rehefa te ampiresaka vehivavy
1. pisolahy
(
01/08/2006 18:46)
mba mila hevitra aminareo aho amin'ny fampiresahana vehivavy.manana olana be mintsy aho mantsy fa tsy talentako loatra le mampiresaka nefa ny namako toa mahay daholo.ohatra amin'izany fotsiny izao rehefa mahita olona tena manaitra ny ao anaty dia te hampiresaka azy aho nefa tsy hitako izay lazaina na koa rehefa miray bus na eny an-dalana eny....
novalian'i belahasa ny 13/08/2006 11:28
2. lemenakely
(
01/08/2006 21:31)
fa nareo ve pelaka e! tonga dia ampiresahana izy e!...il suffit d'un rien ! mody manontany lera na anontaniana izy hoe ho aiza ianao etc...
3. cutie
(
01/08/2006 22:05)
Mpandefa : pisolahy [ Valio ] 01-08-2006 23:46:32
Lohateny : rehefa te ampiresaka vehivavy
mba mila hevitra aminareo aho amin'ny fampiresahana vehivavy.manana olana be mintsy aho mantsy fa tsy talentako loatra le mampiresaka nefa ny namako toa mahay daholo.ohatra amin'izany fotsiny izao rehefa mahita olona tena manaitra ny ao anaty dia te hampiresaka azy aho nefa tsy hitako izay lazaina na koa rehefa miray bus na eny an-dalana eny
tonga de lazao we manaitra ahy enao e :-D
4. Vaika
(
01/08/2006 22:12)
pisolahy : zany hono leitsy fa efa ny sipa mihintsy no manome sopapa a !
cutie :;-) :-D
lemenakely : okay mihintsiny koa zany kah !
cutie :;-) :-D
lemenakely : okay mihintsiny koa zany kah !
9. Fiffi
(
02/08/2006 03:33)
pisolahy: tonga de tsikio aloha , hummm hihihihi de ho hitanao eo raha ohatra hoe mamaly le tsikinao izy de tonga resaho koh! ohatra hoe manontany lera marina na heu...hoe salut !
Moa raha tsy mamaly le tsikinao izy de havereno indray fa tsy ho inssenssible @ io tsiky io izy an! :)
Moa raha tsy mamaly le tsikinao izy de havereno indray fa tsy ho inssenssible @ io tsiky io izy an! :)
10. fraz
(
02/08/2006 04:21)
Mety hoe tsy any amin'ilay mampiresaka angamba no tsy hain-drangahy fa mety na rangahy somary timide na be eritreritra be loatra rangahy alohan'ny hiresahana hoe sao dia mahazo valiny hafahafa na sao miavona tampoka eo ilay ampiresahana.
Aza miahotra fa tonga dia tairo, ataovy mifanakaikikaiky amin'izay zavatra momba azy ny resaka fa mety ho voasintona kokoa izy. Raha manao akanjo mihaja izy mety tsy azo hiresahana hard-rock ohatra, ... mampiasa imagination kely eo e. Dia mba mody ampihomehezina kely eny tsindraindray raha miresaka. Raha mihomehy izy zay dia mety azo tohizana ny resaka fa tsy zay mandeha miova taxi-be hafa indray.
Misy fikan-dry zalahy zay (matetika mandaitra :) : " Inona kay no tena mahatsara anao, hohaninao miaraka ve ny vary sy ny laoka ? ' :)
Mahereza e !

11. diamondra27
(
02/08/2006 04:26)
pisolahy : enao kosa mahay mampiresaka e!ny fomba fametrahanao kestion fotsiny 'zao d'efa ahafantarana fa tsy vao² @io enao
maninona raha asiana miaou kely na rangotina @ hoho kely le olona tiana horesahina de tenenina oe: kay azafady fa voarangotra enao , fa tsy fanahy iniako :wink:
f'angah mila enarana izany miresaka izany moa? bjr fotsiny ve de tsy ho hety?

