mandritran'ny tour du monden'ny le8

1. bazylou ( 19/08/2008 02:17)
Suède
Agenda chargé pour Ravalomanana


""Le président de la République rencontre différentes personnalités en marge du Séminaire mondial sur l’Eau, organisé par le Stockholm International Water Institute.
Le Chef de l’Etat a reçu en audience, hier, le Maire de la Ville de Stockholm. Des rencontre avec le Premier ministre suédois et des opérateurs économiques sont aussi au programme.
A son arrivée à Stockholm, le Président Ravalomanana a été accueilli à l’aéroport par le ministre de l’Eau, Jean Donné Rasolofoniaina, l’ambassadeur de Madagascar en Suède et le représentant résident de l’Unicef à Madagascar.

Fano Rakotondrazaka"" avyany chine, dia RSA, dia suede dia za koa?? Norvezy sa suisse sa ..... tsy raharahan'ny lery hono ny gasy fa hisaosy any izy e
DIA MATY NOANA SY MIFANOLANA NY GASY§§!!

:-D :-D
2. karavasy ( 19/08/2008 05:43)
Fa tokony ialah ngah no mandeha any. izany no atao hoe President ka ahoana ? Rehefa tsy mafaly mahazo mibotsina. Efa dondropr mbola tsy tonga saina ihany. Iza no filoha hifandray am'lah mangarona.
3. ravatorano ( 19/08/2008 10:12)
karavasy < amiko dia toy ny resaka feno eso ihany ilay avalinao ary tsy d mifankaiza amin'ny tenin i ra bazy ihany saingy amin'ny fomba feno fiodinana lavidavitra kokoa !
Ny fivoahan'ny filohampirenena any ivelany dia everiny fa mety amin'ny fampandrosoana an'i Madagasikara ka tsy dia hitako loatra izay ho lazaina e toy ny manao mada raid ihany io fa ny fomba sy fisehony no samihafa
4. xxx ( 19/08/2008 11:43)
Fa inona mihitsy ity contentieux eo aminareo mitsam reto ry karavasy sy bazylou an?? Ohatry ny toa avy dia fanakianana tsy misy farany fotsiny mantsy.
5. bazylou ( 19/08/2008 17:31)
tapaka lalndrrivotra amin'nytsy antony satria tim ekipa lery anie::!!!
DAi inona koa no zavtra azo'ny Madagasikara raha le 8 nomanao tour du monde?? firy no nataony fa honoris kozatrin'ny fisolelafana sinoa no entiny ?? tssss diiinn beurkkkkkkk. :-D :-D
6. ravatorano ( 20/08/2008 09:23)
kay v alahelo an ilay onorish e
zay azony any zalah aleo ho azy ny azy ah fa ny an ny tena no ataovy betsaka mandilatsy ny azyd hilay e
raha mievitra ny hampandroso firenena amin izany izey dia mba ataovy tsara nohon'ny vitany ny an'ny tena fa dia ho hitanao ange ny vaokany ho an ity firenena ity e
7. kidoropamba ( 20/08/2008 15:12)
Rariny kosa raha mba manao vankAsa ny filoha hajaina satria mafy ilay ady tany beijing ka nitondrAny medaly volamena.
Avelao izy mba hanao ny fiainany fa aza be fialonana tahaka io.

Ravalomanana ihany! Ravalomanana hatrany!

dera sy laza hoan'i tompo mahery Ravalomanana ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.153