Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i MARK07, milahatra araka ny daty
MARK07 ( 14/08/2008 21:41)
fanontaniana
Manahoana, Inona no tokony hatao raha toa ka tsy mety tafiditra ny sary iray? Inona no tokony hatao mba hanakelezana ny "taille" ny sary mba ho tafiditra ao @ takelakin'ny serasera? Misaotra ... tohiny
novalian'i ANARIM ny 18/08/2008 12:44
MARK07 ( 21/07/2008 06:03)
Arahaba
Manahoana, mba mangataka ny tononin'ny hiran'i MAMY BASTA "Arahaba" Misaotra betsaka mialoha.... tohiny
novalian'i ainaheri ny 22/07/2008 18:24
MARK07 ( 20/06/2008 07:33)
Fangatahana fanazavana
Azafady tompoko, Inona kay no fomba atao mba hampiasana ny solonanarana? Naharay fanamarihana mantsy zaho hoe ampiasao ny solonanaranao fa raha tsy izany dia hovoafafa nefa zaho mandefa hafatra, cha... tohiny
novalian'i hery ny 20/06/2008 08:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0196