonga tokoa iz ary za bola ts tao tana satria bola ts vacance zahay. Nisy oul nbip² matetika amzay ary aho de leo be za ny farany ka natsoiko kay iz lay oul nbip,de oziz oe za nge efa tonga eto fa aiza enao? de ts nteneniko tamny mantsy oe za aty amny faritany fa noheveriny ao tana, ka nolazaiko tamny fa dans un mois za vao tonga any fa bola ts maintsy nande tampoka taty ..... fa misy raharahampianakaviana tsy maintsy atrehanay, zay mantsy dans un mois kou vo vacance! Eny ary hoy iz de nifampiantso teny iany. Indray andro ary za niantso azy de ts nandray foN mintss iz,ngamba efa 10 appel, de refa kelikely amzay iz nandefa message nilaza oe aza manadala ahy intsony ianao,tsy afaka miaraka aminao za, sady niampy opa variraraka be! de zay fotsny fa tsy niteny iz oe inona no antony! ts hitako ze avaly azy fa de nangina fotsny za!
Nantsoiko amzay iz de ts nety azo intsony fa messageri fona² de ozy ah oe mety efa lasa nody izy, 2 mois taorian\'izay amzay iz vao itako conecté tamny msnary dia niresaka izay ka nantaniko iz oe inn no antony nanaovanao anreny, de ozizy oe enao ts nrarah ahy mintsy de za sasa-niandry anao teo fona fa enao ts nety tonga mints de naleoko nanadino anao, sady za ko efa nahita bandy hafa! de vao maika aho ts nahita ahavaly,de lasa niavonavona be iz ary ts nresaka intsony zahay, za rahateo koa nanomboka nanadino azy tsikelikely.... taty aoriana amzay anefa nanomba nandefa message tamko tamny msn iz oe iz ony bola ts nanadino ahy fa saigny ts afaka ny hitia ahy intsony izy satria efa manana olonkafa fa aleo ijanona ho pinamana iany! de ts maninona hoy aho! de lasa nresaka be ndray zay ka samy mitantatra ny zvtr nataony miaraka amny sipany sy otrizany, ndraindray ary iz apijaliany sipany de mitomany iz de za iany no mahavita miresaka amny sy mapi consoler azy satri efa aiko tsara ny toetrany na de bola ts itako mintsy ary izy, ary amzao fotoana dia tena pinamana ts mifankafoy zay satri ny fiainany retraretra tantarainy amko daoly na de ts zany aza no ataoko....
Ka izay ilay tantarako,miala tsiny raha somary lava le iz fa efa nezahiko nifintimpitinina iany! ts afeniko lou fa atramzao za dia bola ti azy fona fa ts aiko oe inona no tokony ataoko iverenako aminy ka zay no mba angatahako torohevitra aminareo namana :roll:

novalian'i ni81 ny 18/07/2009 09:20
2. xxx
(
03/07/2009 18:47)
Hevitra atolotro ho anao hadinoy izy fa mampijaly tena ianao izy aty an-dafy ianao any Mada zazavavy aho milaza aminao ary za koa aty an-dafy de efa betsaka ny lehilahy nanao anio tamiko fa mijaly sy mampijaly tena fotsiny zao aho manambady vazaha za hiandry gasy any Mada ka asanao fa raha za ianao adinoy izy courage :wink:
3. maryline
(
03/07/2009 18:52)
Raha namaky ilay tantaranao aho dia tena tsy norarahianao tokoa izy nefa izy tena nahafohy fotoana hihaonana aminao niampita iny ranomasimbe iny mba hihaonana aminao nefa napetrapetrakao fotsiny zah aloha mety nanao toa azy koa e! olona tinao izany ve no ho tonga hijery anao dia tsy taitra ianao fa afaka 1 volana be izao ny fotoana anie ka mandeha e! toa tsy hino anao intsony izy aloha ary mety sarotsarotra indray ny hihaonanareo satria sao hapetrapetrakao toy ny taloha eo indray izy nefa courage e! izany no mitia .
4. nancy
(
03/07/2009 19:54)
Manahoana e.
Hitako tsy nety mihitsy ny nataonao, Tsy hoe olona avy etsy analakely hankany Ambohipo ilay olona fa avy any an-dafy ve no tonga hijery anao dia asainao miandry anao iray volana hoe afaka iray volana aho vao tonga any. Fa ngaha ny frais sy ny fotoanan'ny olona izany tsy misy dikany mihitsy? Nampalahelo ilay tovovavy.
Sady tsy hitako izay tsy nilazanao taminy hatramin'ny voalohany fa any amin'ny faritany ianao, sady ampianao lainga indray leizy hoe misy raharaham-pianakaviana.
