Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Herimiafina
(
15/08/2008 01:43)
scam, spam, silentbanker....
Ny fiandohany dia mahazo mailaka ianao manambara fa nahazo vola, na tombola, sns, hatramin'ny hoe misy vola 1millions de dolars aty fa maty ny tompony tamin'ny ady tany Nigeria, sns.
Raha mamaly il...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 15/08/2008 15:17
ikalamako
(
14/08/2008 22:58)
Fihaonana namana serasera ao Roma - Andro voalohany.
Tonga ihany ilay andro e !
Iza daholo no namaly "izaho izay" tamin'ny vaky lapelina androany ?
Avy eto an-toerana :
- angie ombam-bady, mpikarakara be fandavantena sy zotom-po (merci njy)
- sef...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 19/08/2008 06:31
MARK07
(
14/08/2008 21:41)
fanontaniana
Manahoana,
Inona no tokony hatao raha toa ka tsy mety tafiditra ny sary iray?
Inona no tokony hatao mba hanakelezana ny "taille" ny sary mba ho tafiditra ao @
takelakin'ny serasera?
Misaotra ...
tohiny
novalian'i ANARIM ny 18/08/2008 12:44
ralek
(
14/08/2008 18:58)
lalao
kilalao mahafinaritra io, mampiditra anarana eo ampita (TAPE ICI) dia raikitra. Tsy mandany fotoana fa minitra vitsy monja. tsy aiko na fantarareo io. betsaka ianareo dia voa may tsara.
http://khub...
tohiny
novalian'i dadabe ny 20/08/2008 20:15
pissoa
(
14/08/2008 17:56)
LGBT
Efa misy dikany amin'ny teny Malagasy ve ny LGBT (Lesbian, Gay, Bisexual and Transgender) ?
Raha tsia, inona no soso-kevitrareo hoe handikana azy ? Sa ajanona soratana lava be foana lol.
:-D :-...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 16/08/2008 14:14
veromahefa
(
14/08/2008 15:57)
Mangataka tononkira "Mitafa irery" Bodo
Mba saika hangataka ny tononkiran'i Bodo "mitafa irery" azafady ho an'ilay zanako ato e! misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i lembelo ny 16/08/2008 00:45
nikah
(
14/08/2008 15:44)
Sary aloalo,sy ny dikany
Nifanena t@ olona izay aho ary manao ankanjo misy sary aloalo izy.Tonga dia hoy aho,made in Madagascar ty akanjonao ty.Dia hoy izy hoe oui, novodiko tao paris ty hoy izy ,fa ahoana no nahalalanao azy,...
tohiny
novalian'i nikah ny 25/08/2008 11:20
dadabe
(
14/08/2008 08:52)
aiza diamondra27
mitady mafy an'i diams aho fa malahelo azy :roll: :cry: :cry: ...
tohiny
novalian'i vale ny 28/08/2008 22:03
rztiana
(
14/08/2008 08:51)
sipa
ahoana lesy ny sipa miodina reny? mba jerijereo ao ry zala ...
tohiny
novalian'i amen ny 29/08/2008 19:08
karavasy
(
14/08/2008 08:24)
Rehefa Filoha dia Filoha na halabato na azo t@ basy na inona
Ny fantatr'izao tontolo izao dia izay filoha misoratra sy mandray andraikitra. Na azo tamin'ny famonoana ny teo aloha, na azo tamin'ny hala-bato, na azo tamin'ny rariny dia tsy ny mpanohatra no zahavi...
tohiny
novalian'i karavasy ny 16/08/2008 14:38
ari.malala
(
14/08/2008 08:03)
bon anif
Yonikafopla, d mirary soa d mahità ze tadiavina rehetra aky a
[url=http://mabul.org/][img]http://apu.mabul.org/up/apu/2008/08/14/img-100504yk0gp.jpg[/img][/url]
[url=http://mabul.org/][img]http:/...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 24/08/2008 20:27
sogla
(
14/08/2008 07:07)
sarompiaro(willah),foza orana,voninkazo adaladala(Eric Manan
:D
Manahoana o!
saika mba angataka tonon-kira willah (saro-piaro)
sy foza orana(tsy haiko tsara lay olona mihira azy fa ohatrany hoe"maitre.....",voninkazo adaladala(Eric Manana) .De manantena n...
tohiny
novalian'i Bethebest ny 14/08/2008 09:28
niryna
(
14/08/2008 05:18)
Synagogan'i Satana
Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao (nefa manan-karena hianao), ary ny fitenenan-dratsy ataon'izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa [i][b]synagogan'i Satana[/i][[/b] [b] .Apo 2:9...
tohiny
novalian'i niryna ny 27/08/2008 19:42
fameusecousine
(
13/08/2008 23:03)
voyage :aloha tsikelikely
Manao ahona daholo.
Saika mitady billet Madagascar za ka mahita ny publicité eto amin'ny radiovazogasy momba ny billet aloha tsikelikely,,ahona ny hevitrareo momba an'izany,,mety ve ny manao izany s...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 27/09/2008 06:38
lizabeth
(
13/08/2008 21:39)
Malagasy any Bruxelles
Misy fiangonana malagasy ve any Bruxelles ? misy toerana ahazoana mihaona amin'ny malagasy any ve ? misaotra mialoha !...
tohiny
novalian'i lizabeth ny 17/08/2008 21:42
Tokinao
(
13/08/2008 19:18)
hebergement-na audio. : fomba ahazoana rohy miafara @ .wav
Manaona daholo.
[b]Mba atoroy site "fanaovana upload ary ahafahana mahazo adiresina audio[/b]" ange ô. Betsaka ihany ny site ahafahana mi-upload fichier audio. Fa ny olako dia ny mikaroka ilay adir...
tohiny
novalian'i Tokinao ny 31/08/2008 08:55
dadabe
(
13/08/2008 16:40)
andao himemeh
:-D [u]Jereo eto[/u]...
tohiny
novalian'i dadabe ny 20/08/2008 20:10
coopsal
(
13/08/2008 14:26)
Tsy tadidiko ny lohatenin'ilay hira
Miarahaba antsika rehetra,
Misy hira anakiray izay mba tiako hananana ny tonony, ny tonon-kira dia voasoratra ao @ 1 Korintiana 13 :
L'amour n'est pas irritable, il n'est ni jaloux ni méchant
Mais...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/08/2008 11:13
vegas
(
13/08/2008 14:15)
Michael PHELPS
Tsy efa tsondro ve no azo ilazana an'iny olona iray iny?
25 records du monde!! Mahalasa saina be. Légende....
tohiny
novalian'i fijo ny 27/08/2008 21:07
arialy
(
13/08/2008 12:15)
circoncision
manaona daolo
manotany raha misy namana mipetraka eto france efa nanao circoncision ny zanany lahy kely tany am hopital na clinique, otrinona no vola aloha de firy taona no mapety azy sns... misaotra...
tohiny
novalian'i arialy ny 05/09/2008 12:11
