rehefa te ampiresaka vehivavy

21. pissoa ( 02/08/2006 11:31)
Vaika:
de mba ny an-njy indray kosa alefa kah !

Zah tsy mahay mikaoty sipa :oops: Fa raha bandy ho hokatoiany dia mety ho haiko :roll::-D:-D:-D
22. cutie ( 02/08/2006 11:58)
vaika, mampiresaka :-D
23. Vaika ( 02/08/2006 13:05)
cutie :-D:-D:-D
24. cutie ( 02/08/2006 13:11)
hita koa :-D:-D:-D
25. Vaika ( 02/08/2006 13:15)
cutie : aiza kosa e !
Mafy vava mihintsy anie ireto sipa ireto e ! Tsy mety misy mitantara. An'i cutie kosa aza no mba mitantara e :°):-D:-D:-D
26. cutie ( 02/08/2006 13:18)
hihiihihihihi
jereo anie e :-D
27. MTN ( 02/08/2006 13:59)
Tsy haiko aloha fa samy manana ny pasiny io eh. Raha ny ahy izany manontany famataranandro izany tsy misy fafiny mihitsy.
xxx:

Tsy voatery mi-inventer zavatra hotenenina fa izay ao an-tsaina sy ao am-po koziana. Izay no mora indrindra.

Tsy dia migany koa io hoy aho. Izay tonga ao am-bava ihany no teneno. Dia aza mianatra an'izay lazain'olona fa manàna ny maha-ianao anao.
xxx:

Mandeha miadana eny ihany ny fahazarana mi-improviser.

io no okay,

andramo ampiresahana any daholo.