Raha izaho no eo amin'ny toeranao dia tsy miezaka miverina aminy izany intsony aho. Izy rahateo efa nilaza fa tsy afaka hitia anao fa efa miaraka amin'olonkafa.

pisolahy:
salut daoly, zao ny tantarako:
taminy erintaona dia nisy sipa iray zay (gasy) nifampiresaka tamko tamny internet,zany hoe tamny chat. ka zay io mou zany bola ts nifankalala ka de natao ny presentation, ary nolazainy fa iz ts mipetraka aty dago fa any france,any izy no mianatra, de za mou aty mada iany saingy aty amny faritany fa ts ao tana, mianatra kou! de nande ny fotoana ka lasa pinamana zay satria presk isanandro mresaka amny msn fona indray andro zay ary za sendra itany napiasa camera dia nasainy nalefa, de hitany amzay ny endriko ary ny azy dia bola ts itako mintss, de nitohy teny iany ny andro sy ny volana ka nandefa sary izy, tamny voalohany lou ts nino za oe izy io satria tovovavy tena tsara tarehy be lay izy, ka izy kou mantsy ts manana camera de nasaiko nande cyber iz, de nalefany amzay lay iz de zay aho vao nino oe tena iz marina ,nanomboka teo amzay de lasa otrany reny tena oe pisipa reny zay, fa saingy oe misy distance, de tao amny tanàna kou mou misy illimité tamzany de miasa mangalatra miantso any ivelany fona isak\'all. Nilaza tamko ary iz oe tsy maints ahita moyen izy andehanany aty mada amny grande vacance fa te ahita ahy .ka tonga amzay ary ny grande vacance ka de tonga tokoa iz ary za bola ts tao tana satria bola ts vacance zahay. Nisy oul nbip² matetika amzay ary aho de leo be za ny farany ka natsoiko kay iz lay oul nbip,de oziz oe za nge efa tonga eto fa aiza enao? de ts nteneniko tamny mantsy oe za aty amny faritany fa noheveriny ao tana, ka nolazaiko tamny fa dans un mois za vao tonga any fa bola ts maintsy nande tampoka taty ..... fa misy raharahampianakaviana tsy maintsy atrehanay, zay mantsy dans un mois kou vo vacance! Eny ary hoy iz de nifampiantso teny iany. Indray andro ary za niantso azy de ts nandray foN mintss iz,ngamba efa 10 appel, de refa kelikely amzay iz nandefa message nilaza oe aza manadala ahy intsony ianao,tsy afaka miaraka aminao za, sady niampy opa variraraka be! de zay fotsny fa tsy niteny iz oe inona no antony! ts hitako ze avaly azy fa de nangina fotsny za!
Nantsoiko amzay iz de ts nety azo intsony fa messageri fona² de ozy ah oe mety efa lasa nody izy, 2 mois taorian\'izay amzay iz vao itako conecté tamny msnary dia niresaka izay ka nantaniko iz oe inn no antony nanaovanao anreny, de ozizy oe enao ts nrarah ahy mintsy de za sasa-niandry anao teo fona fa enao ts nety tonga mints de naleoko nanadino anao, sady za ko efa nahita bandy hafa! de vao maika aho ts nahita ahavaly,de lasa niavonavona be iz ary ts nresaka intsony zahay, za rahateo koa nanomboka nanadino azy tsikelikely.... taty aoriana amzay anefa nanomba nandefa message tamko tamny msn iz oe iz ony bola ts nanadino ahy fa saigny ts afaka ny hitia ahy intsony izy satria efa manana olonkafa fa aleo ijanona ho pinamana iany! de ts maninona hoy aho! de lasa nresaka be ndray zay ka samy mitantatra ny zvtr nataony miaraka amny sipany sy otrizany, ndraindray ary iz apijaliany sipany de mitomany iz de za iany no mahavita miresaka amny sy mapi consoler azy satri efa aiko tsara ny toetrany na de bola ts itako mintsy ary izy, ary amzao fotoana dia tena pinamana ts mifankafoy zay satri ny fiainany retraretra tantarainy amko daoly na de ts zany aza no ataoko....
