aiza diamondra27

1. dadabe ( 14/08/2008 08:52)
mitady mafy an'i diams aho fa malahelo azy :roll: :cry: :cry:
novalian'i vale ny 28/08/2008 22:03
2. sipagasy ( 14/08/2008 09:28)
!seen diamondra27 izany hono e!!!!

mivoaha tao injiko akia annnn
3. dadabe ( 14/08/2008 09:34)
:D :wink:
4. hery ( 14/08/2008 11:41)
Dia avy eo rehefa misy mibirioka indray ny resaka dia wawawa :-)

Raha tsy diso aho misy toerana fandefasana hafatra manokana... raha toa ka tsy manana email (intsony)

Hery
5. cutie ( 14/08/2008 14:18)
dadabe koa raha hisena :-D :-D :-D :-D :-D
6. tsiafoi1 ( 15/08/2008 06:10)
F'angah very diams???
7. xxx ( 15/08/2008 09:26)
simba hono ny pc-any :? vo teo izy no niantso
8. dadabe ( 15/08/2008 17:50)
3. Mpandefa : hery [ Valio ] 14-08-2008 13:41:43
Lohateny : Re : aiza diamondra27
Dia avy eo rehefa misy mibirioka indray ny resaka dia wawawa


mbola aiza rehefa tena mi dawawaWA :-D
9. fijo ( 15/08/2008 20:22)
mitady ny namany kosa izy ko nareo ko????ahoana letsy ny JO any an?
10. dadabe ( 16/08/2008 12:54)
milay be ! angaha tsy hitan'lah le sariko any le |?? :°)
11. dadabe ( 20/08/2008 11:25)
efa niresaka zahay sy diams t@ telefonina :D
12. fahamarinana ( 20/08/2008 11:34)
:arrow: dia mampamangy any zany rehefa hita ny niafaran'ny diam's.. :) (l)
13. dadabe ( 20/08/2008 20:04)
six ee :D :*
14. vale ( 21/08/2008 16:32)
dadabe ty wa tsy miova mintsy an! :lol:
15. kelly13 ( 21/08/2008 19:47)
fa inn no tena dikan'io oe "six" io e? :roll:
16. ratonga ( 22/08/2008 10:46)
"enina" :°) :-D :-D :-D
17. Lejoba ( 22/08/2008 15:16)
Efa azonareo ihany izy, aza mionona @ tél fa tonga dia.....
18. dadabe ( 22/08/2008 18:37)
16. Mpandefa : Lejoba [ Valio ] 22-08-2008 17:16:41
Lohateny : Re : aiza diamondra27
Efa azonareo ihany izy, aza mionona @ tél fa tonga dia.....


tonga d.....(tohizo e ) :D
13. Mpandefa : vale [ Valio ] 21-08-2008 18:32:31
Lohateny : Re : aiza diamondra27
dadabe ty wa tsy miova mintsy an!


hiova ahoana indray ry ...(antaigna samy taigna moa ka ny t.....) :wink: salama v ndry ?
19. vale ( 24/08/2008 11:48)
:-D :-D :-D :-D ok marina izany kahhhh!!! hihihi... :-* :D
20. vale ( 24/08/2008 11:50)
salama tsara tsy manahy! :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2294