Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
booboo
(
19/08/2008 12:05)
fihaonana Tily sy Mpanazava eto Frantsa.
Tanana havia aby,
Isa-taona dia misy fihaonana ( fiofanana sy fanalana azy ) ho an'ny Tily sy mpana mbola am-perin'asa, sampana Mena ary ho an'ny tranainy.
Daty : 27 - 28 septembre 2008
Toera...
tohiny
novalian'i lazounet ny 31/08/2008 12:04
endrika01
(
19/08/2008 10:53)
FA INONA KAY ZANY FANENITRA?
Tsy zany wa fa nisy namana zay ,maty t@io semaine lasa io.Teo am-pangarona ny lafarinina hanaovany mofomamy izy,no nisy anzany fanenitra zany,nanidina tao anaty lafarinina,voatsindrona hono ny lohatan...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 03/09/2008 16:45
gringos
(
19/08/2008 03:58)
Mba vonjeo e!
Mba mangataka ny tononkiran'i Bessa hoe "Foiko manontolo" izay hirain'i Fafa amin'izao azafady indrindra ho an'izay manana. Misaotra mialoha e!...
tohiny
bazylou
(
19/08/2008 02:17)
mandritran'ny tour du monden'ny le8
Suède
Agenda chargé pour Ravalomanana
""Le président de la République rencontre différentes personnalités en marge du Séminaire mondial sur l’Eau, organisé par le Stockholm Interna...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 20/08/2008 15:12
nororavel
(
18/08/2008 20:28)
sadc midikizo sa tombotsoa manokana ??
Inona marina no tena filaza izao nisy ve fanazavana @ io fidirana @ ity sadc ity ary fantantsika malagasy ve ny sadc, raha niditra t@ europe dia efa 40 ans no namolavolana izany vao tena nandeha ary i...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 23/08/2008 16:29
rakoly
(
18/08/2008 18:22)
alay lakana (lola)
mitady tononkira...
tohiny
xxx
(
18/08/2008 17:10)
Tsy mety tafiditra any amin'ny tondrom-peo
Inona no mety mahatonga an'izany? mampiditra ny solonanarana sy tenimiafina marina tsara aho nefa tsy mety tafiditra ao amin'ny tondrom-peo, sao dia misy afaka hanampy ahy ny amin'izay, misaotra indri...
tohiny
xxx
(
18/08/2008 16:46)
inona zany ureaplasma urealyticum
inona ry reto zany ureaplasma urealyticum zany de inona no fanafodiny azo sitranina ve?...
tohiny
novalian'i bazylou ny 21/08/2008 01:20
naughtyboy
(
18/08/2008 11:28)
ra misy manotany isika oe ahoana no fomba fijerinao ny fitia
ny fitiavana ...malalaka be valiny ary azo iadinkevitra
ao oh.reo mihevitra fa ny fitiavana de,namana ,olontina,Andriamanitra ,vola..
amiko zany de ty no filazany oul 1 ty no manakaiky azy
" It's ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 22/08/2008 10:28
Ika
(
18/08/2008 09:46)
Marseille
Manao ahoana daholo isika namana
Mba te hanontany kely azafady an'izay mahalala an'i Marseille. Aiza kay no tsara andehanana raha hiantsena any marseille ? Olona mpanao vakances fotsiny izahay io dia...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 26/08/2008 10:02
ari.malala
(
18/08/2008 07:49)
inona marina no atao hoe olona misy demony
Miarahaba ny rehetra
Manontany aho hoe inona marina no atao hoe olona misy demony satria misy olona izay manana aretina mifanitona, d lazaina fa misy demony d ny tsy azoko d hoe refa in no atao hoe...
tohiny
novalian'i niryna ny 30/08/2008 00:11
neo83
(
18/08/2008 07:17)
Tsy mety tafiditra karajia
Salama daoul ô !
Nanomboka omaly atramin'ny androany oa za tsmety tafiditra ao amin'ny karajia tsony e, tsiaiko ze antony, kanefa machine 6 no ato, d za irery no mi-connect karajia eo, fa tsmety t...
tohiny
novalian'i neo83 ny 06/10/2008 20:58
lagoon
(
18/08/2008 07:02)
Hatraiza ny habibian'ireo Malagasy?
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img55.imageshack.us/img55/5354/unefdvvj4.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/g.php?h=55&i=unefdvvj4.jpg][IMG]http://img55.imageshack.us/img55/5354/unefdv...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/08/2008 20:40
niryna
(
18/08/2008 05:12)
Na dia iray fotsiny ihany aza ve ?
Hoy ity namana iray mikasika ny didy folo hoe raha mba voatandrinay kosa aza ve ny fito amin'ireo didy folo ireo tsy efa mba tsara :D :D =D=D
kanefa ny tenin'Atra dia manambara hoe
[b] [color=b...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/09/2008 11:44
ikalamako
(
17/08/2008 23:53)
Fihaonana namana serasera eto Roma - andro 4.
Efa lasa aninkeo maraina : Eric, Lova, Mimosa ary Lanto
Hanainga rahampitso tolakandro : ds mianakavy
Mbola tavela eto Roma : rakaroka mianakavy sy izahay mpiandry tanàna
Noho izany androany no f...
tohiny
novalian'i mangidy ny 22/08/2008 12:56
colar
(
17/08/2008 20:00)
fialantsiny
miala tsiny indrindra am namana tonga teto roma ra tsy d afaka niaraka firy akory noho ny asa amandraharaha,ialana tsiny ra tsy tanteraka ny fapanantennana tam rano mafana,gravy ko fa tena tsisy mpiv...
tohiny
novalian'i ikalamako ny 11/09/2008 15:09
ratonga
(
17/08/2008 16:58)
juste pour rire
http://www.dailymotion.com/playlist/xex8x_lopo007_21h/video/x2bd22_justepourrire-v1_fun
http://www.dailymotion.com/playlist/xex8x_lopo007_21h/video/x1ijtf_juste-pour-rire_fun...
tohiny
novalian'i dadabe ny 21/08/2008 16:31
tsidina
(
17/08/2008 14:43)
aretina azo sitranina ve? sa tsi ?................
ny zaobaviko ry reto mitaraina foana izy misy perte blanc foana isanandro, efa betsaka ny traitement efa narahiny hono nefa dia tsy mety afaka tanteraka fa de miverimbrina. Ny fanontanina de zao.moe v...
tohiny
novalian'i ni81 ny 23/08/2008 21:22
fahamarinana
(
17/08/2008 12:41)
mahay mahandro loha-kisoa ve nareo ???
:arrow: Tsy fantatro raha efa nisy dinika toy io fa raha nisy dia ialako tsiny dieny zao dia mba asio ilay rohy e.misaotra :)
[u]mitady recatte fanaovana look's aho ry namana isany:[/u]
---ny efa ...
tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:30
lohabe
(
17/08/2008 04:21)
wave out mix vista dell
Hitako tamin'ny internet tany zany fa fanahy inian'ny dell mihitsy ny tsy mampandeha ny wave-out-mix amin'ny ordinateranay vaovao sasany.
Ialana amin'ny resaka pirate ihany ilay izy hono e.
Iana...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 17/08/2008 09:02
