rehefa te ampiresaka vehivavy

61. belahasa ( 05/08/2006 09:42)

Vaika, ary mitovy doly iany kay am le mitsapa fimailo mifono le.

Ny tohiny dia andoavana sarany ho fandraisana anjara amin'ny harerahan-tsaina eo am pieritreretana ny tohiny.

Pisolahy ve aloa mbola ao sa lasa e.
62. pisolahy ( 06/08/2006 07:45)
wao tsy nampoziko bedebe otrizao nareo namaly azy,eny e misaotra betsaka amn\'le paikady fa ny tena tsy aiko nge de le resahana azy rehefa vita le manahona:cry:eo no tena tsy itako mintsy ze tenenina.Omaly fotsiny zao nisy sipa manjakely nipetraka teo amn\'le seza niandry cyber libre de saika ampiresahako izy fa tena tsy aiko wa za resahana e!!!!!:x:cry:
63. pisolahy ( 06/08/2006 07:45)
wao tsy nampoziko bedebe otrizao nareo namaly azy,eny e misaotra betsaka amn\'le paikady fa ny tena tsy aiko nge de le resahana azy rehefa vita le manahona:cry:eo no tena tsy itako mintsy ze tenenina.Omaly fotsiny zao nisy sipa manjakely nipetraka teo amn\'le seza niandry cyber libre de saika ampiresahako izy fa tena tsy aiko wa za resahana e!!!!!:x:cry:
64. diamondra27 ( 06/08/2006 11:37)
pisolahy: hay kosa tonga de application kay no tadiavin'ny akama

sao de mba mitsaty @ malalany izy ka refusé avy hatrany toi @izany.

de tsy nojerenao ve oe inon ny nataony tao @ le cyber? ni-surf nanao recherche sa nitsaty t@ yahoo sy msn

somary lazainao oe: efa mpandeha ato angaha ianao? de mahafinaritra ve 'ty cyber 'ty?, na koa mahita cyber moramora toi de lazao azy hoe: ary ananona hoe: lafo na mora fa ity cyber ity no mba azoazo etc... miresaka tsotra e!
sao de manana arrière pensée aloha toi fa za tsy mahalala an'iny indray fa le miresaka tsotra ihany no haiko e!(namana tsotra no tiako lazaina eto)
65. razokybe ( 06/08/2006 12:33)
na somary manontany enao hoe: "tsy ndry v le mipetraka ary akaikin'ilay pôtô ry? dia ny tranonareo ilay misy varavaran_kely io..":lol::lol:
66. diamondra27 ( 06/08/2006 15:06)
:lol:

razokybe: midona any @ potp eo le sipa fa aza lazaina an'izany kambony:-D:-D
67. majesty ( 07/08/2006 04:12)
fasaly:sao de za ndray no lasa voampiresaky toi eo knou,d mandrary tsy haiko ndray hoe ahoana ny famaliana azy hi hi hi
68. belahasa ( 07/08/2006 09:14)
pisolahy

tonga lety d ataovy oe mifanoratra am taratasy na miaona mivantana otrantsika s enao zao no milay toa izay le mi tsaty oe. D efa mivatsia voandro elah
69. pissoa ( 07/08/2006 15:35)
Efa hoe tsikitsiky fotsiny kloo! Rehefa mitsiky koa ve izy tsy hitanao eo ihany ze tenenina :roll:
70. Vaika ( 07/08/2006 20:30)
pisolahy : ahoana aza ny ankama izany no miandry be ohatran'izany ? Henoy ilay fon'i toi de mandeha ho azy io e !
Tsotra marina ilay manoro hevitra avy aty ivelany fa mazava izany fa ilay fahasahiana mihintsy no olana. Ka asiantsika travail de fonds kely indray izany.;-)
Ny lela anie ry pisolahy dia tsy maintsy asiana entraînement ohatran'ny zavatra rehetra ihany e !
Ka izao aloha mbola averiko ihany fa tsy misy "solution miracle" io fampiresahana io (araka ny nolazaiko etsy ambony)ary misy zavatra azo hianarana (qui s'apprend) nefa koa misy zavatra sasany anjaranao irery no mampivoatra azy (qui s'acquiert).
Ianao saro-kenatra, tsy olana izany fa atao hoe charme antsika izany ilay fahasarotan-kenatra.
Fa izao e ! Mianara mihintsy aza aloha miresaka (amin'ny olona rehetra) mianatra mandresy lahatra sy miaro ny hevitrao. Tsotra fotsiny : mamakia boky be dia be de mijery cinéma ets...(culture générale). Dia amin'izay misy ho lazaina amin'ny sokajy rehetra (à long terme iny). Fa dien'izao dia azonao tsara ny manofana tena amin'ny firesahana (rehefa tonga ny sipa dia hitanao foana izay ho-tenina fa efa zatra ilay saina !!!) ka mandehana eny an-tsena (tsy mila mitondra vola) dia hampiresaho ny mpivarotra rehetra, hiadivo varotra daholo : ny 6 000 A hiadivo varotra 1000 A (isika ho'a tsy hividy !) raha sendra manaiky moa izy dia tsara fa hoe : hiverina eo aza ianao rehefa avy eo no valiny (nefa tonga de hody). Ataovy fahafinaretana mihintsy ilay miresaka (miady varotra ets...) dia diniho tsara fa tsy ny vava fotsiny no maneho resaka fa ny tenanao rehetra (tout le corps communique !) : ny maso, ny tsiky, ny paozy ets...
Hafatra farany : rehefa miresaka (na mapiresaka) dia hinoy tokoa izay lazainao f'aza alefalefa any fotsiny, hadinoy daholo izay prôblema rehetra dia mifantoka tsara amin'ny zavatra atao ny saina. Izay zavatra tsotsotra voalaza izay dia hanampy tokoa an'ny ankama amin'ny fiainana rehetra fa tsy amin'ny fikôtiana sipa ihany satria hanampy tokoa amin'ny safidy rehetra hiantraika aminao, ary samy hiaraha-mahalala fa ny tsara safidy no hozatry ny fahombiazana. Ka mazotoa !
71. belahasa ( 08/08/2006 06:20)

