sarompiaro(willah),foza orana,voninkazo adaladala(Eric Manan

1. sogla ( 14/08/2008 07:07)
:D
Manahoana o!
saika mba angataka tonon-kira willah (saro-piaro)
sy foza orana(tsy haiko tsara lay olona mihira azy fa ohatrany hoe"maitre.....",voninkazo adaladala(Eric Manana) .De manantena ny valiny,mialatsiny be dia be raha somary betsaka ny tonon-kira nangatahiko.
Misaotra indrindra tompoko o!
novalian'i Bethebest ny 14/08/2008 09:28
2. Bethebest ( 14/08/2008 09:28)
Ato iany mitady d efa maita enao, mankanesa ao @ tononkira :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1676