rehefa te ampiresaka vehivavy

81. Vaika ( 10/08/2006 06:44)
Bela : sao dia mba tokony asiana resaka kely tokotrany ilay kaozy tamin'ny bankin'i toi fa sao mbola misy mihenahena tsy sahy miditra lalina any ho any ?
Ilay jeu de jambes an'i toi niditra ilay banky iny no tena tsy matiko lolo. Tena classe mihintsy. Mba alefao kely indray aloha fa ilay geste tekinika anie tsy azo atao ambanin-javatra e !;-)
82. belahasa ( 10/08/2006 07:06)
raim vaika fa tamy eo za a
83. Vaika ( 10/08/2006 08:21)
Ok bela a !
84. arson ( 11/08/2006 05:53)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D tena ataovy mamo kely de marisika tsara e!
85. pissoa ( 11/08/2006 08:50)
Vaika:

pissoa : maimaim-poana a ? Handrendrika ny aferanay sy belahasa i njy ry pissoa a !
Mbola santionany fotsiny ireo voalaza ireo. Sa ahoana ra-bela ? Mbola tsy nasianay mi-deux resaka ilay :
- nilahatra fizarana karam-pifidianana teo amin'ny tribonaly, sady nisongona ny olona rehetra no ....:-$
- ilay avy nilomano teny Ankatso dia short kely sady kotsan'ny orana nefa nisy sipa kely roa (nianjaika be) sy nanana helo (niandry jono botry:°) )...
- ilay miady hitaty rakitra tany am-piangonana de sady ... de vao rava ny fiangonana de ... (censuré !!!).
NB : Miala tsiny antsika mpino fa efa tsy manao izany intsony isika ankehitriny !
ets ets...
Aina mihintsy anie ry pissoa no niala tamin'izany fa tsy inona akory e !:-D:-D:-D

An'i toi indray ny sehatra bela a !

:-D:-D:-D

Hay misy diniky ny pro ato kle :roll::-D:-D:-D
86. Vaika ( 11/08/2006 09:02)
I njy zao no mapiresaka anay indray ry pissoa a !:D
87. pissoa ( 11/08/2006 09:11)
Zah matahotra sao dia misy tezitsa eo raha ampiresahako eo ianao koa :-D:-D:-D
88. Vaika ( 11/08/2006 09:52)
F'angaha efa nisy tezitra ?:°):-D:-D:-D
89. pissoa ( 12/08/2006 09:14)
Mbola tsisy fa lasa hors size nge dia izay no hampatezitra e :roll::-D:-D:-D
90. belahasa ( 13/08/2006 11:28)
refa tsy apresaka an'i vaika nji de za ndray apresahana ry pissoa a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079