28. Fiffi ( 02/08/2006 17:59)
iza re no hampiresahako eh ? :-D
29. patrick2002 ( 02/08/2006 20:08)
hangetory kely ra pisolahy ah! dia efa mivatsy eau de parfum le 115$ reny toi ,ataovy azafady ankia azafady, dia avoay ilay parfum 115$ tonga dia asivo eo @ akanjony ,fa tonga dia tapina ny domy =))=))=))
tsarony fona ialahy raha vao henony iny fofona parfum iny ,ary rehefa mare fofona ratsy izy dia mbola tsarony foana koa ialahy, tena lasa adala amin'ialahy izy na andro na alina amin'izay.:-D:-D:-D
30. cutie ( 02/08/2006 20:21)
:-D:-D:-D:-D
na koa we le hadalan'le bandy iny de nitondra parfum$115
Ataony firesaka any @ namany :-D
31. Vaika ( 02/08/2006 21:19)
Dieny eto dia lazaiko fa tsy misy "formule magique" ka tonga de hitsoraka ny sipa vao misokatra ny vava. Ny azo atao angamba dia mba manao izay hahazoan'i toi inspiraka. Ka tonga de cas pratika mihintsy no tantaraina eto dia i toi no mamolavola avy eo.
Toy izao aza ilay resaka :
andro 1 :
harivariva ny andro dia variana mi-gretra (bellote) teo amoron-dàlana ny kôfy teo anoloan'ny épicerie kelin'ny tànana. Nandalo tampoka aza ity jôba kely nilay be. Taitra dôly ny pokona fa ity kôfy iray no tonga dia nisongona sy nanatona akaikikaiky :
-manao ahoana ndry ry sipa manja kely (tsy nisy valiny)
-veloma i ndry ry sipa manja kely, nony nivoaka ilay épicerie ilay demoazely (tsy nisy valiny ihany)
Na mbola débutant aza i leiry d'efa nanomboka naniry fantsy ihany ka tonga de kobony ilay topi-maso kelin-dra-sipa anefa (izay no maha samihafa ny ampondra lahy sy ny pur sang : instinct !):-D
Pisolahy : sokafy tsara ny maso dia hareheto tsara ilay radar nomen'i Zanahary an'i toi !;-)
(Mbola hitohy)
32. cutie ( 02/08/2006 21:23)
:-D:-D:-D:-D:-D
33. cutie ( 02/08/2006 21:23)
miavona koa zany raha sipa a ,sa ahona ry vaika:-D
34. Vaika ( 02/08/2006 21:33)
andro 2 : (tohiny)
Ny ampitson'iny dia ni-repla tokotrany ilay sipa (izay ilay hoe "flair"). natsipon'i leiry ny ambin-karatra teny an-tànany (na dia trêfle contré aza ny jeu:-D ). Ary nihazakazaka i leiry nanaraka ilay sipa tao amin'ilay épicerie (banzaï leitsy a !)
- Manao ahoana ndry ?...Ndry kosa manja kely dia miavonavona e !
Tsy nikaozy ihany ilay sipa fa nanopy maso kely indray. Sourire faran'izay tsara indrindra no nasetrin'i leiry hanababo azy :°) Nody nihondrinkondrika nijery zavatra hovidiana ilay jôba.
- Inona no hatao anareo ry izy roa kely ? hoy ilay ankama mpivarotra.
Tankina tanteraka i leiry satria nitsabaka be ilay ankama. (pisolahy : calme foana n'inon'inona mitranga)
Namoaka taim-paosy ary i leiry ka nanontany sady nagata-maso ilay jôba :
-inona no azon'ny telopolo (150 fmg, fmg tamin'izany)? (tsiky lalandava ho'a)
- labozia telo de afokasika kadoa !
Tena i ankama mpivarotra kay handetika fa sady mamintana ihany.
Nihomehy tampoka i ra-sipa nefa. Ary tonga dia nitsoraka i leiry (mila kinga saina manararaotra !)
- sao dia mana-madinika i ndry ampindramina ahy ? Sady nihondrika nanenjika ilay mason'ilay sipa i leiry no sady mi-charme ihany. (Any amin'ny masony charmer-na ho'a).
Nanifikifin-doha ilay sipa no nitana fihomehezana.
"Contact établi" hoy ny teny baiko (hoy ilay radar mantsy e !):-D
(mbola hitohy)
35. cutie ( 02/08/2006 21:35)
:lol::lol::lol:
36. Vaika ( 02/08/2006 21:41)
(tohiny)
Nony nivoaka aza dia nampiresaka ihany i leiry fa tsy nisy valiny mihintsy :
- aiza i ndry no mipetraka ?... Iza no anaranao ets...
Kirizy total i leiry ary saika hi-abandonne (mamikira mafy foana !) ary tafin-tohina ka saika potraka i leiry (aza miteny ratsy !). tsikaritr'i leiry fa mba taitra koa ilay sipa no sady natahotra kely (ny maso ho'a sokafy ry pisolahy !)
Tonga dia enchaînement be : (ampihomehezo izy)
- saika tapaka indray ilay tongotra hazoko vao novidiana marina.:°)
Tsikitsiky re zao, sady mitàna fihomehezana ihany ilay jôba.
- Eto ianao mijanona fa sao bedy aho (mbola tanora ry zareo tamin'izany f'aza omen-tsiny e !)
(mbola hitohy)
37. Vaika ( 02/08/2006 21:53)
(tohiny sady farany)
sady notazomin'i leiry moramora ny tànany (moramora ho'a a !)satria ilay sipa saika tonga dia hiala pà.
- iza aloha kosa ny anaranao e ? (Mba sahisahy !)Ny ahy : "xxx", ary ny anao ?
-"yyy", sady mbola nitsiky ihany i sipa kely.
- faly mahafantatra anao.
sady nihondrika nanoroka ilay tànana kely. (initiative bandy a ! Tsy mikoropaka fa calme be).
Tonga de enchaînement velezo ny vy dieny mbola mafana !
- rahampitso maraina ve enao afaka ?...hariva ary e ? Hendrasako eto ianao amin'ny roa dia miresaka isika (tsy omena safidy izy fa sao mbola mandà indray, ianao no mitondra ny baolina).
Zany an ? Dia veloma ary e ! (sady hanipazana oroka amin'ny tànana izy, dia miandry kely aloha vao mi-pà sady mikopakopaka rehefa mitodika izy. tsy maintsy mitodika izy !!!

andro 3 :
Ny ampitson'iny dia ni-pointe tokotrany izy.
- aleo isika mandeha lavi-davitra fa sao misy mahita.
- ndao ary handehandeha e ! (tsikitsiky ho'a fa mandeha joli ny fiainana:°) )
Dibok'hafaliana i leiry sady mba nivatsy vola kely mba hi-inviter-na ilay sipa..... (la classe leitsy rakoto tsy ambanin-javatra a !)
Somary lavalava fa nataoko en kolera mihintsy hampitombo ny haingam-panahin'ny ankama. mazotoa dia mazahoa izay ilaina.
Mzava hoa azy fa nitohy tamin'ny orokoroka majinijinika ilay tantara, ary tsy nila nanao déclaration anefa fa resaka hafa indray iny....
38. malalatinasoa ( 02/08/2006 21:56)
mahay an :wink:
39. Vaika ( 02/08/2006 21:59)
Mba mampirevy fotsiny aho ry cutie sy malaltinasoa a !:-D:-D:-D
Aoka anefa handinika ihany ry zalahy sasany fa efa tafiditra ao amin'ilay tantara kely ny resaka mafonja !
40. patrick2002 ( 03/08/2006 01:38)
oh ra vaika mba tena ahoana lity no fampiresahana sipa @ virtoaly fa tena t@ fahatanoranay mantsy tsy mba nisy izany virtoaly izany :?::?::?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081