aza adino ry pisolahy ny mividy ilay boky mitondra ny lohateny hoe

"vehivavy vôpresaka anatin'ny ndray mi pi maso" nosoratan'i dokotera Vaika, mpandalina manokana ny fampiresahana vehivavy.
72. fasaly ( 08/08/2006 06:22)
majesty:

fasaly:sao de za ndray no lasa voampiresaky toi eo knou,d mandrary tsy haiko ndray hoe ahoana ny famaliana azy hi hi hi



:-D:-D:-Dzany veuh! ka za nge tsy mahay mampiresaka fa mahay mamaly beuh mitry e!:wink::-D:-D:-D:-D
73. majesty ( 08/08/2006 12:04)
fasaly:tena zô d zô mintsy za d hi-tenter chance any amin'lah raha izany klé lolll8)
74. Vaika ( 08/08/2006 13:55)
belahasa :
Hay ve le boky misy préface-n'i Maître belahasa no tianao lazaina e ! :-D:-D:-D
Aoka marina kilo-maître fa raha tsy nisy anao ilay boky tsy tafavoaka mihintsy. Mba mizara hevitra sy fahavoazana fotsiny mba tsy handaninan-dry zalahy andro amin'ny zavatra sasany efa voatsakotsakontsika kah.

"A l'assaut, gloria !" ny filamatra ra-pisolahy an !
75. pissoa ( 08/08/2006 14:03)
Ngah tsy azo maimaim-poana moa iny boky iny ry belahasa? :roll::-D:-D:-D
76. Vaika ( 08/08/2006 14:17)
pissoa : maimaim-poana a ? Handrendrika ny aferanay sy belahasa i njy ry pissoa a !
Mbola santionany fotsiny ireo voalaza ireo. Sa ahoana ra-bela ? Mbola tsy nasianay mi-deux resaka ilay :
- nilahatra fizarana karam-pifidianana teo amin'ny tribonaly, sady nisongona ny olona rehetra no ....:-$
- ilay avy nilomano teny Ankatso dia short kely sady kotsan'ny orana nefa nisy sipa kely roa (nianjaika be) sy nanana helo (niandry jono botry:°) )...
- ilay miady hitaty rakitra tany am-piangonana de sady ... de vao rava ny fiangonana de ... (censuré !!!).
NB : Miala tsiny antsika mpino fa efa tsy manao izany intsony isika ankehitriny !
ets ets...
Aina mihintsy anie ry pissoa no niala tamin'izany fa tsy inona akory e !:-D:-D:-D

An'i toi indray ny sehatra bela a !
77. belahasa ( 09/08/2006 08:29)
pissoa ah, marina mitsy ny an'i vaika.

ny olana dia izao, faniriana mihitsy ny izara an'ilay izy gratos. Fa saingy , raha vao atao gratos ilay izy dia heverin'ny sasany ho kilalalo ka ataony tsinontsinona. Nefa anie ka vokatry ny fitsakotsakoana ny fampiresahana vehivavy natao an-taonany maro eh.

Vaika ah, mbola tsy voaresaka teto aza ilay hoe mody milahatra any am banky oe aka vola, nefa ana poinse ny tena anton-dia. hi hihi (tsy manana compte kory nefa am nio a)

mbola maro ry reto ilay izy fa zao fotsiny ny mba hafatro a :

"la photocopie tue les pértinents auteurs comme Vaika"
78. Vaika ( 09/08/2006 11:08)
bela : AMEN !:D

79. malalatinasoa ( 09/08/2006 12:46)
:-D:-D:-D
80. belahasa ( 10/08/2006 06:29)
Vaika ho tateraka tokoa né zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1878