Ka izay ilay tantarako,miala tsiny raha somary lava le iz fa efa nezahiko nifintimpitinina iany! ts afeniko lou fa atramzao za dia bola ti azy fona fa ts aiko oe inona no tokony ataoko iverenako aminy ka zay no mba angatahako torohevitra aminareo namana :roll:
5. RavakaN
(
04/07/2009 08:26)
Mis faadisoanao alo nef kel e!zazavav za,fantaro ko ane fa ny marina rhtr ts filaz daolo e!met matoa ts nlaz t@ enao d ts tianao fantan oe an fartan enao n mptrk,lazao ian iz oe lov nao,angamb met iaino anao ian iz,nef aao maf tsar ny fandresendaatr ka!miezaa mirsk amny fon,d lazao ze ao am-ponao,ts n vehivav rhtr n manan eritreritr oe ts itia anao intsony,angamb ao anisan'iren zan sip zan!resaho iany alo iz so de ............... :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
6. tywa68
(
04/07/2009 09:18)
koa efa hoe fitiavana nofinofy koa resahana inn intsony :-D :-D
Pisolahy : mety tsy anjaranao izy :wink:

7. ni81
(
04/07/2009 09:44)
Mis faadisoanao alo nef kel e!zazavav za,fantaro ko ane fa ny marina rhtr ts filaz daolo e!met matoa ts nlaz t@ enao d ts tianao fantan oe an fartan enao n mptrk,lazao ian iz oe lov nao,angamb met iaino anao ian iz,nef aao maf tsar ny fandresendaatr ka!miezaa mirsk amny fon,d lazao ze ao am-ponao,ts n vehivav rhtr n manan eritreritr oe ts itia anao intsony,angamb ao anisan'iren zan sip zan!resaho iany alo iz so de ...............alavalavao izy io ry ravakin a! :D
8. Mirananirina
(
04/07/2009 12:31)
izy aty an-dafy ianao any Mada zazavavy aho milaza aminao ary za koa aty an-dafy de efa betsaka ny lehilahy nanao anio tamiko fa mijaly sy mampijaly tena fotsiny zao aho manambady vazaha za hiandry gasy any Mada ka asanao fa raha za ianao adinoy izy courage Miverina
mitovy hevitra.
9. endrika01
(
04/07/2009 12:47)
pisolahy:Ataovy toy ny aloka niserana,Adinoy satria nofinofy fotsiny iany,dia midina teny ambony rahona eny,fa sao hanahirana ny fienjerana raha tratra aoriana loatra! :P
salut daoly, zao ny tantarako: taminy erintaona dia nisy sipa iray zay (gasy) nifampiresaka tamko tamny internet,zany hoe tamny chat. ka zay io mou zany bola ts nifankalala ka de natao ny presentation, ary nolazainy fa iz ts mipetraka aty dago fa any france,any izy no mianatra, de za mou aty mada iany saingy aty amny faritany fa ts ao tana, mianatra kou! de nande ny fotoana ka lasa pinamana zay satria presk isanandro mresaka amny msn fona indray andro zay ary za sendra itany napiasa camera dia nasainy nalefa, de hitany amzay ny endriko ary ny azy dia bola ts itako mintss, de nitohy teny iany ny andro sy ny volana ka nandefa sary izy, tamny voalohany lou ts nino za oe izy io satria tovovavy tena tsara tarehy be lay izy, ka izy kou mantsy ts manana camera de nasaiko nande cyber iz, de nalefany amzay lay iz de zay aho vao nino oe tena iz marina ,nanomboka teo amzay de lasa otrany reny tena oe pisipa reny zay, fa saingy oe misy distance, de tao amny tanàna kou mou misy illimité tamzany de miasa mangalatra miantso any ivelany fona isak\\\'all. Nilaza tamko ary iz oe tsy maints ahita moyen izy andehanany aty mada amny grande vacance fa te ahita ahy .ka tonga amzay ary ny grande vacance ka de tonga tokoa iz ary za bola ts tao tana satria bola ts vacance zahay. Nisy oul nbip^2 matetika amzay ary aho de leo be za ny farany ka natsoiko kay iz lay oul nbip,de oziz oe za nge efa tonga eto fa aiza enao? de ts nteneniko tamny mantsy oe za aty amny faritany fa noheveriny ao tana, ka nolazaiko tamny fa dans un mois za vao tonga any fa bola ts maintsy nande tampoka taty ..... fa misy raharahampianakaviana tsy maintsy atrehanay, zay mantsy dans un mois kou vo vacance! Eny ary hoy iz de nifampiantso teny iany. Indray andro ary za niantso azy de ts nandray foN mintss iz,ngamba efa 10 appel, de refa kelikely amzay iz nandefa message nilaza oe aza manadala ahy intsony ianao,tsy afaka miaraka aminao za, sady niampy opa variraraka be! de zay fotsny fa tsy niteny iz oe inona no antony! ts hitako