12. pissoa
(
02/08/2006 06:47)
Hihihi - hiandriandry ny pasin'i Vaika amin'ity indray mitoraka ity indray kloo :@
13. xxx
(
02/08/2006 06:56)
1- aza matahotra be hoe hamaly izy sa hiavonavona.
2- Tsy voatery mi-inventer zavatra hotenenina fa izay ao an-tsaina sy ao am-po koziana. Izay no mora indrindra. Mandeha miadana eny ihany ny fahazarana mi-improviser. Tandremo kosa anefa miteny zavatra tsy fikozy an, @ voalohany nareo tsin mbola tsy mifankafantatra. Mila mahazo confiance aloha izy zay vao afaka miresaka atsanga tsy aman'orana. Aza mandainga na mi-exagerer na diso humble loatra.
3- tsy mande mintsy ilay "ze teme" be atsipy fahatany ireny, ra tsy hoe sipa vendrana nga na kou efa love be auquel cas tsy mila mikoty tsony.
4- Aza mifindra cible be loatra aloha ra mbola tsy mahatoky tena tsara hoe efa okay @ zay. Olona 1, izay mety tena ho revena aloha hi-concentriavana.
5- Aza adino ny compliment, refa manomboka mahazo contact
6- Ny effet surprise kou matetika mandaitra
7- refa mifankahita elaela tokony ho efa azony an-tsaina implicitement hoe tena potika be toi. Izy @ io efa miandry le tena declarasion fotsiny.
Important: aza kotiana ny namany :-D:-D:-D
14. arson
(
02/08/2006 07:15)
:-D:-D:-D ary le oe aza kotina ny namany @ fomba ahona kosa moa.
lemenakely< aza manakihina azy toy zany kosa e! fa tokony torohevitra no omenao azy.Tsy fahaizany sy fatahorany vhv anie no mahatonga azy manontany e!fa izany tsy midika oe PELAKA akory.zay ilay toe-tsaina tsy mety mihitsy,tsy mba mamporisika ilay olona fa vo maika manakiana azy.

15. majesty
(
02/08/2006 08:08)
tonga de hitantarao an'le angano tamin'ny mbola kely reny izy e,fa aza maka zavatra sarotra be zany :-D:-D
16. fasaly
(
02/08/2006 08:51)
pisolahy:
mba mila hevitra aminareo aho amin'ny fampiresahana vehivavy.manana olana be mintsy aho mantsy fa tsy talentako loatra le mampiresaka nefa ny namako toa mahay daholo.ohatra amin'izany fotsiny izao rehefa mahita olona tena manaitra ny ao anaty dia te hampiresaka azy aho nefa tsy hitako izay lazaina na koa rehefa miray bus na eny an-dalana eny....
ny hitako mahomby de ny fahaizana mandoka anlay sipa omena vleur izy rehefa mandokaaza de ho reboka i kalakely:-D:-D efiksay io amiko mantsy:-D:-$
17. Vaika
(
02/08/2006 08:52)
pissoa : :-D:-D:-D lany bala koh:oops:
de mba ny an-njy indray kosa alefa kah !;-)
fraz : ary tena manan-talenta amin'ny resaka ara-psykôlojika anie ny ankama izany e ! Tonga de ny votoantiny mihintsy no voatsikaritrao ry maître (GMI mantsy e)!
diams : tena hitako eto sahady ankia ilay resaka rangondrangotra io :-D:-D:-D grrrrrr !
fiffi : tout dans la finesse an !:-D

18. majakely
(
02/08/2006 10:52)
ataovy kou hoe,,otrin efa hitako mihitsy enao fa tsy tadidiko tsony ..rah mamaly izy tsara ,,rah tsy mamaly izy boff..de rah manda be izy hoe tsy mbola nahita anao mintsy de ataovy hoe:te hiresaka aminao fotsiny za hoe fa zany hoe tsy hitako zay lazaina fa timide be za ,,,:-D:-D
20. Vaika
(
02/08/2006 11:23)
fiffi : io mihintsy ny tena fanaovana azy kah !
hummmm be ahoana marina retsy ?:°) Mba tantarao hoe !:D
hummmm be ahoana marina retsy ?:°) Mba tantarao hoe !:D