rehefa te ampiresaka vehivavy

41. pat1106 ( 03/08/2006 02:29)
Milay kosa ilay tantara kely dran-Vaika an tena mety madaitra io fa zany hoe ny toerana fotsiny no mety tsy mitovy de tonga de io no sopapa ry lery e, aza asiana olana zany fa tonga de velezo malaky sao laozan'ny omby miaaka eo an. Sur e de ampio ity amin'ny farany ;-);-) =D
42. Fiffi ( 03/08/2006 03:48)
hummm ! misy tena pro ato zany an! manja kah! :)
43. pissoa ( 03/08/2006 06:02)
Vaika: aoka fotsiny an :-D:-D:-D Tokony manangana ivon-toerana fianarana mikaoty sipa mihitsy ianao mba manampy an'ireo bandy kely saron-kenatra ireo :oops::-D:-D:-D

pisolahy: Vaiko io notantarain'i Vaika io - dia alaivo ao le inspiraka ony e ... :@
44. majesty ( 03/08/2006 07:12)
fasaly,ary za kou kay tsy mahay mampiresaka jô raha izany fa aleo handramako io fikan'toi io de lazaiko ihany toi raha efikasy fa le oul hanaovana azy no mbola eritreretina hoe iza re e?:?:
45. diamondra27 ( 03/08/2006 07:56)
:-D:-D:-D
vaika: hum, refa voarangotra de miteny hoe : etsy aza omeko pansement etc... Introduction daholo izany:-D

patrick2002: hafa indray iny feeling iny an! tonga de bomba be:-D:-D

46. fasaly ( 03/08/2006 09:18)
majesty::wink::wink: andramo ange zà fa toudé de efikasy avy hatrany e!:wink::-D:-D:-D:-D:-D aza mandàny rarakivy be lotra fa tsy mahobmy reny fa zay tena efikasy ihany hatao:-D:-D:-D
47. Fiffi ( 03/08/2006 09:37)
:-D:-D:-D
48. Herimiafina ( 03/08/2006 12:13)
pisolahy:

mba mila hevitra aminareo aho amin'ny fampiresahana vehivavy.manana olana be mintsy aho mantsy fa tsy talentako loatra le mampiresaka nefa ny namako toa mahay daholo.ohatra amin'izany fotsiny izao rehefa mahita olona tena manaitra ny ao anaty dia te hampiresaka azy aho nefa tsy hitako izay lazaina na koa rehefa miray bus na eny an-dalana eny....



Tandremo fa raha vao mamba be loatra dai mibaradaka be de oainina de ihomehezany fotsiny fa hoe ridicule hono. Ataovy mody fanina be fa iny no mandaitra, hehehehe:-D
49. tsoupou ( 03/08/2006 13:49)
pisolahy:

mba mila hevitra aminareo aho amin'ny fampiresahana vehivavy.manana olana be mintsy aho mantsy fa tsy talentako loatra le mampiresaka nefa ny namako toa mahay daholo.ohatra amin'izany fotsiny izao rehefa mahita olona tena manaitra ny ao anaty dia te hampiresaka azy aho nefa tsy hitako izay lazaina na koa rehefa miray bus na eny an-dalana eny....

Tsara mankany ambanivohitray Pisolahy, fotoanan'ny famadihana any zao dé misy an'ilay atao hoe valabe, raha te handray anjara amzany dé miteny fotsiny oe mba maniry fitiavana anao aho :D :D :D


50. cutie ( 03/08/2006 14:07)
:-:-D:-D:-D:-D
51. tsoupou ( 03/08/2006 14:18)
cutie:

:-:-D:-D:-D:-D
inn njay zao ny mampmé anjy eo :?:


52. arson ( 04/08/2006 07:07)
pisolahy< aza te miteniteny fona fa ny gravy anie refa raikitra ny anareo roa manjary enao indray no ataony fanalana andro eo e!
53. Fiffi ( 04/08/2006 08:58)
tandremo sao de manao hoe "azafady ! mba manana briké ve enao ? de avy eo de hoe ! wadrayyy ! hay lany le sigara ! nefa tsy mifoka akory ! :-D:-D:-D
54. belahasa ( 04/08/2006 09:34)


sorato ho boky ry vaika le izy fa malatsaka a.


ny tohiny v tsy hoe rovitra ny fimailo fa aleo tsy asiana ? hihihihi
55. pissoa ( 04/08/2006 09:56)
tsoupou:
Tsara mankany ambanivohitray Pisolahy, fotoanan'ny famadihana any zao dé misy an'ilay atao hoe valabe, raha te handray anjara amzany dé miteny fotsiny oe mba maniry fitiavana anao aho
:roll::roll::roll::-D

56. arson ( 04/08/2006 11:51)
fiffi sy belahasa
57. Fiffi ( 04/08/2006 15:44)
arson: de aleo :-D:-D zany raha izany koh! :-D
58. Vaika ( 04/08/2006 16:31)
belahasa : ilay tohiny marina angamba tokony atao payant marina raha ohatran'izao:-D:-D:-D
Fa momba ilay fimailo indray dia isika mahay mitandrina tsara kah. Ary tsy sasatra ny mamerina ireo mbola tanora (sy ny namana tsy an-kanavaka)fa ny fimailo no antoky ny fiainana. Sady rehefa hanafika koa anie dia manome hery tampoka izany ilay mitsapa kely ilay fimailo aloha vao mitsabaka e !;-)
59. Vaika ( 04/08/2006 16:36)
Oadray !
ilay mitsapa ilay fimailo mbola ao am-paosy sy mifono no tiko lazaina fa sao misy tailana andrenesana ka mamadika resaka. Misy mantsy ny olona rehefa te-hana-courage tena dia mampisondrotra col ilay lobaka kely aloha. Isika indray dia ilay fimailo no tsapaina fa sao tsy ao am-paosy intsony, dia izay vao lasa mampiresaka.
60. diamondra27 ( 04/08/2006 16:44)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084