:D
Manahoana o!
saika mba angataka tonon-kira willah (saro-piaro)
sy foza orana(tsy haiko tsara lay olona mihira azy fa ohatrany hoe"maitre.....",voninkazo adaladala(Eric Manana) .De manantena ny valiny,mialatsiny be dia be raha somary betsaka ny tonon-kira nangatahiko.
Misaotra indrindra tompoko o!