ze avaly azy fa de nangina fotsny za! Nantsoiko amzay iz de ts nety azo intsony fa messageri fona^2 de ozy ah oe mety efa lasa nody izy, 2 mois taorian\\\'izay amzay iz vao itako conecté tamny msnary dia niresaka izay ka nantaniko iz oe inn no antony nanaovanao anreny, de ozizy oe enao ts nrarah ahy mintsy de za sasa-niandry anao teo fona fa enao ts nety tonga mints de naleoko nanadino anao, sady za ko efa nahita bandy hafa! de vao maika aho ts nahita ahavaly,de lasa niavonavona be iz ary ts nresaka intsony zahay, za rahateo koa nanomboka nanadino azy tsikelikely.... taty aoriana amzay anefa nanomba nandefa message tamko tamny msn iz oe iz ony bola ts nanadino ahy fa saigny ts afaka ny hitia ahy intsony izy satria efa manana olonkafa fa aleo ijanona ho pinamana iany! de ts maninona hoy aho! de lasa nresaka be ndray zay ka samy mitantatra ny zvtr nataony miaraka amny sipany sy otrizany, ndraindray ary iz apijaliany sipany de mitomany iz de za iany no mahavita miresaka amny sy mapi consoler azy satri efa aiko tsara ny toetrany na de bola ts itako mintsy ary izy, ary amzao fotoana dia tena pinamana ts mifankafoy zay satri ny fiainany retraretra tantarainy amko daoly na de ts zany aza no ataoko.... Ka izay ilay tantarako,miala tsiny raha somary lava le iz fa efa nezahiko nifintimpitinina iany! ts afeniko lou fa atramzao za dia bola ti azy fona fa ts aiko oe inona no tokony ataoko iverenako aminy ka zay no mba angatahako torohevitra aminareo namana :roll:
11. endrika01
(
08/07/2009 04:05)
lilyrose:
votsitra ny trondro eh ! dia mifohaza amin' izay
Trondro anga hono le izy,taoko sipa. :-D :D
12. reve
(
08/07/2009 19:37)
tena revereve marina ny fitiavanao ra namana!
za mba mandreve ihany fa ny anao koa toa trop aiza ko 1mois be zao lay olona no ampiandrasinao de zao koa e mba scincere rehefa miresaka fa loza nge ty tsy milaza ny marina ity rehefa ato @ net e!
fa na izany aza mahereza fa raha sitraky ny Tompo de mety mbola ho tanteraka ihany reve nao e! :D ;-)

13. soanja
(
09/07/2009 02:16)
Misy izay fiteny iray izay tena mahateny tsara mihitsy ny momba anareo:
"Andriamanitra no nanome fa I Balita no tsy nambinina."
Mahereza fa mbola betsaka ny soa sy ny tsara miandry anao ho anjaranao.

14. nathie86
(
09/07/2009 11:19)
Ompa variraraka, ka enao tsy hita ko, iz v t halala zay raharaham-pianakaviana any, iza aza tany andafy no nakaty mada. Enao province tsy tonga nitsidika akory loool.
Tsy hanao za oe mahereza fa ozizy za oe tsy mbola tena niaraka marina nareo fa niflirt sur net ftsny. :)

15. xxx
(
09/07/2009 14:52)
reve:
tena revereve marina ny fitiavanao ra namana!
za mba mandreve ihany fa ny anao koa toa trop aiza ko 1mois be zao lay olona no ampiandrasinao de zao koa e mba scincere rehefa miresaka fa loza nge ty tsy milaza ny marina ity rehefa ato @ net e!
fa na izany aza mahereza fa raha sitraky ny Tompo de mety mbola ho tanteraka ihany reve nao e! :D ;-)
Tsy azonareo an-tsaina tokoa angamba izany hoe mpianatra an ! Izaho koa mba nianatra tany @ provinsa, lafo anie ry reto izany hoe hiakatra aty Tanà izany raha mpianatra e, sady izany dernier mois izany anie exam sur exam e
Fa diso aloha ny naman-tsika tsy nilaza ny marina rehetra taminy e
16. endrika01
(
10/07/2009 05:40)
Raha mba itany zao ity dinika napetrakao ity an,dia mba afaka manome ny heviny kou izy.
17. nathie86
(
10/07/2009 10:51)
endrika01:
Raha mba itany zao ity dinika napetrakao ity an,dia mba afaka manome ny heviny kou izy.
:lol: kely ftsny
18. max2
(
18/07/2009 09:18)
eo indray ty de mitsaho ela lesy mapihome kle andana indray alo maka le ao ampenarana bobaka reo ko sa tsy misy si mihintsy ve any .mitedava fa feno vonikazo ny arabe zay e!!
19. ni81
(
18/07/2009 09:20)
eo indray ty de mitsaho ela lesy mapihome kle andana indray alo maka le ao ampenarana bobaka reo ko sa tsy misy si mihintsy ve any .mitedava fa feno vonikazo ny arabe zay e!!hitanao izany fa ianao ihany eto dia efa manafy ilay resakao tary!