Rehefa Filoha dia Filoha na halabato na azo t@ basy na inona

1. karavasy ( 14/08/2008 08:24)
Ny fantatr'izao tontolo izao dia izay filoha misoratra sy mandray andraikitra. Na azo tamin'ny famonoana ny teo aloha, na azo tamin'ny hala-bato, na azo tamin'ny rariny dia tsy ny mpanohatra no zahavin'ny olona fa ny filoha amperin'asa.
novalian'i karavasy ny 16/08/2008 14:38
2. xxx ( 14/08/2008 08:47)
Inona no tena tian-drangahy tenenona eto hoe mamono olona ve sy mangalara-vato amin'ny fifidianana satria rehefa lany dia izay no zava-dehibe.
Mba fohy fisainana koa rangahy raha mankasitraka an'izany.
3. kidoropamba ( 14/08/2008 08:47)
Marina mihitsy.
zaho aloha dakOro @ ity alabato tsy misy farany ity ary @ ireto antsonjay atao @ mpanohitra ireto. Mendrika azy ireo io. Tena manohana ny filoha hajaina Ravalomanana aho @ io.
Heverinao fa misy TIKO mitsangana eo raha tonga @ fitondrAna ireto mpanohitra kamo be tenda? tsssssss! valifaty foana ny ao antsainy.
Rariny loatra ary raha midongy isika @ ity toerana ity. Izaho aloha efa be taona ihany ka izay no hanohanako an'i filoha hajaina Ravalomanana.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
4. badboy ( 14/08/2008 09:55)
Mazava ny tiany ambara : ny zavadehibe dia ny toerana azo fa tsy ny fomba nahazoana azy!!!

Olona milaza ho manana diplĂ´ma avo no miventy io tonokira io : razanety!! Tsy ratsy, hita izao ny fotompisainany : mpanao amboletra!!! Tsy dia mahagaga loatra satria ny firehikeviny hatrizay mankamamy mafy ny sinoa, fa tsy dia tiany loatra ny toetsain'ny firenena loharano nipoiran'ny zon'olombelona dia i lafrantsa renimalala!! :-D :-D :-D

Vive lafrantsa renimalala, vive la francophonie, ho ela velona tsimati hahita ny fivoaran'ny demokrasia erantany!!! ;-) ;-) ;-)
5. tataka ( 14/08/2008 12:10)
Raha avy nangala-bato izany dia inona no filaza azy ho an'ny mpitondra any ivelany na ny vahiny rehetra mifandray amin'ilay firenena?
6. xxx ( 14/08/2008 12:14)
tataka:
Raha avy nangala-bato izany dia inona no filaza azy ho an'ny mpitondra any ivelany na ny vahiny rehetra mifandray amin'ilay firenena?

Prezida afrikana no filaza aza retsy an! :(
7. karavasy ( 14/08/2008 12:23)
Aza mandainga fa mangala-bato daholo na ny any "Asie" aza fa ny Afrikanina no mahantra dia lazaina izao antony rehetra izao.
8. kidoropamba ( 14/08/2008 14:23)
Na hala-bato io na fandravAna fahefana @ basy, dia filoha ihany rehefa tonga eo.
Raha te hitondra nareo mpanohitra dia tairo ny tifitra sy ny dorotrano fa izahay tsy hiala eo e.

Zaho aloha dia tena miombonkevitra ny @ hoe tokony misy ady saritaka mafy dia mafy eto madagasikara eto ka avelao ho ripaka any izay ripaka, ka maty izay maty. @ izay mihena ny mahantra, mihena ny mijaly, mihena koa ny tompon-tany ka azo amidy @ ireo vozongo mpanambola.

Ka miray hevitra @ ilAna ny hala-bato sy ny fanaporetana izay be mokondoha aho satria mamy ny seza satria ny seza dia fiainana.

Lany izy hoy BaonGO mikasika an'i MaOnGABE. ka filoha izy izany. ekeko e!

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
god save Ravalomanana^:^
9. tataka ( 14/08/2008 17:27)
F'angaha tsy maintsy hoe ny mahantra no hiady sy hiena ry baina a ? Vao tsy ela akory no nisy lasan'ny aretina ny mpanana botrabotra ? Ianao no ho faty ho azy eo koa satria manijik'aloka.
10. bazylou ( 15/08/2008 12:34)
odoy e!!! ty mandainga :roll: :roll:
11. karavasy ( 16/08/2008 14:38)
Matin'ny asesiky ny tanany. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0468